Fa iza mou France!?????

1. rastafarai ( 02/06/2009 13:34)
Ho anareo velominy sy miankina aminy no tsy maintsy misolelaka any, ze ifanosehanareo ao na gtt nareo na tgv...Nenay Dago ihany fa ra tena tia tanindrazana ianareo modia daholo manasoa firenena fa tsy miorakoraka fotsiny eraky Paris... :evil:
répondu par rodro le 10/06/2009 07:43
2. xxx ( 02/06/2009 13:50)
tsisy vola hodiana fa 1000 euros né ny mody eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
double an'izany raha mieritreritra ny hiverina an dafy
3. xxx ( 02/06/2009 14:51)
750eur dia mahavita mandroso miverina e, izany hoe karama tapabolana! :-D :-D
4. xxx ( 02/06/2009 15:00)
ho an'ny mpamafa lalana koa ve
5. mignone ( 02/06/2009 15:38)
ka tsy tia tanindrazana izany rastafarai ô! satria tsy mody manasoa firenena ? :-D :-D , sa ny ao paris ihany moa izy ity ?
6. Mirananirina ( 02/06/2009 16:47)
ho an'ny mpamafa lalana koa ve

minimum,1200€ ny mpamafa lalana.
7. xxx ( 02/06/2009 17:33)
smig 1200eur, ankoatra ny prime, ny mpamafa lalana ary mety amboniny smig, tsy any dago anie aty e, rehefa miasa aty dia mitovy daholo, ary akombony ny vava rehefa tsy mahalala fa aza miteniteny foana! :-D :-D
8. xxx ( 02/06/2009 19:07)
frustré ndray ra bazylou zany. Manontany ny olona fa ry zalah nga moa miteny hoe inn na inn ry vendrana ty a
9. Noue ( 02/06/2009 19:26)
rastafarai:

Ho anareo velominy sy miankina aminy no tsy maintsy misolelaka any, ze ifanosehanareo ao na gtt nareo na tgv...Nenay Dago ihany fa ra tena tia tanindrazana ianareo modia daholo manasoa firenena fa tsy miorakoraka fotsiny eraky Paris... :evil:
mino aho fa raha makany Italie koa i tgv dia ohatran'io ihany no hiseho any eee !


10. rastafarai ( 02/06/2009 19:57)
xxx: Mba manana hazondamosina fa aza miafina e!!
11. locl ( 02/06/2009 20:02)
Ka raha hody any Dago moa izany dia inona no hivelomana any???
Raha miala avy aty aminay aloha dia mbola + 150 à 200 euro mankany Paris na Milan e!

Tsy aleo ve mba misy mihorakoraka koa andafy aty fa raha tsy teo ange ireo ankizy tao Paris dia nolazain'ny media frantsay hoe ankasitrahan'ny Malagasy ry TGVendrana e!

12. fijo ( 02/06/2009 21:00)
ilaina ny hetsika aty,anehoana amin'ny vahiny fa tsy mbola ny tgv no mitondra ny rehetra
13. xxx ( 02/06/2009 21:00)
rastafarai:

xxx: Mba manana hazondamosina fa aza miafina e!!




ka lé blem anie dia tsy misy hazo ny lamosiko fa taolana sy hozatra ihany e! :-D :-D :-D
14. fijo ( 02/06/2009 21:12)
mazava be
15. xxx ( 02/06/2009 23:31)
ilay bandy ty angamba tsy nety nahazo visa france fa visa italie no azony fa toy mitsikera ireo gasy frantsa foana no ataony!! dia aza mimenomenona xxx fa io ny choix tinay hiresahina eto! izay no demokrasia fa tsy tgv akory ialahy ka mivoha tao @ xxx ao!
16. ravonjison ( 03/06/2009 07:12)
rastafarai:

Ho anareo velominy sy miankina aminy no tsy maintsy misolelaka any, ze ifanosehanareo ao na gtt nareo na tgv...Nenay Dago ihany fa ra tena tia tanindrazana ianareo modia daholo manasoa firenena fa tsy miorakoraka fotsiny eraky Paris... :evil:




Ny olona mijanona any ivelany, na ao Frantsa anie ry rastafarai dia efa manasoa firenena e, ary tia tanindrazana tokoa izy ireo noho izany.
Misy vola alefany any Dago, ary iny vola iny manavotra olona @ hanoanana.

Ohatra : - raha ao Frantsa ( @ ankapobeny any ivelany) izy dia mandefa vola ka manavotra olona 3 @ hanoanana
- raha mody izy dia ho chomeur, tsy manankoanina. Ireo olona 3 koa dia tsy manankoanina. 4 izany no tsy manankoanina.

Ka tsy aleo ve izy 4 samy mihinana daholo, toy izay samy maty noana daholo.
Izay ny kajy tsotra hi-demontrer-ny fanasoavana ny tanindrazana ataon' izy ireo.
17. rastafarai ( 03/06/2009 09:03)
xxx: Aiza kou ry xxx no hanana visa Italie d tsy afaka hitsofoka any France, sa nareo ao Frantsa ihany fa klandy d tsy mba mahita Europa ankoatran'ny ao!?
Sokafy ny maso d jereo ny manodidina d ny sisiny ale... :lol:
18. xxx ( 03/06/2009 11:28)
tsy nahazo visa sejour any france ialahy matoa isaky ny mihetsika izao dia ny fanaratsiana gasy ao lafrantsa ao foana no atao sizé!anga moa refa manana sejour shengen dia afaka mipetrapetra_poana manerana ny europe?
ajanony ilay fanaratsiana gasy lafrantsa fa tsyizy retra akory no manao tsy mety!
sa ve ilahy tapohiny oe lasa any ampita dia manaratsy ny gasy frantsa? anga efa naratsin'ny gasy frantsa anga ny gasy italie?
19. rodro ( 03/06/2009 14:57)
Angay atoy suisse anie voaraoka nizao hoe modia mby hagnasoa tanindrazana
ampandrosoana ara ny tanitsika vonamiady mandrakan-droany

Agna moa tsahody agny retsimipody mitambatsa @ franca isika gasy
fa io ro napahatra atsika tehanakambo nefa tsihita zay vita ny mpitondra moa de faly handany vola fotsiny na ny olo tsamana pahaizana ara mitona ny gasikara

ohatra.Ra8 tsimanagna na bpc nefa de nitodra teo?

Manahiragna ny hoty agny tena marina
veloma gasikara de tohizo hatragny ny ady fa vona hanakarena atsika ndraiandro angy :evil:
20. xxx ( 03/06/2009 15:42)
rodro:

ohatra.Ra8 tsimanagna na bpc nefa de nitodra teo?

Nga lery tsy hoe nanao fianarana tany Allemagne
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2923