Hello, Roindefo here. May I speak to Obama please?
21. xxx (
21/05/2009 13:32)
Omeo vola ny rajakonareo ry lucky luke a
Endrika ,io anie no tsy maha ampy saina an'ito roindefo ty e,bevava fotsiny eo nefa tsisy apoaka ,efa manao propagandy ny ho filoha de miteniteny fahatany sao mba fidin'ireo rajako reo ngambany
ary hisy hifanao totondry an-tsoratra eto raha izao no mitohy!
fijo> aza matahotra le 50 millions fa mbola ho avy afaka .... 7 taona .... 4L aza tsy tonga afaka 7 taona ko! :D :D :D :D :D
le fanontaniana hanenjehana ny iray mba apetraho koa hanenjehana ilay tohanana e!
an an le eo ihany no henjehana fa hanenjika izay tsy ita ve??,
ny loza anie ry made de izao e,ry zalahy be resaka nanenjika ny teo aloha.tsy diso ny voalazany sasany,fa ry zalahy manao ratsy mihoatra io henjehiny io.