TSY ZAKAN4NY LOHAKO TY FITONDRANA TY FA ALEO ZAH HITSOAKA AN
1. TEGEVE
(
12/05/2009 11:33)
anaka isany
ianareo manohana ahy indray ty no mihavendrana foana ,hajanoko any ty fitondrana ty fa mandrebireby, ny bandy ato aminay ato mamely an-kolaka daholo,
hitsoaka any france zah ny vadiko aman-janako moa efa nalefako hianatra any fa tsy manjary ny fianarana eto (l) (l)

répondu par pikatti le 12/05/2009 20:51
2. xxx
(
12/05/2009 11:40)
tsy hoe izahay akory no milay fa le akamanareo no efa vendrana é,miala tsiny raha zay no zavamisy , asaivo mianatra kely ry zareo e
4. xxx
(
12/05/2009 11:58)
Mr président ny mpanohana anareo anie tsisy arguments ntsony fa dia ompa vary raraka sisa no ataony :!: :!: :!:
5. essera
(
12/05/2009 12:11)
TEGEVE:
anaka isany
ianareo manohana ahy indray ty no mihavendrana foana ,hajanoko any ty fitondrana ty fa mandrebireby, ny bandy ato aminay ato mamely an-kolaka daholo,
hitsoaka any france zah ny vadiko aman-janako moa efa nalefako hianatra any fa tsy manjary ny fianarana eto
Azoko lé tanjona, rehefa tsy azo tam toul Ambohijatovo, Akorondrano, dia :
[center]MIEZAKA INDRAY IZAO NY TIM ry andrywui MAKA AM MALEMILEMY. MANAO MALEMY PAIKA KELY[/center]
Te hiteny ange eto hoe : Mba omeo anah mou les é.
Mody etsy ndray nge ry zalah zao e :
- Rehefa ts ménareo 13 mai
- D Ambojatovo, d ra ts ménareo Ambojatovo
- D Ato am Magro ndray zay fa tsy koï.
Ohatran'ny tsy nandalovana zan teny midina be fahiny izany. Todian'ny natao izao ka mahazakà.
6. xxx
(
12/05/2009 12:20)
aza be taraina @ andrywui ty sarimbavy ty
vonjeo hono essera ,petsa kely le tary ato :-D :-D :-D
vonjeo hono essera ,petsa kely le tary ato :-D :-D :-D
8. pikatti
(
12/05/2009 20:51)
veloma finaritra enao é, ndàna mahazo any fa zay tsy hitazona!!
angaha enao afaka miala mora eo marina moa ,manonitra reo zavatra nopotehinao reo aloha de avy eo miresaka
angaha enao afaka miala mora eo marina moa ,manonitra reo zavatra nopotehinao reo aloha de avy eo miresaka