TSY FANRIANA FAKO ANY DAGO

1. 08051972 ( 28/05/2009 11:06)
Araky ny efa nosoratako teto ary mbola averiko eto indray fa misy ambadika pôlitika ao @ io reportage io ! Manainga antsika Malagasy tsy vaky volo aho mba ho mailo fa tadiavin'ny firenena matanjaka hanariana fako Chimique ny firenetsika ! Satria voatery ry zareo hitandrina ny ain'ny taranany fa misy ny dechet chimique mba azo e non traitable ; d'izany no mahatonga io korontana eto amintsika io mba hahamora ny fidiran'le dechet! Mailo isika fa ny vola kely ho azonareo eo tsy ho ampy ankory ny hitsaboanareo tena refa marary vaon'ny fofok'ireo dechet chimique !
Maro koa ireo olona izay mieritreritra fa azo vidina vola Mora ny Malagasy ; nefa zaho matoky fa ananantsika rehetra ny hoe MASINA NY TANINDRAZANA !
MAILO ISIKA!
tiako ny tanindrazako; tiako ny firenenko, TIAKO I MADAGASIKARA !
répondu par 08051972 le 29/05/2009 11:49
2. Mirananirina ( 28/05/2009 11:14)
hay misy izany indray.Aza matahotra ianao fa tsy maintsy manaiky ny gasy,adalam-bola!na miharihary na miafina
3. andrywui ( 28/05/2009 15:34)
Araky ny efa nosoratako teto ary mbola averiko eto indray fa misy ambadika pôlitika ao @ io reportage io ! Manainga antsika Malagasy tsy vaky volo aho mba ho mailo fa tadiavin'ny firenena matanjaka hanariana fako Chimique ny firenetsika ! Satria voatery ry zareo hitandrina ny ain'ny taranany fa misy ny dechet chimique mba azo e non traitable ; d'izany no mahatonga io korontana eto amintsika io mba hahamora ny fidiran'le dechet! Mailo isika fa ny vola kely ho azonareo eo tsy ho ampy ankory ny hitsaboanareo tena refa marary vaon'ny fofok'ireo dechet chimique !
Maro koa ireo olona izay mieritreritra fa azo vidina vola Mora ny Malagasy ; nefa zaho matoky fa ananantsika rehetra ny hoe MASINA NY TANINDRAZANA !
MAILO ISIKA!
tiako ny tanindrazako; tiako ny firenenko, TIAKO I MADAGASIKARA !



IO KOA FA MISY MPAMINANY SANDOKA IRAY NDRAY TAFIDITRA ATO AMIN SERASERA !!
--NY EO TSY AFAKA NY EO TONGA IHANY !! ARY NY MAHAGAGA DE TIM ABY IZY REHETRA

08051972 NDRAY KAY IO MIDELIRA BE ATO IO
4. Noue ( 28/05/2009 17:59)
inona nefa no tsy possible @ zao vanin-andro zao ??
5. xxx ( 28/05/2009 21:13)
6. fijo ( 28/05/2009 22:10)
ka sendra ny adala mahazo lamboridy ve moa ko atao akory
7. 08051972 ( 29/05/2009 11:49)
andrywui:

Araky ny efa nosoratako teto ary mbola averiko eto indray fa misy ambadika pôlitika ao @ io reportage io ! Manainga antsika Malagasy tsy vaky volo aho mba ho mailo fa tadiavin'ny firenena matanjaka hanariana fako Chimique ny firenetsika ! Satria voatery ry zareo hitandrina ny ain'ny taranany fa misy ny dechet chimique mba azo e non traitable ; d'izany no mahatonga io korontana eto amintsika io mba hahamora ny fidiran'le dechet! Mailo isika fa ny vola kely ho azonareo eo tsy ho ampy ankory ny hitsaboanareo tena refa marary vaon'ny fofok'ireo dechet chimique !
Maro koa ireo olona izay mieritreritra fa azo vidina vola Mora ny Malagasy ; nefa zaho matoky fa ananantsika rehetra ny hoe MASINA NY TANINDRAZANA !
MAILO ISIKA!
tiako ny tanindrazako; tiako ny firenenko, TIAKO I MADAGASIKARA !



IO KOA FA MISY MPAMINANY SANDOKA IRAY NDRAY TAFIDITRA ATO AMIN SERASERA !!
--NY EO TSY AFAKA NY EO TONGA IHANY !! ARY NY MAHAGAGA DE TIM ABY IZY REHETRA

08051972 NDRAY KAY IO MIDELIRA BE ATO IO


ô ry andrywui a! Tsy delira io f'efa nisy hatr@ izay ny fanarina fako chimiue tany Afrika ary tsy hitsahatr'io mandrak'izay satria aiza no haverinao fa anarian'ny VAZA ny fakony ? Mailo fotsiny isika Malagasy fa rà mbola mifanenjika fôn'eto isika de tsy hahita ankory ny fidiran'ireo kontenera ireo any @ sisintanintsika!
MAILO ENA RA ANDRYUWI A! ENAO MANKO TO WOE MIARAMILA KA AROVY NY TANINDRAZANTSIKA!
(l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0869