Nanao hala-bato ve ny fitondrana?
1. hery
(
20/05/2009 14:30)
Gaga foana aho amin'ilay resaka hoe raha izao no manao fifidianana dia hisy hala-bato satria nangala-bato ny teo amin'ny fitondrana nahalany ny prezidà t@ 2006 sy ny depioté t@ 2007
Misaina kely fotsiny dia mahalala hoe:
- Raha nisy ny hala-bato dia 99% no azon'ny TIM
- Tsy TIM irery no teo @ fitondrana
- Ary indrindra indrindra, raha nisy ny hala-bato dia tsy lany teo mihitsy i Andry Rajoelina teto Antananarivo. Efa fantatr'i Ravalo fa i Andry Rajoelina no advà voalohany eto Antananarivo, ka raha nangala-bato ny fitondrana dia ny tsy hahalany an'i Andry TGV no nimasohany voalohany. Azo natao tsara mihtisy ny nampandresy an'i Rafalimanana raha @ alalan'ny fangalaram-bato. Saingy efa demokratika i Madagasikara dia tsy nanao hala-bato.
Amin'izao moa matahotra fifidianana ry zalahy fa ny maka fitondrana @ alalan'ny basy ihany no hainy.

répondu par fijo le 21/05/2009 20:32
3. patrick2002
(
20/05/2009 14:42)
Tsy haiko ianao ra Hery na mba manaraka vaovao ihany ,na tsy miresaka ianao raha tsy @ TIM ihany ,fa izaho dia sady miresaka @ TIM no miresaka @ AREMA ,no miresaka @ federaliste ,fa samy milaza fa nangalatra ny TIM t@ deputation sy communal 2007, 85% ny deputé dia TIM avokoa farany teo ,ary nisy nilaza fa tsy tokony ho lany tao Sainte- Marie i Jacque Sylla fa dia fangalara-bato no nahalany azy , 2 jours apres ny fifidianana efa niteny ny gazety fa Jacques Sylla en mauvaise position à Sainte-Marie satria dia faha roa izy ,ary very lavitra , 3 jours nihoarany Jacques Sylla .
4. xxx
(
20/05/2009 14:44)
Hoy Hery
Marina loatra io ary ,efa demokrasia io fa zao dia tena jadona tanteraka ary mbola mifendro ihany ny tgv @ le fifidianana
Azo natao tsara mihtisy ny nampandresy an'i Rafalimanana raha @ alalan'ny fangalaram-bato. Saingy efa demokratika i Madagasikara dia tsy nanao hala-bato.
Marina loatra io ary ,efa demokrasia io fa zao dia tena jadona tanteraka ary mbola mifendro ihany ny tgv @ le fifidianana
5. vaninna
(
20/05/2009 14:46)
Afaka 40 taona farafahakeliny vao fantatra ny momba izany, any ny Archives vao azo sokafana
Raha tsy hoe mahalala olona niasa akaiky mikasika izany angaha! Za mahalala olona fa tsy lazaiko
:D :D :D :D :D

