Ny vhv gasy sy ny fampirafesana
1. xxx
(
05/05/2009 03:23)
Matetika dia ny lhl gasy no voateny eo @ ity sehatry ny fampirafesana ity. Nefa tsy azo odin-tsy hita fa maro tokoa ireo vhv no mampirafy eto M/car @ izao fotoana izao. Asa angaha , vitsy ny lhl gasy no mitaraina sy mimenomenona ka hoatran'ny hoe tsy mi existe ilay izy ka nefa dia misy dia misy tokoa io zavatra io ary maro @ izao fotoana izao.
Raha handeha hampirafy ny lhl iray dia tsy hoe hiaraka @ lhl hafa fa dia mazava ho azy fa hiaraka @ vhv hafa ankoatra ny vadiny na sipany. Nefa rehefa zohina sy jerena koa ireo vhv dia miaraka @ lhl maro hafa koa.
Ka ohatra'ny mahatsikaiky ihany izy ity rehefa dinihina satria dia toa fanasoketana be fahatany ny lhl fotsiny no betsaka nefa dia olana iaraha manao.

répondu par xxx le 26/05/2009 12:21
3. xxx
(
05/05/2009 08:43)
Izay aloha dia tsy mitombina e! satria ny vhv koa aza nanaiky ny hiaraka aminy noho izany dia samy diso.
5. sipagasy
(
05/05/2009 18:44)
mmhhhhh ngah dia vola ihany ny fiainana e!!! aiza ny asianareo ny toeran'ny 'fahafinaretana' mmhhhhhh
6. lemenakely
(
05/05/2009 19:03)
sipagasy:
mmhhhhh ngah dia vola ihany ny fiainana e!!! aiza ny asianareo ny toeran'ny 'fahafinaretana' mmhhhhhh
Eny e misy fahafinaretana fa raha ny ao DAGO dia tena resaka ara-bola no tena mibahana @ vehivavy mpampirafy
9. Mirananirina
(
10/05/2009 11:33)
ka rehefa manao ny lhl dia tokony hanao koa ny vehivavy hi hi hi
10. catalyn
(
10/05/2009 16:13)
Valin'ny Fongiky , Fongaky io retsy é!
Rehefa ny lahy no manao dia odian-tsy hita fa raha ny vavy kosa dia hoe tsy mety. Samy manao izay metimety @ fiainany izao retsy ka aza asiana resabe intsony. Mafy ny fiainana ka ataovy izay mety sy mahafalifaly ny fo ankoatry ny mangalatra sy mamono olona.
Bye!

11. xxx
(
11/05/2009 05:15)
Tena marina izany! Ny vhv mantsy no tena mpimenomena @ ity resaka ity hefa zavatra efa ifanaovana ilay izy. Samia mampifaly ny tenany o^o o^o o^o
12. xxx
(
11/05/2009 05:56)
Valin'ny Fongiky , Fongaky io retsy é!dia eo zany ianareo mifamaly faty eo knou! HIFANINANA zany ilay tanjona eto? 8O
Rehefa ny lahy no manao dia odian-tsy hita fa raha ny vavy kosa dia hoe tsy mety. Samy manao izay metimety @ fiainany izao retsy ka aza asiana resabe intsony. Mafy ny fiainana ka ataovy izay mety sy mahafalifaly ny fo ankoatry ny mangalatra sy mamono olona.
Bye!
13. Ratoa
(
11/05/2009 19:13)
Mba mhagaga ihany!
Ny tena fampirafesana dia vita soratra sy voaty- body ondry. Ny ankoatra izay dia fijangjangana.
Eto Madagasikara sy any Europe dia voarara ny fampirafesana, ny @ ny samy tompon-tany io. Any Frantsa aza izao tsy ekena hitondra vady maro intsony ry zareo silamo. any Amérique dia misy foko iray mampirafy ka ekena: ny mormons.
T@ ny faha mpanjaka dia nisy sy fampirafesana fa noraran'ny mpanjaka taty aoriana satria nitondra olana be teo @ ny mpianakavy.
Ny dadabe an'ny dadabe ko (mon trisaïeul ) nana vady roa. Andriambaventy izy,notedren 'ny mpanjaka tany amoron-tsiraka. Efa lehibe taona ny vadiny ka tsy nanaraka azy ary dia ny zandriny vavy no nalefany nanaraka ny vadiny, ho vady faharoa.
Dia lazaina ve fa tery saina sy be fialonana ny vehivavy?
Efa nilaozan'ny tantara ny fampirafesana fa ny fampirafesana lazainareo dia fijangajangan tsotra izao. ........hany ka afeninana ny ambanin'ny lanitra.

