MAMPALAHELO I RANOUE FA TSY NAHAHENJIKA AN'I TGV

1. besandry ( 10/05/2009 19:18)
tgv :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: ranoue :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:

Aok'izay fa tsy hahazo azy intsony sao mbola handrovitsihy mihoatra noho izao
répondu par pikatti le 11/05/2009 13:26
2. xxx ( 10/05/2009 19:19)
variana ao amin'ny hatsikana sy lalao ao fa efa mamoy fo tanteraka :twisted:
3. locl ( 10/05/2009 19:21)
Sao dia ra-besandry no tena tsy naharaka ka mitady hitsindalana!!!
TGV en panne ve moa mila henjehina????
4. xxx ( 10/05/2009 19:21)
ao amin'ny topimasombaovao ao indray manala azy fa tsy zakan'ny lohany ny tsy fahazoana an'i tgv
5. Havantsika ( 10/05/2009 19:21)
Ity mba misy ho eritreretin'ny rehetra. Ny tombontsoam-pirenena no mila banjinina ka aoka heverina izay hahatomombana ny mission'ny tetezamita hiampitana am 4è republique
Merci.
Tononkalo valin'ilay tao ambany tao ity


Angamba raha nisy nampidi-doza
dia ireo taloha mpamita-bahoaka
nihevitra hamabo amin'ity tanam-poza
Kanjo voatery nandeha nitsoaka

Ny ratsy nataony toa zaka ihany
fa ny mampalahelo ireto zaza navelany
Miandry an'i dada mamitaka hatrany
milaza hiverina kanefa any ivelany

Andao re hifandamina hadinoy izay vita
Mahaiza mamelona ny fihavanana
ilaina mahomby ny tetezamita
Fa ampy izay efa vitan'i Ravalomanana
6. besandry ( 10/05/2009 19:37)
Aza matahotra ry " ny havantsika"
Fa ny firenena tsy maintsy ho tafitantsika
Izay adaladala mitady hanimba izany
Dia ity aho besandry hanapotika izany

Tony ry noue mpandrovitsihy itony
Omena felaka kely hitonitony
Ny hagegeny amin'ny fialonana
Dia ho faranana fa efa vita izay ny tolona

(l) (l)
7. xxx ( 10/05/2009 19:39)
fa aiza tokoa ranoue teo e! mbola tavela ao amin'ny hatsikana sy manao dessin carotte petit poid hanariana dia ndrosany e!!
8. Noue ( 10/05/2009 19:42)
mahonena izato ianao eee
9. xxx ( 10/05/2009 19:46)
Aiza aho izay mahonena eo !! olona avy nanao poezy mahafinaritra io lé ranoue marina tsy avotra intsony
10. benkintana ( 10/05/2009 22:47)
hoy i besandry

Tony ry noue mpandrovitsihy itony
Omena felaka kely hitonitony

Elah no tonga de ampiriatiko hatrany an-kabpné,
11. mihitsy ( 11/05/2009 06:29)
Noue:

mahonena izato ianao eee



enao no tena mahonena, tsy adalan'reo parlemantera tim no miara-misa am hat, fitiavan-tanindrazana no tokony haseho fa tsy fitiavan-tena
12. pikatti ( 11/05/2009 13:26)
Zany resaka vilana be ataon-dry mihitsy !!!
fitiavana tanitandrazana ny fampalalam-baovao eto leity a,
Ary ialahy io zao ataoko hoe ,fitiavako an-drenin'elah no hanaovako an'izao de mba mino ve elah!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0944