Hello, Roindefo here. May I speak to Obama please?

1. bozyboleta ( 21/05/2009 10:31)
Tsy olana hoy le ndaty ny miresaka @ Obama. Ary dia nataony tokoa.

Ndefo: Asaivo mody ny Ambasadaoro-nareo fa inona no hijanonany eto.
Obama: Eny ary fa rehefa zay moa zany no tianareo de aleo fa tonga de alainay mody aloha ny entanay MCA, AGOA, FFP …

Mahay ka!
répondu par fijo le 22/05/2009 20:58
2. bazylou ( 21/05/2009 10:40)
ka inn ny olana!! samy masakisaky e :-D :-D
3. bozyboleta ( 21/05/2009 10:48)
Iee. Samy masakisaky.
Fa ny an'ny olona sady manao kaska no asiana sponjy na filet aloha hitontonana vao mitsambikina avy eny ambaravarakely fa ny anareo avy dia mitsoraka fotsiny @ zao sady mikipy no ny loha koa no mbola alefa aloha.
Ndaty marina.
4. TWING ( 21/05/2009 10:58)
enjana be ilay fandinihina
AGOA,MCC
very fihinanana koa angah no mimenomenona?
firy @ malagasy moa no mila an'ireny e?
5. Mirananirina ( 21/05/2009 11:03)
Ndaty marina.

Ity fanambaniana olona ity aloha dia tokony hajanona fa samy malagasy,na mainty na fotsy
6. bazylou ( 21/05/2009 11:03)
io filelafana vazaha sy falemena ara tsaiana io ho aho mba ajanony!! fa angaha isika colonie amerikanina na frantsay na anglisy na afrikanina tasimo?? gasy dia gasy; ary ao mada daholo ny harena rehetra sy ny zavtra ara natoraly eto antany !! nahoana no andeha hisolelaka e?? izay foana le colonie ara tsaina atao eto!! ny andry tim moa di amanginy fotsiny... :-P :-P
ireo gasy 20.000.000 ireo izany dia tena vendrana tokoa fa efa voazanaka daholo e!! ary tsy misy zavtra hainy hafa tsy ny hangataka ohatran'le 8!!!!!!
7. Mirananirina ( 21/05/2009 11:08)
io filelafana vazaha sy falemena ara tsaiana io ho aho mba ajanony

raha mifanerasera ve dia filelafana no dikany???????, :( ilay anefa izany.tsy mahavita tena ny Malagasy sa mahavita hoy ianao?
8. TWING ( 21/05/2009 11:10)
bozyboleta angah anisan ireo Andriana very faty teny Manjakamiadana t@ herin andro?
aza manavakavaka sy mitohana aratsaina ohatran io fa samy mbola ho any ambany rangolahy e
9. bozyboleta ( 21/05/2009 11:10)
enjana be ilay fandinihina
AGOA,MCC
very fihinanana koa angah no mimenomenona?
firy @ malagasy moa no mila an'ireny e?

Firy @ malagasy no mila an'io? Tena tsy maharaka mihitsy enao zany. Raha tsy eto Madagasikara dia tsy omeko tsiny fa raha eto dia midina any ambany ravinkazo any raha mba te-hahalala.
Voalaza teo :
Ndaty marina.
Ity fanambaniana olona ity aloha dia tokony hajanona fa samy malagasy,na mainty na fotsy

Misy idiran'ny loko ve eo? Aza mora sendaotra hoa. :lol:
10. Mirananirina ( 21/05/2009 11:12)
Voalaza teo :
Ndaty marina.
Ity fanambaniana olona ity aloha dia tokony hajanona fa samy malagasy,na mainty na fotsy

Misy idiran'ny loko ve eo? Aza mora sendaotra hoa.

Aminao ,manao ahoana ny Ndaty?
11. bozyboleta ( 21/05/2009 11:14)
bozyboleta angah anisan ireo Andriana very faty teny Manjakamiadana t@ herin andro?
aza manavakavaka sy mitohana aratsaina ohatran io fa samy mbola ho any ambany rangolahy e

Misendaotra faharoa koa ity.
Mbola misy an'izany andriana izany koa moa kay.
Hivoaka eto daholo ny maharary raha izao no mitohy.
12. ravalotgv ( 21/05/2009 12:05)
tena raikitra ndray zany ny gera amin ny amerikana

sniff
tcrouff
tokony tifirina le ambasadoro io raha izao no mitohy

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
capsat tsy matahotra gi zany
13. TWING ( 21/05/2009 12:09)
boziboleta
lol
rehefa malagasy dia malagasy fa aza asiana resaka NDATY zany e
lavaka iray daholo no nivoahana raha natoraly.
ra artifisialy indray dia sezarienina no anarany
ka ajanony ny Ndaty sy ny tariny...

hein hein , ary aza mi vex é :D
14. bozyboleta ( 21/05/2009 12:15)
Fa inona hoa no mampisendaotra anareo???
Nareo toa marary @ tsy antony. Lasa paranoia le izy de jereo fa manjary mivaona daholo le resaka.

Moramora ihany. :lol: :lol:
15. rakaroka ( 21/05/2009 12:37)
´za kosa aloha dia tsy hoe ´ndaty ity na gasy ity dia tokony hombana!
Tsapako marina ny fanakianan´ny vahiny fa tokony hafangainana ilay teteza-mita! Satria mila structure mazava sy tsy miraorao toa izao ny
investisseur! Donk "tsy mety ny toetra" mahatonga ny resaka ho ´ndaty
izay toa manifika manao tosi-bohotanana ftsn. ilaina FOANA ny fahaizana mifandray sy fisokafana @ hafa!
16. bozyboleta ( 21/05/2009 12:44)
I Madagasikara dia tena ao anatin'ny mila fisokafana @ tontolo ivelany.
1- Tsy mahavita tena
2- Nosy mitoka-monina

Ny fitodihana @ any ivelany tsy midika mihitsy fa filelafana na colonie araka ny lazain'ny sasany io.
Ary ny fanosehana ny te-hanampy dia tena famonoan-tena ankitsirano.
17. xxx ( 21/05/2009 12:45)
hoy xxx12


andrywui angah anisan ireo Andriana very faty teny Manjakamiadana t@ herin andro?

ka efa nivadika TWING lery
18. TWING ( 21/05/2009 13:10)
xxx

tokony efa tsy ao ambava intsony anie zany oe Ndaty sy ny sisa satria za zao efa tena pure xxxx
19. Rajakoo ( 21/05/2009 13:14)
Omeo karama izahy ry Andry fa ataonay mahalala ny anaranay io HAT io
20. rakaroka ( 21/05/2009 13:25)
Ka le gasy mahay miaina loatra kou, afokafoka sy atositosika sy henjehina tahaka ny inn ny "vahiny" :? :x :roll: 8O 8O 8O , ataovy moa koa! tazan´ny vahiny sy jereny ftsn anie dia :-D :-D =)) =)) =)) -ny
tsa haindrizareo fa ny 80%n´fampandehanan- draharaha na admnistrativa io na orin´asa sy fitaovana isan-karazany any ka mbola ny "vahiny"no
"miantoka",tsy i Andry na Ra-8 any no miantoka izany aoka hazava!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679