Raha nareo no eo @ toerako dia ahôna no nataonareo?
1. mariposa
(
09/05/2009 12:37)
Faly be za nahita ty site ty mba hifampizarako ny olana mahazo ahy.
Zaho 28ans dia miaraka @ lehilahy divorcé55ans . Hivady tsy ho ela izahay(andro sisa no isaina) ary efa mikarakara ny zava drehetra. Ny ray aman dreniko nefa tsy mahafantatra hoe divorcé sy efa niteraka io olona hiarahako io.Nafeniko. Manam pikasana ihany za ny hitsotra ny marina avant mariage saingy matahotra ny choc mety ahazo azy reo satria samy manana aretim-po. Marihiko fa izaho mipetraka ivela'ny Mada ary ny ray amandreniko any mada.
Etsy andanin'izay dia nanandrana ny hiteraka zahay efa ho 1an zay nefa za tsy mety mitoe jaza. hany ka lasa enta mavesatra ho ahy ny mahita io olona ho vadiko io mampiseho fitiavana ireo zanany. Rariny ny azy satria zanany io ka tsy maintsy tiaviny. Ny tsy zakako de hoe nahôna lay vehivavy vadiny taloha afaka nanome zaza azy ary zaho tsia, en + zà mbola tanora?? Marihiko fa tiko tokoa io olona miaraka amiko io ka na de miady aza zahay ndraindray de samy tsy misy mahatanty fa miombona vetivety. Ny elanelan taona tsy olana mihitsy. Izy de tena mampiseho fitiavana be tokoa. Matériellement za tena miadana tokoa, ampanetre-tena no ilazako zany.Fa tsy feno ny hasambarako satria sady enjehan'ny heritreritra hoe sao de ny lainga nataoko t@ reo ray amandreniko ary no matonga ahy tsy hanan-janaka? Marihako fa izaho dia mifankahazo tsara @ havany( ray amandreny, zanany, sns...)
répondu par fahamarinana le 09/05/2009 14:21
2. fahamarinana
(
09/05/2009 12:51)
:arrow: mariposa : mbola tanora akia zany 28ans zany a,mbola afaka manaraka traitement raha sanatria mila tsaboina ! Aza tonga dia kivy fa mijereva gygy aloha dia araho ny toro-hevitra omeny !
Ny mikasika ny hoe ifandraisan'ny tsy fiterahana sy ny sois-disant lainga natao dia tsy dia mitombona loatra amiko hoe io no sazy ,sanatria ! Amiko monja nefa zay an fa samy manana ny fomba fijeriny isika rehetra ato !
Tsara raha lazaina ihany ny momba ila ho vadinao fa raha tsy ianao no hilaza ,sao sanatria ho hafa indray dia vao maika ho loza ! (l)

3. ni81
(
09/05/2009 13:19)
Tsara raha lazaina ihany ny momba ila ho vadinao fa raha tsy ianao no hilaza ,sao sanatria ho hafa indray dia vao maika ho loza !mitovy hevitra koa aho eto, ary tena aleo mialoha no ho fantatr'izy ireo fa tsy ho tampoka loatra aminy no fandrenesana azy. Tsy dia hitako ny olana raha efa vita ara-dalàna ny divorce an'ilay ho vadinao aloha e!
Ilay tsy mbola fiterahana dia araho akaiky @ DR ny toe-pahasalamanao fa sao misy tokony ho karakarainy ary aza mora kivy sy lasa saro-piaro @ ireo zana-badinao e! Raha toa ka efa manana ny zaza niraisana ianareo ka sanatria hoe tsy niraharaha ny zanakao izy dia izay angaha no nety ahakivy (saingy tsy izany tsinona no miseho).
4. tywa68
(
09/05/2009 13:36)
Tongasoa Mariposa a :wink:
Aza kivy fa matoa tsy mipetraka ny zaza d mbola tsy mety ny saina sy vatana handray azy : manaova analyses fa betsaka ny possibilités, raha mbola eo ny fahatanoràna.
Tsara kokoa enao no miteny @ ray amandreny, sao olonkafa no andrenesany, maika raha2, raha tsy hoe mandeha any mihitsy sady mamangy no miteny zany e :-*

5. mariposa
(
09/05/2009 14:04)
Misaotra anareo namaly. Ny tena ideal aloha dia miteny ny marina avant mariage e!! Fa matahotra be za ry reto a! Marina mafy e! surtout moa ny papako avy nanao AVC. Ary tsy mety nga raha rehefa manao vacances any za miteny? Après mariage zany. Hafa manko lay miresaka face à face toy izay ilay hoe miresaka par téléphone.... :-* :-* :-*
6. fahamarinana
(
09/05/2009 14:21)
:arrow: mariposa : amiko manokana an ,averiko foana fa hevitro izay ! Tsy ny aloha na aoriana no mety hankarary azy fa raha ilay vadinao efa manambady amanjanaka no mety ho tsy tian'ny papanao dia ho tsy tiany sy hi-choquer azy foana ! Nefa za rahateo tsy mahay izay momba ny etat de santé-ny ka izay no maha-sarotra ilay torohevitra !
Raha efa tapakevitra manko ianao dia tsy misy aharombaka akory ny fitiavanao azy,tsy misy ahasaraka anao aminy na iza naiza fa anjaranao sisa manamboatra ilay ho lazaina mba ho mora raisina kokoa ,mino aho fa raha hitany sambatra ianao dia ekeny hatrany ! (papanao io lazaiko io an )! (l)