nahazo carte zone i andrywui de tsy tafiditra tsony

1. ravalotgv ( 16/05/2009 20:46)
nahazo carte zone i andrywui de tsy tafiditra eto amin ny serasera intsony

misaotra an i hery tsy matahotra ny hat

sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^)
répondu par ravalotgv le 17/05/2009 18:28
2. xxx ( 16/05/2009 22:27)
esory bazilou sy andrywui fa manimba forum e snis snif
3. bazylou ( 16/05/2009 23:11)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D andan aloha mihanika fa tsy hisy mandrakizay izany e
4. benkintana ( 17/05/2009 00:17)
Endasinareo lava kosa lery de nitroatra tato ,mbola en arret de maladie hono lery any fa dia mangatsiatsia lesy de aza manompa olona zany ntsony fa tsy mety @ ntsika samy gasy io e, hevitra no hampiadiana fa tsy olona no henjehina ,ny caâsat no mpanao an'izany loham-boto zany
5. andrywui ( 17/05/2009 18:23)
tena manao resaka maina loatra letsy elah ry ravao tgv a !!
--tsy mbola teraka letsy ny olona hanala ny ps ato ry lety a!!
mazava ve ??? ndana ozy bazylou mihanika alou ref ts tafa nareo fa be owaowa fotsiny eto
6. ravalotgv ( 17/05/2009 18:28)
io de faly ery fa efa no negociena be tany amin i ra hery sady mitalaho be ery

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0551