Taolam-balo tao manjakamiadana: hanaovana ODY gasy

1. kidoropamba ( 15/05/2009 10:52)
Tratra ny tetiky Ravalo. Haka ny taolam-balo tao manjakamiadana hanaovana ody gasy hiverenana eo @ fitondrana. Tsy le le...Tena efa mitapy Ravalo sana à.

Raha nijery AL JAZIRRA TV aloha sy ny RFI dia tena mitapy Ravalo e.
répondu par kidoropamba le 18/05/2009 09:17
2. xxx ( 15/05/2009 10:57)
source ????
3. kidoropamba ( 15/05/2009 10:58)
tssssss! source efa mazava be io e. Ravalo en personne.
4. bazylou ( 15/05/2009 11:04)
ireny dia mbola mirediredy sy manohanihany ireo tsy manakatao rehtra hoe avereno me8!! dai aleo ho avy anendasana azy e!! :-P :-P
5. penguin ( 15/05/2009 11:07)
Masina no filazan'izay mangataka fitahiana any ny razan'ny mpanjaka. Saingy vao tonga ny fanjanahantany dia vizana ny fanjakan'andriana ary tantara sisa izany. Tsy tanany ny fitondrana ny taniny ka asa na nohon'ny hery tsy laitrany izay koa no nampilefa an-Dravalo izay lanim-bahoaka.
Ka ahoana tokony hajaina ny resy sa mba tokony hajaina koa ny nitsoaka ny tondro-tafondro capsat ?
6. essera ( 15/05/2009 11:43)
Naninona no natao par silence ilay izy ry Penguin ? Na razana efa tsy manjaka aza ireo am zao fotoana.

D adala ve reto taranany tsy kôpy raha tsy volana maro aty aoriana.

7. kidoropamba ( 15/05/2009 11:48)
8 ny Osy nalevina velona tao Ambohitsirohitra.
8 koa ny Osy mainty nalevina velona tao Iavoloha.
Mboal voadaka foana Ravalo.

Ny Rova may no nahatonga ny Merina handraoka ny tanindrana teo @ fitondrana. Ka raha te handraoka an'i Roindefo dia aleo ny Rova indray no kitihina. Izay ilay tetika e.
8. diloo ( 15/05/2009 12:30)
Tsy azoko ra-kidoropamba: fangaha lasa "mutant" i Ra8 ka afaka nanidina avy any Swaziland hangalatra taolam-paty, dia niverina any indray avy eo?
Mety avy nijery an'ilay film X-men angamba ianao koa ny fanirianao tianao ho tena izy.
:-D ahy ity " ado" ity, marina an.
9. kidoropamba ( 15/05/2009 12:36)
Tsotra io e. Ekipa nomena baiko ireo lety a. Tsy tafaverina hoa Ravalo raha sty manaiky TGV sy Roindefo. Ny hany ahatongavana amin'izany dia ny ODY gasy e. Ny SADC aza io efa niala bala; ny communauté internationale, misary adala. Tsy tafaverina Ravalo raha tsy asiana dôzy ODY gasy mafimafy. Ny taolam-balo no tena milay. Any ange ilay tetika e.
10. AndriambyII ( 15/05/2009 12:51)
Ny taolam-8 ndraindray hoy ra kidoro no mlay anaovana dara .Zany koss vé tsy resaka angidina fotsiny lé !Asaoy ny fanaovana azy f' aza be resaka !! :lol: :lol:
11. ravonjison ( 15/05/2009 13:26)
Aza be rediredy eo e .Tsy misy odi-gasy mandaitra izany, ny poizina sy ny fandemen-tsaina no betsaka.
Raha mandaitra ny ody, tsy voazanaka isika sy ireo pays afrikana .
Amboary ny toe-saina fa mahatsiravina.
12. xxx ( 15/05/2009 13:45)
tena tsy ampy fandinihina mihitsy le kidoro.Nefa anie mba mampiasa net ihany e!!!! minomino foana ka tsy mahagaga raha fozaorana.
13. Oay ( 15/05/2009 13:48)
Aiza daholo ary isika izany klé! Efa mois d'août 2008 no nafindra antsokosoko ny taolambalo ny ireo Mpanjaka nihamboho é! T@ io volana io ihany koa no nikasand-Ravalomanana hisoroka t@ bulldozer ny fasan'Andriana teny Ambohimalaza! d tsy misy resaka télétransportation eo fa resaka réel.

Ny zavatra mila fanitsiana kely fotsiny d ilay sangodimpanina tsy zaka raha tsy mankery ambony ery, d ilay ataon'ny fianankaviambe iraisampirenena!

Iny moa i Andry Rajoelina efa nanaiky ny tsy hirotsaka raha toa ka tsy mirotsaka ny ... d i Pr Zafy sy Ratsirahonana ihany koa, Ratsiraka mody miandry fa efa mazava na tsy lazaina aza! D i Ravalomanana tsy manaiky d eto izy no manomboka mi-signer an'ilay acte de décés de sa propre mort politique satria raha vao mahazo ny accèptation n'iretsy ambiny iretsy d vita ny @ i Ravalomanana ary mbola averiko wa ho an'izay tsy mahalala fa ampolotaonany maro i Pierrot no masoivohan'i Madagasikara tany @ USA tany fotoana nahafahany ni-tissé an'ilay rélation t@ finankaviambe iraisampirenena!
Ary io no nahatonga an'i Ratsiraka sy Tantely ni-comploté t@ candidature n'i Pierrot t@ 2001, d io ihany koa no nahatonga an'i Ravalomanana tsy nanaiky an'ilay famelankeloka faobe é!

