Andry Rajoelina nanodina vol Airmad

1. hery ( 28/05/2009 15:50)
Dia samy naheno angamba isika fa nahodin'i Andry Rajoelina ho any Dakar/Sénégal ny vol-n'ny Air-Mad tokony ho any Paris. Niesona adin'ny firy tany ny mpandeha. Iza no nandoa ny frais? Sa dia natao toy ny fanao isanandro niantsoana CAPSAT dia mikidaona?

Dia lazaivo fa mbola OK ihany.

Zavatra toa izany anie no nahatonga an-dRavalo nividy Air Force One e!!! Rehefa te handehandeha any ivelany, kanefa tsy te hanofa avion-n'ny Air-Mad isaky ny mihetsika dia mividy Air Force One... Raha tsy izany dia tokony tsy mihetsika ao Dago ao i leiry.

répondu par xxx le 29/05/2009 16:05
2. hery ( 28/05/2009 15:54)
Sao dia hoe taiza indray

http://www.ouest-france.fr/actu/actuDetFdj_-Le-president-malgache-detourne-l%E2%80%99avion-de-Paris-vers-Dakar_39382-949404_actu.Htm

Ho hita eo rehefa retour hoe aiza indray no handeha... sa hantsoina handalo any Dakar ny avion air-mad avy any Paris?

Toa hofaizin'ny GTT hono i leiry raha mandalo ao Paris ao
3. xxx ( 28/05/2009 16:01)
efa nisy fehin-kevitra nentiko teto momba io avion présidentiel sy ny AIR MAD io ,satria nisy olana foana izy io hatrizay na t@ andron i RATSIRAKA ,na ZAFY na RA8 na TGV izao indray .

Raha mividy avion ve ny fanjakàna maninona no atao lehibe boeing 737 -800 sady lafo vidy loatra ?
Afaka mividy irony JET ireny ohatra toy ny FALCON izay tsy lafo loatra no lasa lavitra , ny roi FAHD d'arabie izany tany mankarena sy petrole dia mampiasa io FALCON io ohatra , ny mahavoa antsika te andeha daholo ry nenitoa , ry dadatoa ry akama akama ...


Faharoa raha mampiasa ny avion AIR MAD , fa angaha tsy misy afatsy ireny BOEING 767 ireny no disponibles, ataoko misy BOEING 737 ao ary misy mankany KENYA , any JOHANNESBOURG ...

Amiko tsy olana raha mandray ny avion ny cie nationale ny filoha iray fa mila organisation fotsiny

oh:tpkl MITTERAND dia nandray ny concorden ny AIR FRANCE taloha raha hivoaka any ivelany
4. ravalotgv ( 28/05/2009 16:13)
ary nga mbola tsy hita ny laklen ny force one an i ra8 sa naolan i lery any koa

sniff
tcroufff

saika hamidin i lery oa angamba le roplanina airmad hanaovana hopitaly

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. locl ( 28/05/2009 16:44)
Efa fanaony ny manao barofo e! Jereo fa tsy sahy miditra eo ry tgviste fa onina be.
6. Noue ( 28/05/2009 16:57)
zao ve no atao oe democratie à la FAT(Y) ???? mahamenatra marina mafy eee
7. ravalotgv ( 28/05/2009 16:59)
tsisy ouain zany eo fa revy io fa tsy ditra
sniff
tcrouff*
8. Noue ( 28/05/2009 17:03)
revin-gadra ve ? :-D :-D :-D
mais bon ! mahamenatra ny tahakizao eee ! zao ve no mba fomba atao nefa dia mitatatata ho presidà ?? tena prezidà ny FAT(Y) marina :-D :-D :-D
9. ravalotgv ( 28/05/2009 17:16)
efa nahazo jet ndray lery ry noue aa mety hamidiny koa angamba zao le jet n i ra wade iny

sniff
tcrroufff

10. xxx ( 28/05/2009 17:20)
ty hery ty moa refa misy zavatra tiny lazaina zay dia ohatra no ataony aloha!! ka andeha mba izay koa no ataoko!
"raha hitanao ve fa ny ankohonanao tsy misy hanikoanina sady misy ny marary mila fitsabohana sy fifidianana fanafody ,ianao manambola kanefa dia tsy norarahinao io ankohonanao io fa ny hividy fiara hijejojejona eraky ny tanana no nataonao?"

