tairo wa raha sahy é!

1. xxx ( 14/05/2009 18:04)
19:30 - Élections présidentielles : les légalistes défient TGV - un orateur intervenant à Ankorondrano a fait le défi d’inviter Andry Rajoelina à se mesurer avec Marc Ravalomanana devant le verdict des urnes
io fa matahotra,io fa matahotra!!!!!
répondu par pikatti le 15/05/2009 01:23
2. xxx ( 14/05/2009 18:06)
efa mangovitra ny tgv tsy tantiny io, mitondra mosara ry tgvendrana isany ô!!
3. Noue ( 14/05/2009 19:10)
tokony hasiana an'io mahintsiny dia aleo ny vahoaka no hilaza zay tiany ee! dia ho hita eo oe iza no ho lany ???
4. ravalotgv ( 14/05/2009 19:17)
tsy manaiky hono ny capsat fa aleo i ndefo no president eeee

tsy mahazo mirotsaka intsony i ra8 sy deba na i zafy fa i ndefo sy andry tgv ihany

sniff
tcroufff


:@ :@ :@ :@ :@ :@
5. xxx ( 14/05/2009 20:18)
tsisy lalàna mihitsy hoe tsy mahazo mirotsaka intsony ary ireo olona ireo tsisy nahavita ny mandat any fa nahongana, ingahy ratsiraka moa resy teo am-pifidianana, tsisy lalàna milaza mihitsy hoe ny olona nesorina teo @ fitondrana d tsy mahazo milatsaka ho fidiana tsony, raha tsy hoe hamorona vetivety eo angaha ry tgvendrana noho ny fatahorana fa tsy tiam-bahoaka! ka atao daholo ty tetika rehetra ty, d efa mailo isika ry vahoaka fa efa miketrika b ny atidohany HAT @ fangalaram-bato,
6. fijo ( 14/05/2009 21:15)
izay ihany koa no hampilamina ny ao mada.rehefa ny fifidianana no manondro ny filoha ,dia izay no izy;ka tsy tokony hialana sy hidifiranaio fifidianana io raha tiana hilamina ny ao
7. bazylou ( 14/05/2009 21:34)
na misy aza ny fifidianana dia tsy hisy ny filaminana!! :-D
8. xxx ( 14/05/2009 22:14)
manomana mosara bazy a! ianareo ange fantatra fa tsy ho lany eo mihitsy é!
9. pikatti ( 14/05/2009 22:49)
Zay le fisainana ,nahoana moa raha lany zao R8 dia nijanona reny korontana t@ 2001 reny
Dia inona no antony lazain'i bazylou fa hoe tsy hilamina ,tsy ho tetezamita intsony ny @ zay fa filoha lanim-bahoaka
10. patrick2002 ( 14/05/2009 23:02)
azafady aminao izaho ry pikatti fa sao dia mbola zaza namafa lelo ianao t@ 2001 ka manadino fa tsy ny fifidianana no nampilamina ny 2001 ,fa fifidianana no nampikorotana azy ,tsy nety nanao confrontation de PV i Ratsiraka dia nanely tsaho Ravalo fa 52 % ny azony ka 1 er tour dia vita ,tsy nisy an`izany hoy Ratsiraka fa andao hanao 2 eme tour raha mahasahy ,tsy nety nanao 2 eme tour Ravalo ,nanao auto- proclamation President ohatry ny Andry ihany ,fa btamin`izany tsy nisy CAPSAT fa reserviste no nomena kalachn icov ,niady t@ milisiny kotity izay manana kalachnicov koa ny miaramila neutre ,izay nahaqsahy ireo jeneraly nitsangana niaro an``i Ratsiraka ,nisy koa ny jeneraly nitsangana niaro anì Ravalomanana anisany i Jeneraly Fidy , Sambiheviny .
Ka aza mody avadika ny tantara oh.
11. pikatti ( 14/05/2009 23:10)
Dia nitohy hatr'aiza le korontana ry rapah,ary aza manompoa aloha raha miteny é, zah tsy nanao anao hoe antitra ka misy trou ny mémoires-nao, tsy ireny tapitra reny ve,satria lasa filoha iR8 fa tsy tetezamita no nitranga
ka izay no hilazako hoe raha vita ny fifidianana dia mandroso ny dia fa tsy hikorontana satria zay lany eo dia voafidim-bahoaka
12. xxx ( 14/05/2009 23:12)
dia ahoana izay ry pikatti mbola namafa lelo i tena t@ izany kozy ve
13. benkintana ( 14/05/2009 23:21)
ny vodin-dreninao hono no nifiranany e,sady mbola asiko hatrany an-kaboné
14. pikatti ( 14/05/2009 23:22)
aza atao an'zany ny maman'olona ry benkintana ,iny basy be nareo iny ve tsy tataka be :-D :-D :-D
15. patrick2002 ( 14/05/2009 23:26)
Dia nitohy hatr'aiza le korontana ry rapah,ary aza manompoa aloha raha miteny é,

