Valin'ny kabarin-DRavalomanana androany 26/05/09
1. Annie2006
(
26/05/2009 14:28)
Hita tato e: http://gasikarasahy.blogvie.com
Ity ny sombitsombiny. mahaliana aho aloha na dia misy tsy ekeko ny hevitra sasantsasany amin'izay voasorany:
Le dictateur déchu Ravalomanana dit haïr la France : Est-ce sa dernière carte ?
Il y a des signes qui ne trompent pas. Ce dernier temps, le dictateur déchu Ravalomanana a, inconsciemment, montré des innombrables signes de faiblesses sinon des signaux de détresse. Peine-t-il à justifier aux autorités du pays qui l’héberge la raison de son « exil » ? Les arguments qui lui sont nécessaires pour mentir constamment sont-ils entrain de se tarir ? Ses « partisans » qui sont à Madagascar sont-ils entrain de l’abandonner ? Les réseaux internationaux (mafieux ou pas) sur lesquels il s’appuyait depuis 2002, notamment par le biais des églises évangéliques américaines d’obédience « buschistes » prévoient-ils de le lâcher pour de bon ? On n’en sait rien encore. Toutefois, force est d’admettre que les cascades « d’erreurs », du moins en communication, qu’il n’arrétait pas de commettre depuis quelques jours sont, des signes sérieux pour dire que toutes les questions posées ci-dessus semblent avoir une réponse tendant, toute, vers l’affirmative.
vakio ny tohiny fa mampiheritreritra.

répondu par kidoropamba le 27/05/2009 11:48
2. andrywui
(
26/05/2009 14:32)
salut Annie2006 !! ary taiza foana ndry elaela e !!
merci alou fa tena mampieritreritra be ty lozandravalo ty ry Annie a !!

3. penguin
(
26/05/2009 14:53)
Mbola nitsabo saina ny tgvendrana ka tsy hita. Mila an-Dravalomanana tonga izahay ary tsy maintsy miverina amin'ny loniny ny fiainam-pirenena ry tgvendranabe aaaa. =)) =)) =))
4. Noue
(
26/05/2009 16:19)
Annie2006:dia vakio tsara sy heritrereto tsara ao aza eee ! blaogin'olona tia fanaratsiana ve no andehanako handaniana andro ao ??
vakio ny tohiny fa mampiheritreritra.
:^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
5. patrick2002
(
26/05/2009 17:27)
! blaogin'olona tia fanaratsiana ve no andehanako handaniana andro ao ??
fa asleo mihaino radio fahazavana oh ! :cry: :cry:
reny tsy tia fanaratsiana .
Fa zao zalahy ,nisy niteny tamiko fa rehefa mihaino Radio fahazavana hono dia lasa mankahala TGV tampoka ,nefa izaho mbola tsy mankahala hatramin`izao.
7. kidoropamba
(
26/05/2009 18:39)
Milay kosa ilay blog. AO TSARA. hoy ilay dadabe namely saka fotsy.
hin!hin!hin!hin misaotra rado a
hin!hin!hin!hin misaotra rado a
9. pimaso
(
26/05/2009 19:16)
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana, izay maro an’isa, ary mitolona tsy mitsahatra, tsy manaiky lembenana, miarahaba anareo aho.
ankehitriny i madagasikara dia entin’antokon-jiolahy manana tetika maizina miafina, tarihan’i Andry Rajoelina ary tohanan’ny frantsay.
Ny tanjon’izy ireo dia ny hanjanaka indray an’i Madagasikara, ary ny hanandevo ny Vahoaka malagasy. Ny tetika fitaka vaovao hitan’ny frantsay ialana amin’io savorovoro naterany io, dia ny fampiharana ny fifanarahana vaovao nataony tamin’i Andry Rajoelina sy ireo jiolahy manohana azy. Ny zavatra kendren’izy ireo dia ny hisian’ny adim-poko eto Madagasikara.
Ny mpitondra an’i madagasikara ankehitriny dia saribakolin’ny frantsay. Miara-miasa akaiky amin’ny frantsay izy ireo, ka ampiasainy ny fomba rehetra - tafiditra ao anatin’izany ny fanenjehana, ny famonoana, ny fanagadrana, ary ny fampihorohorona ny vahoaka malagasy, izay hita fa tena mahery fo ; tsy manaiky lembenana, fa mijoro amin’ny fitakiana ny ara-dalàna sy famerenana ny lalampanorenana.
Hahafahan’izy ireo mifikitra eo amin’ny fitondrana izay tarihiny io, dia mampiasa hery izy. Mihevitra izy ireo fa izany fahefana izany no manome zo azy handika lalàna. Tsy izany velively anefa ny safidin’ny Vahoaka malagasy.
Tsy tian’ny frantsay handroso mihintsy i madagasikara. Izy ihany no tiany hahazo tombontsoa. Avelany hanapotika ny fotodrafitrasa ireo olona baikony sy karamainy ireo mba tsy hampandrosoana an’I madagasikara sy hampivaotra ny farim-piainan’ny Vahoaka malagasy.
Ireo andian-jiolahy tarihan’I rajoelina dia tsy manam-pikasana hafa, afa tsy ny hanapotika ny fandrosoan’ny toe-karena Malagasy. Amin’izay dia mahantra sy mijaly ny Vahoaka Malagasy.
Hahatongavany amin’izany dia notafihany ireo fananam-panjakana sy fananan’olon-tsotra. Ao koa ny fangalany vola tao amin’ny Banky Foibe sy ireo fikambanana, toy ny «Assurances», izay fananan’ny firenena Malagasy.
Amin’izao fotoana izao dia miezaka i Andry Rajoelina, ampian’ny frantsay, handresy lahatra ny firenena miteny frantsay rehetra. Ny tanjon’izy ireo dia hahazony ny fankatoavana sy ny fanohanan’ny fianakaviambe iraisam-pirenena, amin’ny fandikan-dalàna sy ny fampiasana herisetra rehetra izay ataony.
Ry vahoaka malagasy tia tanindrazana, mijoro, mitaky ny ara-dalàna,
Hanao izay tratry ny heriko aho aho, ary hampiasa fahaizako sy ny fahefako, handrodanana haingana io fanjakan’ny baro tarihin’I Andry Rajoelina io, ary hamerina ny ara-dalàna sy ny hisian’ny fanarahana ny Lalampanorenana eto amin’ny tany sy ny Fanjakana.
Hahatongavana amin’izany dia nitety firenena maro aho. Nanaiky daholo ireo firenena ireo, izay hanampy antsika. Ho hambarako aminareo atsy ho atsy ny mikasika izany.
Koa ambarao amin’ny Malagasy rehetra mpiray tanindrazana izao resaka lazaiko aminareo izao. Ary mahereza fa mahatsiaro anareo mandrakariva am-bavaka aho.
Aza matahotra fa homba antsika mandrakariva Andriamanitra!

10. kidoropamba
(
27/05/2009 11:48)
Raha mianatra abidia ity levalo ity dia mbola eo @ B izy izao. Tsy misy fivoarana na dia kely aza.
Raha te hiverina eo @ fitondrana ravalo dia tokony hajanony haingana aloha ny filalaovana virjiny ao swaziland. Mandreaka ny sainy sy ny vatany izy io ka manakana azy hieritreritra ampilaminana.