Tsy mila a...... Papa sy Mama a!

1. Bita ( 28/05/2009 13:06)
Nisy mpivady nanajanaka lahy kely. Mifoha maraina foana ity zazalahy kely ity ary mandeha mamonjy ny RaD any @ tranom-pandriany. Dia mahita ny RaD manao fihetsika hafahafa. T@ ity maraina ity ilay Rainy teo ambonin-dreniny dia hoy izy Papa sy Mama a! inona no ataonareo?
P, M.: manao rahalahy kely ho anao zahay
Zk.: Tsy mila rahalahy aho P, M.....sady lasa nivoaka
Ny ampitson'io nifoha maraina indray koa ilay Zk ary dia nahita an- dReniny teo ambonin-drainy. Dia hoy izy nanontany indray?
Manao inona nareo P, M?
P, M.: Manao anabavikelinao zahay
Zk.: Tsy mila anabavikely aho P,M
Ny afakampitso niditra tampoka tao @ efitranon-dRaD indray izy ary tsy nanontany ny RaD intsony fa sady lasa nivoaka no niteny mafy hoe TSY MILA ALIKAKELY koa aho...... :D :D :D
répondu par mmmhh le 08/06/2009 07:33
2. JOSIAH ( 31/05/2009 21:26)
mampeeeeeeeeeee :lol:
3. endrika01 ( 02/06/2009 03:53)
Tsara refa tezitra le ZK ,de amzay tsy midikiditra ao aminy efitranom-pandria P,M intsony e! :-D :-D:-D
4. ari.malala ( 03/06/2009 06:20)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. mmmhh ( 05/06/2009 10:31)
Mitovitovy @ zay ndray,
Niditra tao @ efitranon'ny RAD i Lita, de gaga nahita an'ireto RAD manao ny nataony, de navelany vita ny zavatra nataony vao niteny izy, hatairana moa ny an'izy mivady :
-Lita: Inona kay ny nataonareo teo? nampijalian'i Papa ve Mama de maharary be?
- Neny : An an an , namboatra zandrikelinao zahay ka,
- Dada : Reefa mivoaka @ kibon'i Mama izy de milalao amin'lah
Nony ny ampitson'iny tonga avy niasa ny Dadany, de nitady an'i Lita,
- Dada : Lita a, aiza ialahy, haingana aty, fa tonga i Dada
I lita kay mivokovoko mitomany ao an'efitra,
- Dada : Fa maninona ny zanako, nikapohan'i Neny?
- Lita : mh hm mh ( mitomany no miteny), tonga teo le fakitera de de de..... nohaniny le zandrikely napetrakao tanaty kibon'i Neny.
6. ari.malala ( 05/06/2009 13:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. RATOVOARY ( 05/06/2009 14:20)
Mitovitovy @ zay ndray,
Niditra tao @ efitranon'ny RAD i Lita, de gaga nahita an'ireto RAD manao ny nataony, de navelany vita ny zavatra nataony vao niteny izy, hatairana moa ny an'izy mivady :
-Lita: Inona kay ny nataonareo teo? nampijalian'i Papa ve Mama de maharary be?
- Neny : An an an , namboatra zandrikelinao zahay ka,
- Dada : Reefa mivoaka @ kibon'i Mama izy de milalao amin'lah
Nony ny ampitson'iny tonga avy niasa ny Dadany, de nitady an'i Lita,
- Dada : Lita a, aiza ialahy, haingana aty, fa tonga i Dada
I lita kay mivokovoko mitomany ao an'efitra,
- Dada : Fa maninona ny zanako, nikapohan'i Neny?
- Lita : mh hm mh ( mitomany no miteny), tonga teo le fakitera de de de..... nohaniny le zandrikely napetrakao tanaty kibon'i Neny.

Looooooooooozzzzzzzzzzzzzzzzaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa marina!!!!!!!!! :-D :-D :-D
8. kotobekibo ( 07/06/2009 16:11)
ao anatin'ny sokajy tahak'ireo ihany koa .

Niresaka t@ ilay anabavy keliny i lita ( zaza 8 taona ) raha nahita an'ireo RAD tao an'efitra ( nihilangilana ny varavarana )
- misy zvt tsy azoko mihitsy , i neny no mihinan-javatra , kanefa i dada no miteny hoe: " hummmm , tsara b izy zany "
:-P
9. ari.malala ( 08/06/2009 06:37)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. mmmhh ( 08/06/2009 07:33)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1725