6. Oay
(
20/05/2009 14:50)
hery izany an!
D mampalahelo ana rangah enao klé, efa impiry no ilazana fa:
_Tsy eny andrenivohitra ny fanaovana ny halabato!
_Tadidio fa i Ratsiraka t@ 1989 d resin'i Manandafy teto Antananarivo renivohitra
_Fa vao miainga ny résultat avy any ambanivohitra d vita matavy izay tsy candidat mpanjakana!
_D mbola averiko fa ny AREMA mpisolelaka avy any ambanivohitra any no nivadika ho TIM d nanao ilay fomba ratsy mangala-bato.
_D mba lazao ary za hoe iza no Sénateur mpanohitra!
_D aiza ho aiza @ ireo lazaina fa grande démocratie no 95% ny député ao @ assemblée nationale d député ny parti au pouvoir!
_D tadidio fa misy faritra tsy tonga ny fiara d il suffit hoe niampita rano d lasa 100% ny nifidy an'ilay candidat d'Etat raha toa ka tery ampita tery ilay izy 45%!
D zao mody aty @ tanana d andao hiaraka @ faritra mbola maizina be any d ahita ianao.
Eto i Oay d miteny fa matahotra izy raha izao no atao ny fifidianana satria ireo AREMA nivadika TIM efa niverina ho AREMA noho izany raha izao no atao ny fifidianana d mazava ho azy fa lany avy hatrany izay candidat atolotrin'ny AREMA eo satria efa zadraharaha @ ilay halabato ry zalahy.
Noho izany ny mahamaika izao d ny fanamboarana ny lalampifidianana @ izay mba madio ilay valimpifidianana é!
io no tena mampatahotra ny HAT satria ry zalahy no namono ny voay kanefa i ny AREMA no hiravaka ny vanginy!
Hery a:"MIdina wa ety ambonin'ny tany fa ampy izay ny manonofy é!"

7. xxx
(
20/05/2009 14:56)
Diso be hotran'ny mahazatra ihany ty oay nareo ty ry zalahy ah ,
zao t@ demokrasia aza mbola afaka tsara i Andry iny voafidy iny ary zao @ didy jadona izao dia ny halabato no hanjaka raha tsy ho tonga eto ny olona hanaramaso akaiky
Dia inona no mbola hatahorana tsss

8. ravalotgv
(
20/05/2009 15:11)
vato fantsika sa vato karangana aloha no nangalarindry zalahy sa any ambatofinandrahana NO NAKA VATO FOTOTRA
SNIFF
TCROUFFF
:@ :@ :@ :@
SNIFF
TCROUFFF
:@ :@ :@ :@
9. patrick2002
(
20/05/2009 15:29)
Ary indrindra indrindra, raha nisy ny hala-bato dia tsy lany teo mihitsy i Andry Rajoelina teto Antananarivo. Efa fantatr'i Ravalo fa i Andry Rajoelina no advà voalohany eto Antananarivo
Efa t@ androny mpanjanatany no lany deputé i Raseta sy Ravoahangy teto antananarivo ,niaro ny tombotsoany gasy mitaky ny fahaleovantena tany @ parlement frantsay ,i Rabemananjara lany tany Tamatave ,
T@ izany ny MDRM izay mpanohitra tonga dia gadraina raha vao fantatra fa hoe membre ny MDRM ,tsy misy explication ary very faty mihintsy aza ny sasany ,nefa dia mbola nahatafiditra deputé 3 ihany ny MDRM ,mazava izany fa tsy ao Andrenivohitra mihintsy no hanaovana hala-bato.
t@ androny AREMA dia i Monja jaona sy i Kaina izay deputé lany tao Antananarivo ihany no deputé tao Tsimbazaza mpanohitra ,t@ izany tsy nisy afa-tsy ny RNM ary oie oie no nanjaka tao isaky ny vaovao, 1986 izany fotoana izany ,tsy nisy forum ohatry ny izao ,ary tsy nisy radio FM ohatry ny izao fotoana izao .
10. patrick2002
(
20/05/2009 15:35)
Izao fotsiny eh! raha tena marina fa tsy nangala-bato ny TIM ,nahoana no tsy narovany vahoaka ny ben`ny tananany TIM tao fianarantsoa ,
naninona no nanipy gant ny ben`ny tanana tao Tamatave .