ka resy ry Ratsiraka dia nitsoaka nakany France sahala @ Ravalo ihany resy dia nitsoaka nakany afrique du sud ,fa hitohy hatraiza moa ny korotana hataony Ravalomananiste aminìzao ,i commandant Charles ve dia haharava ny TIM sao dia tsy hahazaka na fokontany iray intsony ity Ravalo, raha izany no marina
16. pikatti ( 14/05/2009 23:38)
Tsy hotran'izao no nahalalako anelah taloha lesy fa aza borné be zany a
Ratsiraka nitsoaka fa voaterin'ny Frantsay fa raha haiady an-trano ianareo de dia miandry ny fitsarana ,hoatran'izany no nahazo ny béligerants tao Rwanda sy Burindi reny, dia naleony nimpirina fa efa nahatsiaro ihany koa izy fa efa ela no teo taty aoriana
Ravalomanana miezaka ny hiditra eto Madakasikara amim-pilaminana ary efa betsaka ny fondrom-pirenena no manampy sy mikaroka ny vaha olana,sady i Andry efa voantendry tompon'andraikitra mivantana raha misy mahazo azy R8 raha hiditra eto Madakasikara , ka raha tsy hiraharaha ny fitsarana hiandry azy izy dia azy zany
17. patrick2002 ( 14/05/2009 23:51)
ka raha ny analyse ko dia ,betsaka ny gasy no tsy hanaiky ny hidirany Ravalo ao Madagasikara ,sahala @ Ratsiraka ihany koa ,betsaka ny hikorontana satria matahotra ny ho tapa-doha ,anisany izany i Andry,
Raha mahalala tsara an`i Ravalo ianao dia olona tena tsy mena mivadika ity rangahy ity na dia nanampy azy izao ianao ,raha vao manakana ny tombotsoany ianao ,i Pierrot Rajaonarivelo aza vaki vava mihintsy hoe mba betsaka ny zavatra (Faveur ) nomeny an`i Ravalo fony izy ministre ny budget nefa dia tadiaviny Ravalo hogadraina izy .
Misy namako cotier izay moa dia vaky vava niteny ahy hoe zany lesy ielisany borizany rehefa tafita ,ka aiza izay cotier no hahatoky anareo borizano, tena menatra izaho .
Ka amiko dia vao maika hanakorontana ny raharaha ny fiverenany Ravalo ao madagasikara .raha hikiry biby hiditra moa izy dia ho hita eo ,satria efa mazava fa ity Ravalo ity dia supersonic ,mitrifana noho ny TGV .
18. pikatti ( 15/05/2009 00:00)
Zany resaka borizano sy cotier zany rapah anie efa faheno foana é,tsy azo vohizina intsony izany zao fa efa tsy mandaitra,
Nilaza zah tany amboalohany tany hoe soa ihany fa nisy an'Andry nanala an'i R8 saingy le fomba nanaovana azy no nahadiso be sy tsy naha crédible teo imason'izao tontolo izao ny fitondrana tarihiny @ alalan'ity HAT,lasa miaramila daholo no tompon-teny farany koa inona moa izany fa raha hiadika any @ Pierrot reo miaramila ireo dia tsy tafa le te ho filoha fa aleo mipirina tsy te-hanisy olana @ lafrantsa fa any ihany no hodina refa tsy ao intsony
19. patrick2002 ( 15/05/2009 00:40)
Nilaza zah tany amboalohany tany hoe soa ihany fa nisy an'Andry nanala an'i R8 saingy le fomba nanaovana azy no nahadiso be sy tsy naha crédible teo imason'izao tontolo izao ny fitondrana tarihiny @ alalan'ity HAT,lasa miaramila daholo no tompon-teny farany koa inona moa izany fa raha hiadika any @ Pierrot reo miaramila ireo dia tsy tafa le te ho filoha fa aleo mipirina tsy te-hanisy olana @ lafrantsa fa any ihany no hodina refa tsy ao intsony

marina izany nefa deraiko ny nataony miaramila nandray andraikitra satria mino izaho fa mbola fifanjevona tao madagasikara ohatry ny izao ,rahga tsy nanao an`ireny ny miaramila.
ny maha tsy credible azy eo anoloany communauté international dia satria tsy chef d`etat major no nandray andraikitra tsy haut gradé fa colonel nefa ny jeneraly misy ao madagasikara, dia manjary i Andry no naloto .
20. pikatti ( 15/05/2009 00:59)
Ka eo imason'izao tontolo izao dia i Andry no tompon'andraikitra izy tsy hahala hoe inona ny gradin'ireo miaramila ireo fa hoe miaramila no nampiasaina hihaza ny filoha Ravalomanana ary ireo jenerely ireo ndray koa noterena hamindra fahefana @ i Andry

Naninona moa raha niandry ny mandat vita??
Efa niverin-dàlana ry zareo TIM ny @ hoe resaka Daewoo, efa nisy antso ny hamarotana ny Force One II,fa dia io nikendry tohina io de ROMBOY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0907