lalao: kajy faran'izay mora

1. artefy ( 27/05/2009 07:59)
Niandry gisa i Naivo...
nanontanian'i koto izy hoe "firy leitsy ny gisa andrasan'ialahy io ???"
dia hoy i naivo: "ny 2 leitsy eo alohan'ny 2 dia eo ankavian'ny 2 misy 2 dia ao aorian'ny 2 misy 2 de ny 2 eo ankavanan'ny 2"

Firy ary ny gisa andrasan'i Naivo?
répondu par Simpona le 25/06/2009 09:32
2. Mandefitra ( 27/05/2009 09:41)
Gisa 8
G G G G
G G G G
3. xxx ( 27/05/2009 10:12)
G G
G G
Efatra
4. JOSIAH ( 31/05/2009 21:26)
sarotra be ka :roll:
5. endrika01 ( 02/06/2009 03:44)
=)) sarotra be o ,enjaso fa itady an i tsiambaratelo zah,haka sopapa! :-D:-D:-D
6. tsiambaratelo ( 03/06/2009 05:30)
Zah tsy mahay :wink:
7. kwit ( 03/06/2009 08:47)
6
satria
2 2 2 =6
io 2 io fona no miverina .Idee akou io lou eh .
8. artefy ( 08/06/2009 04:51)
ary misy coco be ato izany an! efatra no valiny e! marina ny an'i xxx2 io dia toa io mihitsy no nandaharan'i naivo ireo gisany! misaotra ireo nandray anjara e! mankasitraka
9. xxx ( 08/06/2009 13:11)
Gisa 8
G G G G
G G G G

marina koa io raha toy izao no nitranga
A=aloka
G=gisa
A A
G G
G G
A A

10. xxx ( 16/06/2009 12:04)
ny valitenin'i Mandefitra nefa ny nahitako azy io ( fa tsy hoe efa fantatro ny valiny ) , tena efa nalaminy tsara ilay gisa :-)
xxx2
11. Simpona ( 25/06/2009 09:32)
Efatra no izy
G G
G G
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.167