11. 08051972
(
20/05/2009 15:47)
Ny tombotsoany manokana! Ka nanary gant izy fa manantena ny mbola hahazo tombotsoa misimisy kokoa! :lol: :lol: :lol:
12. andrywui
(
20/05/2009 16:09)
Raha nisy ny hala-bato dia 99% no azon'ny TIM
- Tsy TIM irery no teo @ fitondrana
- Ary indrindra indrindra, raha nisy ny hala-bato dia tsy lany teo mihitsy i Andry Rajoelina teto Antananarivo. Efa fantatr'i Ravalo fa i Andry Rajoelina no advà voalohany eto Antananarivo, ka raha nangala-bato ny fitondrana dia ny tsy hahalany an'i Andry TGV no nimasohany voalohany. Azo natao tsara mihtisy ny nampandresy an'i Rafalimanana raha @ alalan'ny fangalaram-bato. Saingy efa demokratika i Madagasikara dia tsy nanao hala-bato.
soa fa niteny ianao rahery !! misaotra !
---- tany antanàna ve aloha i hery tam fifidianana maire sa tsia ???
---izao no valiny navoaka 63% rajoelina ---43% rafaly (eo ho eo izy zay)
---raha ny tena izy ra hery ka tany M/car ianao taminio de 85 à 90 % no tokony ho azon'ny TGV taminio !! tena nisy halabato be mihitsy natao taminio saingy tsy nety mihitsy le izy fa lavitra be le elanelana , ka na nangalatra vato be tena trop aza le TIM de tsy tafa mihitsy , fa amanahetsiny ny elanelana !!
--raha tany M/car ianao dia nahalala tsara izany valimpifidianana izany !!
13. KALACK
(
20/05/2009 16:42)

TOA NY AKONY FOTSINY NO REN'NY HERY TATY IVELANY TATY OE I ANONA HONO NO LANY E !! FA IZY ARY TSY TANY AKORY KOU !!
INONA NO FANTANY AMZE ANTSIPIRIHANY AMZANY !!
RAHA HANALA PS DE TALENTANY !! HA HA HA

14. ndaty
(
20/05/2009 16:57)
- Ary indrindra indrindra, raha nisy ny hala-bato dia tsy lany teo mihitsy i Andry Rajoelina teto Antananarivo. Efa fantatr'i Ravalo fa i Andry Rajoelina no advà voalohany eto Antananarivo, ka raha nangala-bato ny fitondrana dia ny tsy hahalany an'i Andry TGV no nimasohany voalohany.
ravalomanana aza lany maire t@ andron'ny ratsiraka: de tsy mpangalatse vato zany ratsirake??? ve
15. Noue
(
20/05/2009 17:03)
hery:
Amin'izao moa matahotra fifidianana ry zalahy fa ny maka fitondrana @ alalan'ny basy ihany no hainy.
16. xxx
(
20/05/2009 17:11)
rahery ko anie rehefa tena hiadiana hevitra hiresahana de io mitsoatsoaka io foana ny azy , mamely tampoka de mody fanina , zay no tena angadiny eto zay , fa raha mijanona eo izy de ahita ny mangidy mhitsy
18. xxx
(
20/05/2009 17:31)
patrick2002:
Izao fotsiny eh! raha tena marina fa tsy nangala-bato ny TIM ,nahoana no tsy narovany vahoaka ny ben`ny tananany TIM tao fianarantsoa ,
naninona no nanipy gant ny ben`ny tanana tao Tamatave .
fa nareo ve mitapy e? raha misy miaramila roa(2) mitondra kalaky eo manondro any aminao, fa na vahoaka 5000 ary tsy sahy hanohitra anizy telo lahy ireo, izany hoe nanipy gant izy fa tsy afaka hiady aminy basy ry donto a!
19. fijo
(
20/05/2009 19:40)
amiko dia samy nangalabato ny tao.
porofo,betsaka ny maire tim rava ny fahalaniany tamin'ny fitsarana,fa tsy vitsy koa ny maire hafa voaravan'ny fitsarana ny fahalaniany.midika izany fa nisy halabato tao,saingy midika koa io,fa vitsy ny halabato ary niasa ny fitsarana.

20. Makouto
(
20/05/2009 19:43)
zà aloha tsy nifidy ka na halabato na hala taratasimpifidianana de zay navoakan'ny HCC de nekeko