Nono mivoaka ronono

1. xxx ( 30/05/2009 08:58)
Efa manambady za fa tsy mbola niteraka ,gaga be zaho in-1 maraina fa nangidihidy be ny nonoko ary dia nohaoriko ,avy teo ohatry ny naharary kely zany ny loha nono,nojereko ary io fa misy tsiranoka mivoaka toy ny ronono.Dia hoy aho hoe bevoka ary ve za ,fa sao dia tratran'ny fausse regle,natao ny teste nefa dia negatif.Ka sao dia mba misy afaka manazava re ry namana ,inona no antony mahatonga io.Sa sao dia aretina ve sa ahoana.
Misaotra mialoha
répondu par rhina le 24/09/2009 14:42
2. karinah ( 02/06/2009 16:20)
Bjr! efa nahazo ahy io, tsy bevohoka koa aho anefa! sao dia nisy fanafody nohaninao ohatra???.... ny ahy manko rehefa noentiko tany @ gynéco dia nolazainy fa avy @ fanafody nohaniko ilay izy.
3. xxx ( 03/06/2009 10:29)
Misaotra an'i karinah namaly, ny vitamine fihinako isan'andro ihany no nohaniko fa tsy nisy ankoatr'izay.Efa naka RDV tany @ gyneco aho fa mbola @ zoma hariva.Ka asa aky nahanahoana ny valiny fa manahy ihany ny tena @ ty cancer efa miha mihanaka tsy ampoizina ty.
Dia ho hita eo zay valiny.
4. ni81 ( 03/06/2009 11:08)
Somary HS kely: nisy vehivavy efa ménopause tany dago nanangana zazakely. Tsy hoe tsy niteraka akory izy no anton'io fa efa manana 12 mianadahy izy mivady Nalainy ilay zaza fa nanana olana ara-tsaina ny reniny. Dia nampinonoiny t@ nonony ary dia nisy ronono soaman-tsara ary dia iny no niveloman'ilay zazakely mandra-pahatonga azy hiala nono.
5. booboo ( 03/06/2009 11:17)
resaka hormones...
6. kotobekibo ( 03/06/2009 19:42)
efa nisy h@ andron'ny ntaolo ny mpampinono " nourrice " hoy ny vazaha .
Tsy reninjaza ireo fa vhv misy nono fotsiny ary mamahana sy mitaiza ny zanaky ny mpànana na koa ny mpanjaka .
:wink:
7. endrika01 ( 03/06/2009 19:42)
Mety ho hors sujet zah,nefa moa ny dinika napetrakiny namana dia miresaka nono mivoaka ronono,de mba hanararaotra hametraka ity fanotaniana ity,inona kay no atao mba hampijanonana ny nono mitete lava?Le vhv io mou efa am-bolana no aty,ny zanany mbola tsy nisara-nono no nilaozany!De isanandro de serviette be lambanana kotsakotsa,efa teriny fona fa de tsisy fika! :P
8. ni81 ( 03/06/2009 20:33)
efa nisy h@ andron'ny ntaolo ny mpampinono " nourrice " hoy ny vazaha .
Tsy reninjaza ireo fa vhv misy nono fotsiny ary mamahana sy mitaiza ny zanaky ny mpànana na koa ny mpanjaka .
marina tokoa zany
Mety ho hors sujet zah,nefa moa ny dinika napetrakiny namana dia miresaka nono mivoaka ronono,de mba hanararaotra hametraka ity fanotaniana ity,inona kay no atao mba hampijanonana ny nono mitete lava?Le vhv io mou efa am-bolana no aty,ny zanany mbola tsy nisara-nono no nilaozany!De isanandro de serviette be lambanana kotsakotsa,efa teriny fona fa de tsisy fika!
asaivo maka ravim-boaloboka vitsivitsy izy dia apetaho @ nono manontolo ireo ravina fa ho ritra ny ronono avy eo
9. kotobekibo ( 03/06/2009 20:56)
endrika01:

Mety ho hors sujet zah,nefa moa ny dinika napetrakiny namana dia miresaka nono mivoaka ronono,de mba hanararaotra hametraka ity fanotaniana ity,inona kay no atao mba hampijanonana ny nono mitete lava?Le vhv io mou efa am-bolana no aty,ny zanany mbola tsy nisara-nono no nilaozany!De isanandro de serviette be lambanana kotsakotsa,efa teriny fona fa de tsisy fika! :P



Asaivo manao sport izy na mihazakazaka matetika fa tonga d mijanona io .
Misy koa fanafody vidiana any @ pharmacie .
10. endrika01 ( 04/06/2009 05:33)
ni81:
quote] asaivo maka ravim-boaloboka vitsivitsy izy dia apetaho @ nono manontolo ireo ravina fa ho ritra ny ronono avy eo
misaotra am torohevitra,fa dia ho hampita aminy e!
11. endrika01 ( 04/06/2009 05:45)
kotobekibo:
Asaivo manao sport izy na mihazakazaka matetika fa tonga d mijanona io . Misy koa fanafody vidiana any @ pharmacie .
fantatr i kotobekibo ve nenaranle fanafody?So manko tsy ahita ravina voaloboka izy,de mba makany @pharmacie njay!
12. karinah ( 04/06/2009 11:39)
quote=xxx
Misaotra an'i karinah namaly, ny vitamine fihinako isan'andro ihany no nohaniko fa tsy nisy ankoatr'izay.Efa naka RDV tany @ gyneco aho fa mbola @ zoma hariva.Ka asa aky nahanahoana ny valiny fa manahy ihany ny tena @ ty cancer efa miha mihanaka tsy ampoizina ty.
Dia ho hita eo zay valiny.
-------------------------------------------------------------------
tsy misy fisaorana kah, :) ....an,an, aza matahotra be izany fa tsy voan'ny cancer ianao kah, mety na ireo vitamines hoaninao ihany aza dia mahatonga ilay izy. Manatona ihany aloha gynéco fa ny ahy koa noentiko tany dia avy t@ fihinanako anti-dépresseur ilay izy ary tsy nomeny fanafody akory aza aho fa oe tsy misy atahorana hono.
13. Mirananirina ( 04/06/2009 11:58)
Mialatsiny aky fa tena tsy mahita ambara ny momba io aho an
14. raclo ( 04/06/2009 19:29)
endrika01:

Mety ho hors sujet zah,nefa moa ny dinika napetrakiny namana dia miresaka nono mivoaka ronono,de mba hanararaotra hametraka ity fanotaniana ity,inona kay no atao mba hampijanonana ny nono mitete lava?Le vhv io mou efa am-bolana no aty,ny zanany mbola tsy nisara-nono no nilaozany!De isanandro de serviette be lambanana kotsakotsa,efa teriny fona fa de tsisy fika! :P

misy fanafody mampijanona ny ronono, madeana any am dr

15. endrika01 ( 09/06/2009 07:16)
raclo >tapaka lay phrase njy :wink:
16. rhina ( 24/09/2009 14:42)
endrika01:

Mety ho hors sujet zah,nefa moa ny dinika napetrakiny namana dia miresaka nono mivoaka ronono,de mba hanararaotra hametraka ity fanotaniana ity,inona kay no atao mba hampijanonana ny nono mitete lava?Le vhv io mou efa am-bolana no aty,ny zanany mbola tsy nisara-nono no nilaozany!De isanandro de serviette be lambanana kotsakotsa,efa teriny fona fa de tsisy fika! :P


rehefa tsy mampinono mihitsy telo na efatra andro ny vehivavy iray misy aza 2 na 1 andro fotsiny dia tsy misy tsony ny nono ao
izay le oe: mihitsana ny nono

fa ra tianao dia afaka makany @ pharmacie fotsiny enao dia manotany dia mlaza zareo oe : ity no ohanina

fa ra za enao dia tsy mihinana fanafody zany a fa dia avelako amzao fa mijanona foana io ary tsy mioatra ny 4 andro raha tsy cas afa ndray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808