Nanao hala-bato ve ny fitondrana?
22. Makouto
(
20/05/2009 19:46)
tsy fantaro na nangalatra na tsia satria tsy misy porofo ary ny HCC no namoaka ny didy fa tsy teny andalambe
23. Makouto
(
20/05/2009 19:48)
fijo:
amiko dia samy nangalabato ny tao.
porofo,betsaka ny maire tim rava ny fahalaniany tamin'ny fitsarana,fa tsy vitsy koa ny maire hafa voaravan'ny fitsarana ny fahalaniany.midika izany fa nisy halabato tao,saingy midika koa io,fa vitsy ny halabato ary niasa ny fitsarana.
mety koa tsy halabato fa fanafoanana biraompifidianana
24. dadasy
(
20/05/2009 20:36)
KALACK:
soa fa niteny ianao rahery !! misaotra !
---- tany antanàna ve aloha i hery tam fifidianana maire sa tsia ???
---izao no valiny navoaka 63% rajoelina ---43% rafaly (eo ho eo izy zay)
---raha ny tena izy ra hery ka tany M/car ianao taminio de 85 à 90 % no tokony ho azon'ny TGV taminio !! tena nisy halabato be mihitsy natao taminio saingy tsy nety mihitsy le izy fa lavitra be le elanelana , ka na nangalatra vato be tena trop aza le TIM de tsy tafa mihitsy , fa amanahetsiny ny elanelana !!
--raha tany M/car ianao dia nahalala tsara izany valimpifidianana izany !!
TOA NY AKONY FOTSINY NO REN'NY HERY TATY IVELANY TATY OE I ANONA HONO NO LANY E !! FA IZY ARY TSY TANY AKORY KOU !!
INONA NO FANTANY AMZE ANTSIPIRIHANY AMZANY !!
RAHA HANALA PS DE TALENTANY !! HA HA HA
voaesotra tao angah ny ps nareo fa niteniteny foana? de novana kalaky indray aty afara? mbola aiza no hanaovan'i sefo an'ireo mpandoto forum ireo e!
25. patrick2002
(
20/05/2009 20:59)
Amin'izao moa matahotra fifidianana ry zalahy fa ny maka fitondrana @ alalan'ny basy ihany no hainy.
Aza manao ririnin-dasa tsy tsaroana sefo ah!
hadino sahady ny tantara ve eh! fa iza no nampihorohoro voalohany eh!
Efa hadino sahady moa ny lazany EMMONAT ankehitriny fa Commandant Charles indray izao no malaza ,mes respects mon commandant ^:^ ^:^
26. xxx
(
21/05/2009 00:48)
Hoy dadasy
tsy mahazaka ny marina ny tgv dia io ompa sy valy boraingona reo sisa no tena fomban-dry zalahy
mbola aiza no hanaovan'i sefo an'ireo mpandoto forum ireo e!
tsy mahazaka ny marina ny tgv dia io ompa sy valy boraingona reo sisa no tena fomban-dry zalahy
27. endrika01
(
21/05/2009 04:30)
Oay:Mampahatsiaro ahy ny zvt notantarainy Dadabeany ndray ty resaka ty.Tany ambanivohitra be tany hono,refa fifidianana de notenenina ny olona we zay candidat tsy tianareo de atsofoy ao anaty valopy ny vatony,fa zay tianareo kosa dia hoento mody any an-trano. efa taminy 30taona latsaka zany ! Ka amzao fifidianana zao ve?Mbola hisy sahy hamitaka ireny tambanivohi-be tsy mba nahita fianarana ireny? Any marina no tokony arahi-maso fa be ny mora fetsena! Mampalahelo,
hery izany an! D mampalahelo ana rangah enao klé, efa impiry no ilazana fa: _Tsy eny andrenivohitra ny fanaovana ny halabato! _Tadidio fa i Ratsiraka t@ 1989 d resin\'i Manandafy teto Antananarivo renivohitra _Fa vao miainga ny résultat avy any ambanivohitra d vita matavy izay tsy candidat mpanjakana! _D mbola averiko fa ny AREMA mpisolelaka avy any ambanivohitra any no nivadika ho TIM d nanao ilay fomba ratsy mangala-bato. _D mba lazao ary za hoe iza no Sénateur mpanohitra! _D aiza ho aiza @ ireo lazaina fa grande démocratie no 95% ny député ao @ assemblée nationale d député ny parti au pouvoir! _D tadidio fa misy faritra tsy tonga ny fiara d il suffit hoe niampita rano d lasa 100% ny nifidy an\'ilay candidat d\'Etat raha toa ka tery ampita tery ilay izy 45%! D zao mody aty @ tanana d andao hiaraka @ faritra mbola maizina be any d ahita ianao. Eto i Oay d miteny fa matahotra izy raha izao no atao ny fifidianana satria ireo AREMA nivadika TIM efa niverina ho AREMA noho izany raha izao no atao ny fifidianana d mazava ho azy fa lany avy hatrany izay candidat atolotrin\'ny AREMA eo satria efa zadraharaha @ ilay halabato ry zalahy. Noho izany ny mahamaika izao d ny fanamboarana ny lalampifidianana @ izay mba madio ilay valimpifidianana é! io no tena mampatahotra ny HAT satria ry zalahy no namono ny voay kanefa i ny AREMA no hiravaka ny vanginy! Hery a:\"MIdina wa ety ambonin\'ny tany fa ampy izay ny manonofy é!\"
28. xxx
(
21/05/2009 06:59)
fangalaram-bato zany nisy foana,
reefa tataka be ny elanelana de eo no tsy hain-dry zalah mpanao an'ity tantara ty ny hanaovana azy,
porofo izany t@ fifidianana maire t@ andron'i Ravalo candidat maire, tsy hain-dry zalah Arema ny nanodina an'le fika fa trop loatra le elanelana de...tsy tafa.
tahak'izany koa ny an'i TGV t@ maire tao Tana farany teo,
reefa tataka be ny elanelana de eo no tsy hain-dry zalah mpanao an'ity tantara ty ny hanaovana azy,
porofo izany t@ fifidianana maire t@ andron'i Ravalo candidat maire, tsy hain-dry zalah Arema ny nanodina an'le fika fa trop loatra le elanelana de...tsy tafa.
tahak'izany koa ny an'i TGV t@ maire tao Tana farany teo,
29. fijo
(
21/05/2009 20:32)
rapa an,ny emonat tsy nanao toa izao ataon'ny capsat izao,f amba mahaiza mampitovy zavatra.
