Fotoana FIAKARAN'NY VARY izao fa tsy fahaizana tgvendrana

1. penguin ( 27/05/2009 09:38)
Olona mitapy sy mijapy "Train" ny tgvendrana. Fotoana fiakaran'ny vary izao fa tsy namboly vary nandritra ny tolon'adalany akory ny tgvendrana. Eo dia milaza indray fa ny fahaizany no mahatonga io vidim-bary io.
répondu par fanou14 le 28/05/2009 05:48
2. karavasy ( 27/05/2009 09:41)
namboly vary tamin'ny basy sy tafondro ny capsat aminy ka ireo miakatra ireo. HAT io sa ASAN-TAY ?
3. penguin ( 27/05/2009 09:51)
Ny mpivarotra mofogasy aza sahirana ary gaga amin'ny tsy fahaizan'ny tgvendrana.
4. essera ( 27/05/2009 09:52)
Mafana be ny lohan'i Penguin reto fa mba itondray eau glacée kely any atao peta-glasy am handriny. D mivoaka setroka mits ny sofin'i Penguin leazhaaaa
5. penguin ( 27/05/2009 09:58)
Ny tgvendrana tsy manak'alahatra no tena hitondrana glasy. Ny penguin efa aty anaty mangatsiaka. 3Train à Grande Vitesse" tsisy fa tgvendrana no betsaka. Avadiho ho pengui indray ny PENGUIN satria hevero ho tsy mamaky tsara ny mpiserasera eto ka ho tratran'ny fitaka tgvendrana. Ny vidin'ny simenitra izao ahoana ry tgvendrana isany ? Vendrana iray trano.
6. Noue ( 27/05/2009 10:24)
karavasy:

namboly vary tamin'ny basy sy tafondro ny capsat aminy ka ireo miakatra ireo. HAT io sa ASAN-TAY ?
tandremo koa fa be ny mpangalatra !! sa tsy zany ry capsat ???


:^) :^) :^) :^)
7. penguin ( 27/05/2009 10:39)
capsat mihintsy no mampianatra mangalatra ka io na ny bus mandeha Ivato aza hidiran'ny mpangalatra sy mpanendaka ary savainy daholo ny rehetra.
8. andrywui ( 27/05/2009 13:30)
hoy penguin


Ny TIM tsy manak'alahatra no tena hitondrana glasy. Ny penguin efa aty anaty mangatsiaka. 3Train à Grande Vitesse" tsisy miraty fa tgv no betsaka milay. Avadiho ho pengui indray ny PENGUIN satria hevero ho tsy mamaky tsara penguin hivadika TGV fa tsy mila TIM tsony ny mpiserasera eto ka ho tratran'ny fitaka . Ny vidin'ny simenitra izao normal tsara ry zalah isany ? TIM Vendrana iray trano.


marina mihitsy zany penguin a! TIM vendrana iray trano marina lety a!
ary elah oa ry penguin toa milelaka be anlé kofy vaovao oe salemako ao ambony ao io : sao mba lasa akama ve ??? za anie io e !!ha ha ha
9. penguin ( 27/05/2009 14:24)
TIM sy tgvendrana tsy mety hitovy na hanamboamboatra faha-arivo eo aza ny andrywui tgvendrana. Io mba vahao koa ny vidin'ny lavanily f'aza faly mamadika resaka fotsiny ry tgvendrana a.
10. andrywui ( 27/05/2009 14:45)
fa hono oe penguin !! toi toa naopanopa be ny TIM tao ambany tao anefa toa le Penguin vrai mihitsy ny PS ?

-ary sao ary de tena mivadika palitao marina penguin ty rehefa tsisy mahita !! ha ha ha !! sao de makamaka vola eny Ambohitsirohitra eny rehefa avy eny amin'ny Magro i toi ??
11. xxx ( 27/05/2009 15:07)
Efa naloan'ny tim anie penguin no mampiwo wo wo wo sy wa wa wa wa azy io e
mitovy izy s le mpametak afisy zao , samy be wa wa wa
sy wo wo wo fotsiny fa tsisy hazondamosina
12. KALACK ( 27/05/2009 15:27)
Misy vary nafaran'ny Mpitondra Fanjakana iray sambo tonga ao amin'ny port Toamasina ,izay mbola handrasana koa ny 2 sambo fanampiny afaka iray volana , ka hinoana ny hidinan'ny vary ho iva lavitra kokoa aza ato ho ato ,
13. fijo ( 27/05/2009 20:20)
tena nahita maso ity miresaka sa mihaino radio viva de miankohoka mino,???
14. fanou14 ( 28/05/2009 05:48)
tena marina fa fiakarana ny vary zao saingy izao no hadinonao t@ andro ra8 tsy mbola nisy vary 5000f zany eny fa na dia fiakarany ny vary aza , ny tany ambato zany ny vary 1 daba dia tena novidiany ambany be nefa amidiny lafo ; ny hoe lafarine ndray zao no alehany reha manao monopolisation ny ppn loatra dia faly ery nareo hoe tsy tafavoaka fa raha ny tena marina dia tsy ny tombotsoan'ny vahoaka no jerenareo fa ny an'i ra8 irery ihany , dia izany ve nareo no milaza fa tia tanindrazana? asa aloha na mety na tsy mety ny fitondrana hat fa ny hita aloha dia ny nataon'i ra 8 tsy nety nefa dia hodiana tsy hita, io na dia mody fanina aza , ny taranaka mahatadidy foana . dia samia miheritreritra fa asa aloha na hoe ty madagasikara ty raha ho an'olona iray na 2 na 4 na hoa an'i vahoaka malagasy , samy variana mitsikera fa tsy atao zao hifampidinihana mba hivoahana ny crise
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1082