Antso ho an'i HERY ty! mbol mipetrak tsar h@zao le 3mois an?
1. andrywui
(
11/05/2009 17:09)
Rehefa tonga eo i Oay de mbola hanamafy ity antso filazana ho an'ny mpisera sy indrindra ho an'i Hery ty !!
-Ka hatramin'izao zany aloha ry ingahy mpiandraikitra de mbola mitana lay teninao oe telo(3)volana de hirodana ny HAT sy ny Fanjakana TGV iny ihany ianao an !! ary aza ovaovaina le resaka fa rehefa izay de tena ataovy anzay !
ka le TIM sasany ato mantsy toa andry Pikatti ohatra tsy mino sy tsy mahatoky zay resakao zay ka tiako ianao mihitsy ry ngah mpiandraikitra no hiteny azy oe marina izay !!!

répondu par ravalotgv le 11/05/2009 21:37
2. pikatti
(
11/05/2009 17:15)
Elah zany no tena mpandika vilana ato raha izany ,ny 26 juin anie leity fetim-pirenena é, sao de zay ay no mampikorotana anoa zany ry andrywui,hitan'elah ry oay tsy miom-bokevitra @ interprétation n'elah akory
3. XxxX
(
11/05/2009 17:16)
efa tena mivika mints v ty bandy ty e? avy nisikotra ny tainifiy sy ny tainoron'i pikatti d mbola miandry an'i oay fa sarimbavy v e?
4. andrywui
(
11/05/2009 17:18)
Elah zany no tena mpandika vilana ato raha izany ,ny 26 juin anie leity fetim-pirenena é,
eeeee! pikatti 26jours no izy fa tsy 26juin anlah zany !
XxxX
efa tena mivika mints v ty bandy ty e? avy nisikotra ny tainifiy sy ny tainoron'i pikatti d mbola miandry an'i oay fa sarimbavy v e?
rehefavts naharaka kozy hatram voalo toi de ndana miala ilany ary de ndana miainga any
5. pikatti
(
11/05/2009 17:22)
=))=))=)) XxxX
maty andrywui kely klé,hanokafo antso ndray lesy oay a
maty andrywui kely klé,hanokafo antso ndray lesy oay a
6. andrywui
(
11/05/2009 17:29)
elah ry XxxX rah tsy hihinana maharary ato de hafatra kely ho anlah ndana miainga any kitana elah !!!!
7. pikatti
(
11/05/2009 17:31)
ka i oay nantson'elah ihany anie leity io é, very i andrywui klé :-D :-D :-D :-D
8. andrywui
(
11/05/2009 17:43)
tsy hitan'i pikatti angah lery tonga de nipitsika fa nataoatra ho voapetsa io !:!: mbol aiza no hanaovanay anlah ry XxxX aa !! lasa nitsoaka be ngama
11. pikatti
(
11/05/2009 18:14)
fianana ara-politika io ry zalahy e, misy foana ny volte face sy ny surprise eto antsika mahita azy
14. halloween
(
11/05/2009 18:17)
ary taiza foana noue nef pikatti tato efa saik nataok sempotr tato
15. pikatti
(
11/05/2009 18:27)
niova palitao ndray mantsy elah ry andrywui,refa dinika lesy de dinika a, tsisy zany hoe sepotra elaha zany ka raha tsy zazakely milalao letsy,
hatraiza aloha ty 3mois nelah ty de taiza ny daty nonombohany fa tsy eo elah manao fialan'ny jiosy eo
hatraiza aloha ty 3mois nelah ty de taiza ny daty nonombohany fa tsy eo elah manao fialan'ny jiosy eo
16. Noue
(
11/05/2009 18:36)
sali halloween sy pikatti
"halloween":tsy ho sempotra zany lesy pikatti aaa ! be oxygène be anie izy eee! sa tsy zany retsy ry pikatti ??? :-D :-D :-D
ary taiza foana noue nef pikatti tato efa saik nataok sempotr tato
17. halloween
(
11/05/2009 18:52)
tsy ho sempotra zany lesy pikatti aaa ! be oxygène be anie izy eee! sa tsy zany retsy ry pikatti ???
hay efa pikatti ndray ?? manary n akoho zany
18. Noue
(
11/05/2009 19:28)
:-D :-D :-D :-D tsy maintsy miaro ny namana notadiavin'lahy semporana lesy aho aaa :-D :-D :-D :-D :-D
20. zoam
(
11/05/2009 19:54)
fa tsy hoe t@ nanomboka nitondran'i tgv ve le 3mois e donc tapitra ny 27juin raha ny fomba ofisialy