dia izay ilay resaka fiaramanidina sy ra8!ny fanafody tsisy, ny hopitaly zarizary sns ....., dia nefa fiaramanidina no nojejojejoina?
izay no hanisany napisy mpikomy teny amin'ny 13 mai ary ny tenako aza moa tamin'ny voalohany nanohina an'io fikomina io, fa kosa tsy nanohana ary mandaha be izao "coup d'etat" izao.Nisy ny tsy nety nataon'i ra8 ary efa manomboka koa ny tsy mety ataon'i tgv, fa inona no azo atao? tsy ny fidradradradrantsika lava eto amin'ny forum ange no ampihova zavatra eh!!
andana mitolona! modia aty na koa hatavezo ny GTT na ..... asa re! torihevitra ny ahy io
11. ndaty ( 28/05/2009 17:54)
Ny lalana dia tsotra :

En cas d'urgence, azon'ny Mpitondra sy fanjakana tsara ny mi-requisitionner ny avion n'iza n'iza!

Ny probleme zany eto dia hoe: misy va le urgence sa tsia

Faharoa 'izay vakio soa le voasoratse ao, de le hoe:
La compagnie a certainement préféré faire silence radio et oublier de prévenir les passagers.

donc air mad izany no nigafy

ary farany, de izao:

Laha manao raty TGV , dakanay koa, fa tsy midika izay hoe: Hapolinay i ravalomanana, : 60 millions de dollars jet privée volampanjakana , air force 2, on n'oublie pas ça , et ce n'est pas de la merde , ytandisqu'à côté on crève de faim, de paludisme chaque jour, et que l'esperance de vie à Madagascar est de 45 ans... alors

notre difference:

ty ahinay tsotra: lafa raty dia raty, TGV ou pas

Ny anareo: Tsy misy olosoa na ndatisoa laha tsy Ravalo


Ka mavandivandy avao lehiroa....
12. Noue ( 28/05/2009 17:55)
xxx:
Nisy ny tsy nety nataon'i ra8 ary efa manomboka koa ny tsy mety ataon'i tgv, fa inona no azo atao? tsy ny fidradradradrantsika lava eto amin'ny forum ange no ampihova zavatra eh!!
tsy oe fidradradrantsika eto @ forum no ampihova zavatra , fa kosa aleo mba fantatry ny olona rehetra ny zava-mitranga kooo ! zay koa anie no maha-forum an'ity eee !


13. sitlo ( 28/05/2009 18:03)
May ny endim-boanjon-dRajoelina dia mila negociation any Dakar haingana eh.

Ataoko fa efa mazava tsara ny kabarin-dRavalomanana iny. Tsy misy negosy amin'ny terrosy
14. gasmlay ( 28/05/2009 18:15)
fialonana hoa no betsaka ny an'i sefo!! efa diskalifié ny sôvalinareo sefo oh!!! sôvaly be tongotra :@ :@ :@
15. fijo ( 28/05/2009 21:53)
ka nety ve le nanodina sa tsia???io no mila valiny.
valim panontaniana,nisy ve ny fahamaiana eto??raha izany hoe hoany senegal izany ngamba tsy itako izay hoe mahamaika,ka noho izany fanodinana no nisy
16. essera ( 29/05/2009 04:30)
« Ce plan de vol permet de réduire considérablement le coût du voyage présidentiel »
17. xxx ( 29/05/2009 05:08)
Ilay commandant de bord koa no tompon andraikitra ! Afaka nanda izy, ary zony tanteraka ny manda raha avion efa handeha no asaina hajanona, satria fantany tsara fa vola mivoaka daholo na ny fahatarana, ny escales ,...
18. naritsimba ( 29/05/2009 05:51)
Mahagaga sy mahavariana.
Teo aloha lazaina fa tsy sahy nivoaka ny filohanay Andry Rajoelina, nony injay mivoaka indray dia ahitana fitenenana hafa, maninona moa raha jerena koa ra-hery hatramin'ny hoe inona no vary nohaniny dia inona ny laokany.
Azon'ny Filoham-panjakana rehetra atao ny mampiasa ny fiaramanidina ao @ firenena misy azy fa kosa raha tsy mandoa vola dia diso, izany nanodina izany ange dia toy ny ataon'ny pirates eh! Raha voaloa ara-dalàna kosa ny vola saran'ny andehanany satria ao anaty teti-bolam-panjakana ireny dia tsy misy olana amiko.
marina io tenenin'ny ndaty io, rehefa tsy mety dia tsy mety na iza na iza, fa saingy misy alahelo manokana mihitsy ny an'ny sasany dia hoe raha tsy Ra8 no eo dia tsy lasa.
Ny voamariko ihany koa dia ireo tsy monina eto Madagasikara no tena malahelo mafy mihitsy an'i Ra8, asa inona loatra ny antony, ny any Frantsa,sy Italie no tena malahelo.
Milaza mankahala frantsay nefa dia mbola mitokona mipetraka any ihany.
19. Noue ( 29/05/2009 06:43)
naritsimba:

