LEMENAKELY FAKOFAKO- NA- VIRUS ATAOVY ANY ANTY POUBELLE

21. fijo ( 05/05/2009 20:13)
hhihiihihi mampiomehy koa ry zalahy izany ko
22. xxx ( 05/05/2009 20:25)
lemenakely:
anaovana AKANDASITRA e ! olona iray ihany ireo ra FIJO a
olona iray ihany ireo sady mbola tsy ampy aza ireo é! mbola tsy namaly tato i;;;;;;sy i;;;;;;;sy i;;;;;;dadany ry zalahy raha hamoaka ps é!


23. xxx ( 05/05/2009 20:37)
Kobo daholo ny psn'i andrywui klé ,tena elah no kely saina raha dinihina,fa inona lesy no tena tsy matin'elah lolo @ lemenakely
ary mba tian'elah ery io mitery irery io ,avy mila vanona an'i penguin nedala de i lemenakely ndray no adalaina , tena nifindran'ny havendranan-dry tgvendrena leisy ty elah
aleo asiana anti-vendrana le pare feu
24. xxx ( 05/05/2009 20:48)
Mivadika lokon- danitra eo léry io râh mbôla toizan' lisany izao tifitra varrarak' zao!! kôzy zany . 8) 8)
25. fijo ( 05/05/2009 20:54)
aleo atao hoe fifanalana,fa aza mifanenjika moa ry zalahy a
26. xxx ( 05/05/2009 20:58)
Ndàna elah ry andrywui mitsabo tena fa aza manao resaka stérile zany klé,manaona ho'a psy de any elah manao ampamoaka
27. ravalotgv ( 05/05/2009 21:42)
lemenakely nga adala sa manin no enjehina
sniff
tcrouff
sa lanin i lery ny revinareo
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
28. xxx ( 05/05/2009 21:58)
Tsy mazaka dozy lesy andrywui ,neveriny fa zay olona retra angamba no lehilahy klé
29. taralila09 ( 06/05/2009 06:16)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA

ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON

Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.

Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.

1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandate mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io

2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
Angamba io ilay Absaloma (Tsy an-tany tsy an-danitra ny HAT-TGV. Ka na izy mizotra @ làlan'ny tenierana dia sortie de crise, na izy mikiry manaraka an'ireo miaramila lian'ady sy lian-drà ireo dia fantatra fa misy fanaovana azy ny mpanongam-panjakana eran'izao tontolo izao.
Kanefa tsy any no tena izy. Ny tena resaka dia ny famotehana aman-kery ny hetsiky ny ara-dalàna no efa tetiky ny VIVA t@ iny.

Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy

3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité"
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny ara-dalàna
30. xxx ( 06/05/2009 06:19)
Asehoy ary ilay rakitsary fa ela e!
31. Mirananirina ( 06/05/2009 08:30)
hatsikana gratos be :(
32. andrywui ( 06/05/2009 09:08)
xxx22
xxx27 ==== zahay sy menakely letsy ry lereto mpiakama ary mbola tsy nifandona araka ny resaka sy eritreritr'elaisany a !!

--mba ataovy ponisa kokoa le izy fa mapmé be nareo ! fa ze te hifandona amiko de mibahana amin'ny lalako !!!

menakely :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
33. lemenakely ( 06/05/2009 10:12)
andrywui:

xxx22
xxx27 ==== zahay sy menakely letsy ry lereto mpiakama ary mbola tsy nifandona araka ny resaka sy eritreritr'elaisany a !!

--mba ataovy ponisa kokoa le izy fa mapmé be nareo ! fa ze te hifandona amiko de mibahana amin'ny lalako !!!

menakely :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*



marina leitsy izany a!

Ny adàla tsy misy hoy ny fiteny fa ny ondrakondrafana no betsaka :�)

dia aleo ihomehezana fotsiny ny adalàn ny hafa e
34. xxx ( 06/05/2009 11:46)
lemenakely tsa misy apoaka dia manompa olona eto , sy miteny irery , be ny adala , ny kondrana moa tsy lazaina intsony fa i lemena no filohan'ireo adalavendrana ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0733