Gaigy be io zalahy a! Fa ny azo lazaina d ny fianakaviambe iraisampirenena d efa manilika ny Merina sy ny Betsileo eo @ ilay toerana ho prézidà fa tiany raha mijanona no teknisianina ny Merina sy ny Betsileo, d mitady féderateur ry zareo d i Pierrot no manana an'ilay profil.
14. diloo ( 15/05/2009 16:17)
Miala tsiny aho ra-Oay, fa manino oah isika malagasy @'izao 21ème siècle izao mbola fisainana moyen age, resaka sorcellerie foana rehefa manahirana ny mandavo ny tetika'asa ny ankilany.
Tsy dia mahagaga loatra raha lalaovin'ny occidentaux isika eo @'ny lafin'ny fanararaotan-dreo ny fizarazaran-tsika hajankan-dreo ny tiandreo atao eo @'ny ara-ekonomika sy politika.
Ry zalahy firenena matanjaka ireo anie tsy mivakila @'izay pro-Rakoto, na pro Rabe. Isika reraka mifanenjika sy mifamona @-napa fa ny andreo dia mitrandraka ny haren-tanintsika.
Koa araka izany voa maika aza ry zareo faly fa mbola fisainana homme des cavernes isika satria variana @na resaka taolam-paty. :? :!: :?:
15. Oay ( 15/05/2009 17:57)
diloo:


Miala tsiny aho ra-Oay, fa manino oah isika malagasy @'izao 21ème siècle izao mbola fisainana moyen age, resaka sorcellerie foana rehefa manahirana ny mandavo ny tetika'asa ny ankilany.



Ra-diloo a! tsy misy tsiny mihintsy fa tsy resaka sorcellerie ilay resaka raha ny fahazahoako anazy fa na aiza na aiza d on respecte la mémoire des morts jereo daholo ireny atao ohatra ny fandrehetana afo eny @ monument aux morts, sy ny fasan'ireo miaramila tsy fantatra anarana.
izany d tafiditra ao anatin'ilay culture na coutume na tradition dans le sens de la pratique morale ary izany d hipetraka sy hitoetra mandrakizay fa tsy voafetran'ny fotoana.

Ho an'i Oay moa tsy ilay famindrana ireo taolambalo (tandremo fa misy resaka valo ao izany an!) tsy ny famindrana ireo taolambalo no olana fa ilay hoe maninn no natao antsokosoko tsy mifanaraka @ ilay soatoavina Malagasy.
Fa izay spéculation mandeha any ambadika any d kozy bobaka daholo fa kosa misy zavatra tsy maintsy hajaina ny @ mahaMalagasy ny Malagasy é!
Mba jereo fotsiny ohatra ny @ ilay resaka mur de lamentation any Israel io é! fa ny jiosy d manaja an'io ary tsy azo atao ny manao ratsy amin'io an!
Za tsy mampitovy ny tsy mitovy fa na tiantsika na tsy tiantsika d maro @ Malagasy no mbola mino fa ny razana no mpanelanelana ny velona @ Andriamanitra noho izany d omena voninahitra ny maty mba hanomezana voninanahitra an'Andriamanitra (io d tonga @ ilay hoe :tano aho hamahanako anao é!) d amiko tokony hajaina izay finoan'ny olona izay satria izay ilay fiarahamonina misy fifanajana sy fihainoana ny hafa izay tsy mitovy fomba amampanao aminao.
Noho izany amiko d tokony mba niresaka t@ ireo taranak'ireo Mpanjaka nihamboho ireo i Ravalomanana mba nanaovana ny fombafomba fanao rehefa tokony nafindra ireo taolambalo ireo, ary aoka hofantantsika fa i Joseph Gallieni anie no namindra an'ireny taolambalo ireny teny Manjakamiadana satria izany no nataon'ny d hoe "HAMATY HASINA AN'AMBOHIMANGA é" d efa ela ny taranak'ireo Mpanjaka ireo no nangataka ny hamerenena an'ireo taolambalo ireo teny Ambohimanga ary efa noresahana t@ i Ravalomanana izany fa d mahagaga hoe maninn no natao antsokosoko otran'ny fandevenana faty nangalarina... iny moa d Ravalomanana sy ny razana no mahalala ny fiafarany...

Aleo azava fa i Oay d Kristianina ka ny maha Kristianina d ilay FANEKENA NY FOMBA NY HAFA REHEFA TSY MANOMPA NY MAHAMASINA AN'ANDRIAMaNITRA satria i Kristy d nilaza fa omeo an'i Cesar ny anjarany an!



16. diloo ( 15/05/2009 22:53)
Manaja ny hevitrao aho ry Oay.
Saingy:
-Hoy ianao hoe :"c'est pour qu'on respecte la mémoire des mort"
Amiko: Mifanipaka ny fomba fijerinao sy ny lohaten'i kidoropamba:Taolam-balo tao manjakamiadana: hanaovana ODY gasy
Misaotra anao aho nanazava ny mikasika ny taolam-balo izay natao ho an'ny respect des morts. Anisan'ny fomba malagasy tokoa izany.
Fa kosa ny taolam-balo hanaovana ody dia tsy respect des morts intsony izany fa fametavetana ny razambe rehetra.
Angamba ny razamben'i kidoropamba nandramany nataony ody kanjo tsy nisy vokany: fisainana homme des cavernes izany,ary tsy moyen age akory aza. :!: :!: :?: :? :wink:
17. kidoropamba ( 18/05/2009 09:17)
Ka tsy kidoropamba ange no nanao an'izany fa ilay raikalahy nandositra any Swaziland mpanao Ody gasy iny e. Mpilaza vaovao fotsiny kidoropamba.

Io fahatezeranao @ mpilaza vaovao io dia efa porofo mazava fa mpiray tsikombakomba @ ireo mpanao bizna @ taolam-balo enao ity fa tsy sahy mitonontena fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0652