Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Fa iza mou France!?????
21. rodro
( 04/06/2009 05:56)
xxx.fa angao ro mahita hoe manapahaizana tagny almainga lery
Ka ina moa no ilazany tgv azy hoe mbola mahay zaho noho elahy
Nadalo teto souss lery ndray andro mbola mila pandika teny français
mazavahoazy fa mpitodra ronono @ vtt no mety aminazy
Répondre
22. xxx
( 09/06/2009 12:17)
ka izay ange mahavoa an'itony bandy tony eh!jere moa zany pasin'ilery koa!! eo izy milaza fa oe gasy lafrantsa de nefa eo indray oe miorakoraka ao paris!
hita mintsy oe tsy mahalala afatsy paris lery ko!! :-D :-D :-D :-D
Répondre
23. rodro
( 10/06/2009 07:43)
Ka zay manko no ilazako fa tsinahita taiza izy
Marina fa gasy la frantsa,nohony izy najanaka atsika
Nefa zao atsika voa ka hadeha hileladelaka frantsay ve
Ataony kozy mamovoka ao :-* :-*
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0479