Tokony hanome amnistie Ravalo

21. andrywui ( 11/05/2009 16:52)
fa ny olona dia ity ;
tsy voafehin-dry zalahy ntsony le fika,de io ny image-ny tgv io no simba satria izy no tompon'andraikitra @ zava miseho



fa milammm ny tanana !! mba tsisy manohitra aloh mandrapa ! fa tena manelingelina be eo amin fitondrana le asiana hoditrakondro lava !! ka ref mlammm ny tanana de manjavona any am tobiny any reo bandy reo !! tsy mibaiko HAT sy gvt zan reo fa mba entina handemena fotsiny zany !! zanaka miaramila aho ary zatra fiainana miaramila sy baiko miaramila ary formation na miaramila !!!!
22. pikatti ( 11/05/2009 16:59)
Raha mandamina ara-dalana moa maninona fa reny hitan'elah @ vidio etsy sy eroa reny tsy lasa , raha zao ny firesak'elah dia mazava fa azon'elah melohinahina mintsy reny fandrombana vahoaka ireny fa tsy fandaminana ntsony ary maheno vaovao elah zany fa manjaka ny tontakely ,reny no tokony enjehiny fa tsy zay olona milaza ny heviny @ io fanjakana halatra io
23. fijo ( 12/05/2009 22:53)
indaty tena ita hoe manao lohana kere
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528