LEMENAKELY FAKOFAKO- NA- VIRUS ATAOVY ANY ANTY POUBELLE
1. besandry
(
05/05/2009 18:09)
TSY MAHARAKA NY RESAKA ATO AKORY TY , EFA TSY VIRUS INTSONY FA ARETINA MAHAFATY MIFINDRA TSOAHY ATO ANATY FOROM ralemenakely FA MAMOFONA
OLONA VOATSINDRY LAVA SY BE FIALONANA DIA TSY MAHAVITA MANANJERA DIA LASA ADALA
OLONA VOATSINDRY LAVA SY BE FIALONANA DIA TSY MAHAVITA MANANJERA DIA LASA ADALA
répondu par xxx le 06/05/2009 11:46
2. besandry
(
05/05/2009 18:11)
inona no problemanao , rehefa tsy faly amin'ny hafa dia akapohy amin'ny tany ny ordi an'ity tsy misy saina lohan'angidina mirehadreha-poana toy ny lolopaty
3. xxx
(
05/05/2009 18:12)
hita fa olona adala io menakely nendasina t@ mena boalavo io ka mbola hedivana ihany
4. xxx
(
05/05/2009 18:13)
Teneno an'i charles hanaovany azy :-D :-D :-D
mody lazao hoe nanompa sy nanao menace de mort an'i sarla,vita ela ry lemenakely :-D :-D :-D
mody lazao hoe nanompa sy nanao menace de mort an'i sarla,vita ela ry lemenakely :-D :-D :-D
5. namanabe
(
05/05/2009 18:14)
Raha mafy ianao dia tongava eny amin'ny 13 mey dia ho vitainay matavy endasinay ao anatin'ny menamborondolo dia atsipinay ho gouter n'ny kondrana tsy mahataty forom toa anao
6. xxx
(
05/05/2009 18:15)
i lemenakely no nnafina an'i constant hono ,hitan'i sarla ela ao ambany ao izy miandry an ela :@ :@ :@
7. xxx
(
05/05/2009 18:15)
lemena tsy mahay miaina ataovy akamoaka any dia izae vao nivoaka ny fonja io
8. manelatra
(
05/05/2009 18:20)
AO AMBANY FALADIHAKO IANAO , tsy ho ataoko anaty poubelle akory fa any anaty lava-pring
MANINONA RAHA TSY MANAO SERASERA REHEFA TSY MAHATANTY E !
MANINONA RAHA TSY MANAO SERASERA REHEFA TSY MAHATANTY E !
11. xxx
(
05/05/2009 18:27)
lemenakely tsy misy saina
tsy mahatanty forum fa minainaina
dondrona tsy misy ati-doha
kely ati-doha toan'ny lohan'akoho
tsy mahatanty forum fa minainaina
dondrona tsy misy ati-doha
kely ati-doha toan'ny lohan'akoho
12. namanabe
(
05/05/2009 18:29)
Fa tsy azoko hoe karazan'olona avy aiza moa ty lemenakely ity , izao fotsiny
aza manangan'ady fa rehefa tsy mahatanty izay soratan'ny olona eto dia mandehana manjono fa any ianao calme kokoa
aza manangan'ady fa rehefa tsy mahatanty izay soratan'ny olona eto dia mandehana manjono fa any ianao calme kokoa
14. besandry
(
05/05/2009 18:32)
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) lemenakely 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) lemenakely :roll: :roll: :roll: :roll: lemenakely ^^
15. xxx
(
05/05/2009 18:36)
zay ary ? fa efa vitandra sarla matavy lemenakely , vao nahazo sms aho teo
allo ..........................ok
allo ..........................ok
20. lemenakely
(
05/05/2009 20:07)
fijo:
fa naninona anareo kosa ary lemenakely ry zalahy???
anaovana AKANDASITRA e ! olona iray ihany ireo ra FIJO a
