Mihenahena sa tena tia

1. Tazana ( 06/05/2009 17:46)
Hanontany ny lehilahy aho fa tsy mahazo antoka ny tena izy. Ny boky manko boky ihany fa mba te hahazo valiny amin'ny lehilahy aho - indrindra ny malagasy.
Zao àry: raha misy vehivavy mahataitra anareo, marina ve fa miantso nareo anaty moins de 3 jours? Ary ataonareo izay hahitana na hifandraisana aminy na sarotra toy ny inona aza?
Raha ohatra ka miantso dia tsy hita dia miantso indray nareo dia marina ve hoe tsy dia tena taitra loatra? (mihenahena)
Marihiko fa za mitovy hevitra amin'ilay boky saingy mahita toy ilay atsy ambadika hoe misy olona na tsy taitra aza am-boalohany dia avy eo zay vao tafa. Misy indray na tena taitra be @ ilay vehivavy dia tsy mahasahy manao pas raha tsy efa ela fa tsy 3 andro zany...Ka ahoana ary no tena izy za dia boky natao hahazombola ilay nosoratan-dreo ...
répondu par Tazana le 21/05/2009 23:23
2. Mirananirina ( 10/05/2009 11:37)
Hanontany ny lehilahy aho fa tsy mahazo antoka ny tena izy. Ny boky manko boky ihany fa mba te hahazo

Ka tsy mamaly ny lehilahy de valiako zany.
za alo mahita fa marina io e,tena tsy mihoatra an'io 3 jours io .Hafa ihany rehefa tia e
3. Tazana ( 11/05/2009 04:57)
Hay tsy za ihany zany no mahita hoe marina ilay izy an! :)
Ary ny tsy famalian'ilay lehilahy eto koa anie zany azo atao ve hoe tsy mahataitra an-dreo ilay sujet? :lol:
Fa na zany aza lojika ihany an: aleo tsy mandany fotoana @ olona tsy hay handroso na hihemotra fa ilay tena tia sy manao zavatra no tsara?!
4. ni81 ( 11/05/2009 05:59)
Fa na zany aza lojika ihany an: aleo tsy mandany fotoana @ olona tsy hay handroso na hihemotra fa ilay tena tia sy manao zavatra no tsara?!
:) Tara lamasinina eo fotsiny!
5. Mirananirina ( 11/05/2009 12:24)
zany mihitsy tazana a
6. Ratoa ( 11/05/2009 18:43)
Ka taitra hoana moa izany?
Taira en surface sa latsaka anatiny?
Lay taitra en surface sy be lalao no avy hatrany dia miantso. Raha araka ny expérience_ko fa raha ilay latsaka anaty miandry occasion hifankahitana na mamorona occasion par tiers interposé (excursion, dîner, cocktail où la tierce personne invitera les deux).
Somary mandinika koa izy vao mirotsaka; manontany tena hoe olona inona moa ity?
7. Tazana ( 12/05/2009 01:13)
Zay handraisana azy tsy maninona fa ilay mahita zay tena fanaon'ny lehilahy mihitsy no tiako ho fantatra ka...Misoatra Ratoa a.
8. booboo ( 12/05/2009 18:18)
fa maninona no 3 andro ouz lé boky fa tsy 7 na 8 na 365 ?
9. Tazana ( 12/05/2009 19:11)
booboo:

fa maninona no 3 andro ouz lé boky fa tsy 7 na 8 na 365 ?

Règle général napetrany io hoe ny olona tena interessé aminao mi contact anao ao anatin'io fotoana io. Raha efa afaka 365 jours zany dia hoyizy hoe e e e...Aza hidirana ...mety hoe tsy nahita tany izy ohatra dia miverina aminao sy ny toy izany. Ny basen'ilay izy hoe aleo olona tena interessé aminao no hiarahana. Amin"izay tsy lany fotoana amin'olona tsy dia manao anao ho zavatra loatra hoy izy (ny lehilahy no tena noresahany fa nolazainy hoe mandeha vice versa ilay izy).


10. Lejoba ( 18/05/2009 11:59)
ary raha tsy nisy crédit ileiry raha tsy ap 4j?
Raha hitako fa efa tena masaka ilay sipa, mety ampifilaiko kely aloha, raha tsy ahiana ho lasan'ny hafa.
Indraindray koa ilay 1er contact mamitaka dia maka saina kely aloha mijery any an-kafa :-D :-D :-D
raha tena iny no mijanona ao an-doha, hita ihany izay lazaina azy hoe naninona no elaela tsy niantso.
Fa rehefa tena sipa manaitra aloha, na andehanana tongotra @ 9 alina aza vita foana eh, tsenaina avy miasa ka na manao heures supp aza ilay sipa andrasana eo foana, na avy aza ny orana hi hi hi
dia satry hananihany azy foana, dia hiresaka aminy dia hahita azy dia ...........
dia hadihadiana tsara ny manodidina sao misy concurrent mila tsindriana na diso matanjaka loatra
Fa tsy izay manaitra akory dia tiana fa mailo ianareo ry sipa.
indraindray ny bandy, aoriana kely manontany tena hoe ohatry ny tsy tena mamely anie izy izany fa inona aza no mba nanaitra ahy t@ ity. Nareo koa misy tena gravy raha hi-charme kah

Dia ny mitady fika hanaovana fialan'ny Jiosy indray no imasoana avy eo
bye bye hoe :lol:
11. kotobekibo ( 18/05/2009 21:33)
samy manana ny fombany ny bandy rehetra !
Raha vao mampiseho fa tara b aminareo koa izahay bandy d tena ampifilainareo anie e!
Hany ka na te hiantso aza d mahavita tsy miantso mihitsy aloha mba hampandeha an'ilay magie sy mistere kelin'ilay fitiavana .
Tsy hoe tsy tia na mihainohaino fa lalàn'ny kilalaom-pitiavana izany .
Raha lasa ilay joba d hoe tsy anjara izany ka tsy koi !
fa ref sty mahatanty aloha d miantso ihany e!

:-D :-D :-D
12. Tazana ( 21/05/2009 23:23)
mampiomehy sy mystery mihitsy ity fitiavana fitiavana ity....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.837