Tokony hanome amnistie Ravalo

1. rabaradaka ( 11/05/2009 12:30)
Nisy betsaka taminareo no nanakiana ity hevitro ity nefa taorian'ireny kabarin'ny M. Boidin ao amin'ny Vondrona Eropeana ireny dia izao : ampiova tanteraka ny toejavamisy politika ankehitriny ny hanomezan'ny Président Ravalomanana élu démocratiquement AMNISTIE an'i Pierrot Rajaonarivelo, Tantely Andrianarivo, Didier Ratsiraka (efa antitra sy godraka izy any),, Voninahitsy Jean Eugène sy ireo miaramila tany Tsiafahy sasany. Io mantsy no karazana porofo andrasan'ny bailleurs de fonds fa vonona hiara-dalana amin'ny rehetra i Ravalomanana.
répondu par fijo le 12/05/2009 22:53
2. kidoropamba ( 11/05/2009 12:37)
Norerahan'ny virjiny swaziland zao Ravalo ka tratry ny sangodim-panina ka lasa alzahimer amin'ny SADC.

hin hin hin hin hin
3. ndaty ( 11/05/2009 13:07)
Ny hasian'ny ny tenany aza tsy hitany, tsy omen'olona amnistie, ka amnistie ahoana.

I Madama Lalao no tokony homeny Amnistie, fa mmijaly eo anilany, il est looser maintenant.

Lalao doit trouver un mec winner comme moi
4. xxx ( 11/05/2009 13:33)
efa reraky ny fanenjehana ryrabaradaka dia mirediredy sisa :twisted: tsy mahay afa-tsy ny manenjika ireny Ny tenenao aloha dinihana :twisted: fianarantsoa tim , politika mampihetry firenena
5. andrywui ( 11/05/2009 14:01)
Tsisy antoko TIM mamaly dinika firy tsony ato am forum fa petsa tanteraka ry lerony
6. benkintana ( 11/05/2009 14:24)
resaka dinozory sisa ny resaka ato ,elah ve lesy andrywui de tsy menatra miresaka @ reo bandy tsy lazaina reo , i pikatti hono vonona ny offrir café anelah
7. andrywui ( 11/05/2009 14:30)
bekintana a ! fa elah ve mipika e ! za angah mikozy teo io fa manao cmtaire kely fotsiny ee!!
--saika ho sotroiko letsy le café an'i pikatti fa nisy poison de naveriko any amlery any a !! toa oe nomeny ny baviny hono lé izy de vita petsa tao ny baviny !! za efa niainga ,,
8. benkintana ( 11/05/2009 14:42)
aza miala pà eo elah fa mbola nangatam-bola taminy ndray ,zany , neveriko fa mba misy hajany ihany
9. andrywui ( 11/05/2009 14:45)
rah za elah letsy bekitana ariako iny basy rano iny fa hiomehezan pokna eo fotsin anie elah ee! ny basy ngoda be nefa ts mipoaka akory fa tamy charles de any anaty tsikafona no miafiana !! ha !ha !ha !ha !
10. pikatti ( 11/05/2009 14:48)
ao elah hiantohana kahotra alou fa mbola tsy mifoha tsara
11. andrywui ( 11/05/2009 14:53)
ao elah sy pikatti miaramiafina ao anaty tsikafona !! ao nareo mitsamy manao bradesoa anaty tsikafona ao , miafina an charles ao
12. pikatti ( 11/05/2009 14:59)
aza mialona moa elah andrywui , ilain'elah vanona daholo zay vhv tsy miray saina @lah mantsy i Noue, Ifiona, Endrika,yuka ,nancy , fa ny hevitra lesy no jerevo fa tsy le olona
13. andrywui ( 11/05/2009 15:07)
Ny hevitra ve tianlah avoitra ry Pikatti ???
--tsotra be letsy a !! mipetraka tsara ny Tim tsy manelingelina ny fanjakana de tsy misy Charles msambotra
14. pikatti ( 11/05/2009 15:18)
zay le tsy hitovizan-tsika sy elah tsy hoe resaka tim na tgv io fa le resaka capsat ty no tena tokony eken'elah fa mihoampampana, tsy misy mahadiso ny milaza an'zany
15. andrywui ( 11/05/2009 15:33)
:@ :@ :@ :-w :-w :-w :-w :-w :@ :@ :@

mampandefa vinany ahy lavitra ve no tena tianlah ahatongavana ??
-pikatti ! mbola resaka lava lets zan fa matoa mitroatra , misy antony mety tsy ho arapolitika foana fa antony hafa !! ka mety ho tafiditra amzay ny bandy de miditra koudetety foana alou fa sarotra ny handrava raha sanatria tafajoro !!!
16. pikatti ( 11/05/2009 15:38)
non raiso lozika fotsiny ny zava -nisy sy ny histoara fa raha entina @ fomba hotran'izao ty raharaham-pirenena ty dia tsy mandeha
ary aza manao koudetety lava zany fa maha dondrona no hiafarany
17. andrywui ( 11/05/2009 15:43)
tsy hainlah ny histoara de zay no lazainlah ,, fa rah tamlah ny taolana de tsy maintsy nataonlah ze ahavaky azy !!! efa mivaha izy zao ka mbol ho apetrako ihany le detety eeee!
18. pikatti ( 11/05/2009 15:48)
na efa mivaha aza ny tetin'elah mbola azao akombona kah ,fa raha benkintana na capsat elah ataony tsy tazana eo fa reny tsy mahalala zay akama sy tsy zany fa senegaly nahazo baiko
19. andrywui ( 11/05/2009 15:58)
Diso be elah ry Pikatti rah ry charles sy ry lilison no tianlah kozina !! bandy nofanina sy nomena TOP MANOKANA HAERY SETRA FOTSINY RENY RAH TIANLA HO FANTATRA FA TSY OE OLONA MANAONAO FOANA ! MILA OLONA HATAO LEADER AO AMIN'NY MIARAMILA RAH MISY ZAVATRA TSY TAFAVOAKA AMIN'NY HEVITRA FA AMN HERY !! MIJANNN IREO BANDY REO REF MLAMMM NT TANANA !!! TADIDIO FA OTRAN COLONEL COUTITI ASSOLANT (arema)IHANY IO !! NA RAOELISON (tim)FA TSY ZAVA BAOVAO
20. pikatti ( 11/05/2009 16:17)
ka zay le baiko zay ZAO HATAO DIA LASA ZAO
fa ny olona dia ity ;
tsy voafehin-dry zalahy ntsony le fika,de io ny image-ny tgv io no simba satria izy no tompon'andraikitra @ zava miseho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3742