Mahagaga sy mahavariana.
Teo aloha lazaina fa tsy sahy nivoaka ny filohanay Andry Rajoelina, nony injay mivoaka indray dia ahitana fitenenana hafa,
aza havadika ny resaka ry naritsimba aaa ! détournement d'avion ny resaka eto ! ka tsy ho resahina zany fa avela @ zao ??? dia lazaina hatrany oe OK ??? @ zay manala baraka eran-tany, miseho oe filoha nefa manodina avion ! mahamenatra anie zany eee ! jerevo kely anie ity eee ! (soahiany fa tsy ny Malagasy no namoaka sy nilaza an'io tanaty gazety)

Un groupe de Caennais qui venait de passer trois semaines à Madagascar a vécu un retour mouvementé vers Paris. Mercredi soir, alors que leur Boeing 767 de la compagnie Air Madagascar se préparait à décoller en direction de la France, l'avion a soudainement été réquisitionné par les autorités malgaches.

Andry Rajoelina, le nouvel homme fort de Madagascar, avait décidé de se rendre à... Dakar, pour une visite de séduction auprès du président Wade. La visite était imminente, selon des sources malgaches. Visiblement, tout le monde était au courant. Sauf Air Madagascar ? La compagnie a certainement préféré faire silence radio et oublier de prévenir les passagers.

L'appareil et ses passagers ont donc pris, avec une heure et demie de retard, la direction du Sénégal. Ce qui s'apparente à un détournement gouvernemental a été confirmé par Air Madagascar qui attendait son appareil à Paris, jeudi matin à 10h20.

Quatre amis Caennais, membres d'une petite association, se trouvaient dans l'avion. Leur association fournit du matériel scolaire à des écoles malgaches et, selon la fille de l'un d'entre eux, ils rentraient en France après trois semaines bien remplies et sans problème à Madagascar.

Le détournement n'a visiblement pas été du goût des passagers qui auraient manifesté leur désapprobation avec véhémence. En pure perte, car l'appareil s'est bien posé à Dakar d'où il a redécollé en début d'après-midi jeudi. Direction : Marseille puis Paris où il est attendu vers 19h.


20. Noue ( 29/05/2009 06:47)
Il se trouve que nous devions receuillir des personnes de ce vol réquisitionné pour la délégation HAt devant se rendre à Dakar,, et elles ont pu nous raconter le calvaire ( car ce sont des personnes agées ) qu'elles ont vécu. D'une part leur place réservées à l'avance spécialement pour des personnes agées ont sauté et ces personnes qui nécéssitaient une assistance eu égard a leur santé se sont retrouvées à l'autre bout de l'avion sans aucune négociation possible et séparées qui plus au bénéfice de "Suite Rajoelina". Sans compter les 2 heures d'attentes à Ivato pour tous les passager pour attendre la délégation. Aucun préavis, aucune information. La compagnie nationale était elle aussi semble t il prise de court.

Ensuite, surprise pour les passagers d'un vol commercial pour lequel ils ont payé, le vol a été "détourné" sur Dakar sans aucun préavis. Imaginez le scandale que cela ferait si Sarkozy détournait le plan de vol d'une ligne commerciale pour son propre profit ? A Mada, certains trouveront cela normal. En porte a porte, c'est à dire de leur point de départ à leur point d'arrivée, les passagers auront mis 24h pour rejoindre leur destination ! On pensait que seul Ratsiraka avait le monopole de ces pratiques abusives mais il faut croire que les "bad manners" sont vites revenues !

Le plus ennuyeux, c'est le manque de respect total pour des passagers. Ils se fichent de savoir s'il y a des personnes agées, malades qui nécéssitent un traitement spécial du moment que la place est libérée !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6991