14. xxx
(
11/05/2009 19:42)
Sao dia mba hena ratsy masaka na tsy ampy saosy kosa aza no omenareo an-dry zalahy ka lasa mitady tsara nahandro any ivelany ry lerony??? dia avy eo enao vhv indray no mimenomenona???
15. xxx
(
12/05/2009 12:33)
xxx:
Sao dia mba hena ratsy masaka na tsy ampy saosy kosa aza no omenareo an-dry zalahy ka lasa mitady tsara nahandro any ivelany ry lerony??? dia avy eo enao vhv indray no mimenomenona???
Izay indray ! Tsy tokony hiaraka hahandro ve dia miaraka homana avy eo , sa dia hahandro ho an'ny lahy foana ny vavy fa tsy mba homana akory , dia raha ratsy masaka dia ilaozan'ny lahy mitady hafa !!! Fitiava-tena re izao marina !!!
16. xxx
(
12/05/2009 13:18)
Ny lhl ve sady efa hitady vola no mbola hanangana trano sy gabone hampiadana ny fianan'ny vhv sns... dia izay mahandro hanina avy dia mbola hifanjanana @ lhl!!! aoka marina fa tsy mety mazava @ ny vhv ilay zava-bita ny lhl fa ny sitra-pony ihany no tiany ho atao. Na ny soutien anaovanao io aza dia lhl no namorona an'io ka aoka hisaina.
17. mmmhh
(
13/05/2009 08:19)
XXX15:
Ny lhl ve sady efa hitady vola no mbola hanangana trano sy gabone hampiadana ny fianan'ny vhv sns... dia izay mahandro hanina avy dia mbola hifanjanana @ lhl!!!
Zany mba toe-tsainao?? hifanampiana io fa tsy misy resaka io ranona no tena mahavita be na i ranona,
rah mpikarakara toka-trano zany ny vadinao dia tokony hampirafesina??
Tadidio fa tsy mahavita n'inn'inn enao rah tsy teo ny vadinao nikarakara anao sy ny toka-tranonao,
Ny ankamaroan'ny olona @ zao koa efa samy miasa ny vavy sy ny lahy, samy mampidi-bola,
Samy mendrika ny haja tandrify azy avy ny lhl sy ny vhv matoa nifanaiky ny hiaraka,
fa tsy hoe reefa ny lhl mampirafy de mety fa reefa ny vhv de tsy mety,
Reefa tsy mety de tsy mety,
rah hitanao moa fa mety aminao le ampirafy , de aza gaga rah hampirafy anao ny vadinao , dia ho hitanao fa maharary anie zany ampirafesina zany e,
18. Ratoa
(
13/05/2009 16:29)
izany tokatrano anie ka trano iray iarahana manorina. Ka raha mitongilana ve ny rindrana iray (ratsy masaka ny sakafo ohatra) dia tsy iaraka hanarina anio fa andeha ianao lehilahy hitsaoka ady ka hanao hoe : "io ny anao, fa lasa aho". Ka raha tsy mahay mahandro ary i ramatoa fa mba miezaka? Ka raha mba sendra patsa iray tsy omby vava aza izy? ka nahandro vary maty afo?
dia hanao ianao hoe:" ento aho ray tongotra".
izany ve no atao hoe fitiavana? Amiko ny fietsikao dia fanandevozana satria raha mihina-bary aza misy latsaka.
dia hanao ianao hoe:" ento aho ray tongotra".
izany ve no atao hoe fitiavana? Amiko ny fietsikao dia fanandevozana satria raha mihina-bary aza misy latsaka.
20. xxx
(
14/05/2009 06:18)
zany tokatrano anie ka trano iray iarahana manorina. Ka raha mitongilana ve ny rindrana iray (ratsy masaka ny sakafo ohatra) dia tsy iaraka hanarina anio fa andeha ianao lehilahy hitsaoka ady ka hanao hoe : "io ny anao, fa lasa aho". Ka raha tsy mahay mahandro ary i ramatoa fa mba miezaka? Ka raha mba sendra patsa iray tsy omby vava aza izy? ka nahandro vary maty afo?
dia hanao ianao hoe:" ento aho ray tongotra".
izany ve no atao hoe fitiavana? Amiko ny fietsikao dia fanandevozana satria raha mihina-bary aza misy latsaka.
Ka nefa rehefa ny lhl no tsy maha-tafiditra vola an-trano araka ny heverin-vhv dia ento aho ratongotro hoy ny vhv. Na dia atao hoe tsy nety ary ny bizna. Lasa ny vhv mitady bandy misy vola. Ka tsy fanandevozana ve izany???Izany ve no fitiavana sa manao ny lhl ho lamasina mpanamboatra vola??