Kabaro dia mahafaty oe ?
1. Noue
(
28/05/2009 20:16)
Mpirahalahy matin'ny kabaro dia
Zava-doza no nahazo an'ity fianakaviana iray teny amin'iny faritr'Iavoloha iny, ny alatsinainy teo. Zanany roalahy kely tsy narofy, tsy naninona teo no narary tampoka ary nafoy tao anatin'ny fotoana vitsy. Ilay zokiny, eo amin'ny dimy taona eo, tsy tonga tany amin'ny hopitaly akory nialana nenina dia namoy ny ainy. Ilay zandriny telo taona kosa, mbola nisy aina kely. Saingy tsy navelan-drafahafatesana hiala. Namoy ny ainy ny ampitson'ny nidirany hopitaly, izany hoe ny talata.
Raha ny fanazavan’ny mponina teny amin'ny manodidina dia vokatry ny fihinanan'izy ireo kabaro dia izay naniry teny an-tokontanin' olona no antony nahatonga izao fahavoazan'izy mirahalahy kely izao. Mitovy amin'ireny kabaro ireny mihitsy mantsy izy ity ka noheverin'ireto zaza fa fihinana. Dia nalainy ka nandrahoiny, nataony tsinkonona.
Maromaro izy ireo, raha ny fanazavan'ny mpiara-monina, no niara-nikarakara sy nahandro an'ity kabaro dia ity. Saingy ireo efa lehibebe sy ireo madinika, rehefa nahatsapa ny tsirony mangidingidy, dia tonga dia nandrora ka niala. Izy mirahalahy kely izany no tena nihinana ka dia izao voapoizina izao.
Nitaraina ho nisalebolebo te-handoa izy ireo raha vao avy nihinana an'ilay sakafo kelikely, ary nalemy tsy nahetsika intsony nony farany. Nitangorona ny ankizy nijery azy mirahalahy ary izay no nahataitra ny fokonolona ka nitondran'izy ireo azy teny amin'ny hopitaly.
Ny fokonolona teny an-toerana no nirotsaka nanampy ny ray aman-drenin'ireto zaza nikarakara ny razana.
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=26750

répondu par mmmhh le 05/06/2009 07:05
3. endrika01
(
02/06/2009 10:33)
Noue:Nampalahelo ireto zaza! Tokony ho nandray fanapahan-kevitra haingana izy ireo,ireo tomponle kabarodia,hanapaka sy hanongotra hatr@fakany .Io poizina io,fa mety hamono zaza hafa indray! Mba harao maso iany ny zaza amzay hohaniny fa tena mampalahelo ty tranga iray ity!
Mpirahalahy matin\'ny kabaro dia Zava-doza no nahazo an\'ity fianakaviana iray teny amin\'iny faritr\'Iavoloha iny, ny alatsinainy teo. Zanany roalahy kely tsy narofy, tsy naninona teo no narary tampoka ary nafoy tao anatin\'ny fotoana vitsy. Ilay zokiny, eo amin\'ny dimy taona eo, tsy tonga tany amin\'ny hopitaly akory nialana nenina dia namoy ny ainy. Ilay zandriny telo taona kosa, mbola nisy aina kely. Saingy tsy navelan-drafahafatesana hiala. Namoy ny ainy ny ampitson\'ny nidirany hopitaly, izany hoe ny talata. Raha ny fanazavan\'ny mponina teny amin\'ny manodidina dia vokatry ny fihinanan\'izy ireo kabaro dia izay naniry teny an-tokontanin\' olona no antony nahatonga izao fahavoazan\'izy mirahalahy kely izao. Mitovy amin\'ireny kabaro ireny mihitsy mantsy izy ity ka noheverin\'ireto zaza fa fihinana. Dia nalainy ka nandrahoiny, nataony tsinkonona. Maromaro izy ireo, raha ny fanazavan\'ny mpiara-monina, no niara-nikarakara sy nahandro an\'ity kabaro dia ity. Saingy ireo efa lehibebe sy ireo madinika, rehefa nahatsapa ny tsirony mangidingidy, dia tonga dia nandrora ka niala. Izy mirahalahy kely izany no tena nihinana ka dia izao voapoizina izao. Nitaraina ho nisalebolebo te-handoa izy ireo raha vao avy nihinana an\'ilay sakafo kelikely, ary nalemy tsy nahetsika intsony nony farany. Nitangorona ny ankizy nijery azy mirahalahy ary izay no nahataitra ny fokonolona ka nitondran\'izy ireo azy teny amin\'ny hopitaly. Ny fokonolona teny an-toerana no nirotsaka nanampy ny ray aman-drenin\'ireto zaza nikarakara ny razana. http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=26750
4. mmmhh
(
05/06/2009 07:05)
DRYYYYYYYYYYY:cry: :cry:
tokony ho izay mintsy no fanapaha-kevitra voalohany hatao,
looza
endrike01:
Tokony ho nandray fanapahan-kevitra haingana izy ireo,ireo tomponle kabarodia,hanapaka sy hanongotra hatr@fakany .Io poizina io,fa mety hamono zaza hafa indray!
tokony ho izay mintsy no fanapaha-kevitra voalohany hatao,
looza