Ny vhv gasy sy ny fampirafesana

21. mmmhh ( 14/05/2009 06:26)
milamm:
nena de zao ihany e,ze mbola tsy nanota no aoka hitora-bato


de tsy hisy fiaraha-monina vanona anie zany ry milamm, rah samy hanao izay danin;ny kibony eo @ fiainana e, ze hita tsy mety hanarina, mba hanarenany izay tsy mety teo @ fiainany io,
22. Ratoa ( 16/05/2009 18:31)
ka hoe mitongilana ny rindrina iray ka tokony iaraha mananrina:
hoy ianao.

"Ka nefa rehefa ny lhl no tsy maha-tafiditra vola an-trano araka ny heverin-vhv dia ento aho ratongotro hoy ny vhv. Na dia atao hoe tsy nety ary ny bizna. Lasa ny vhv mitady bandy misy vola. Ka tsy fanandevozana ve izany???Izany ve no fitiavana sa manao ny lhl ho lamasina mpanamboatra vola?? "

Mitovy ireo amiko. Saingy izao: ny bizna mihitsy ve no tsy nadeha sa ny vola no nentina ny pas tany ho any é? hi hihihi
23. xxx ( 18/05/2009 18:51)
Mitovy ireo amiko. Saingy izao: ny bizna mihitsy ve no tsy nadeha sa ny vola no nentina ny pas tany ho any é? hi hihihi

Ny laoka mihintsy ve no tsy nety masaka sa variana ni-pas tany ho any ka hadino ny nanapoka saribao ny fatana???? :-D :-D :-D :-D
24. kotobekibo ( 18/05/2009 21:18)
samy manao doly !
matoa manao izany d mahita soa ( vola ... ) na fafinaretana na koa mahatsiaro lé feeling hoe amoureux na amoureuse tahaka ny taloha injay ny rehetra , dia manohy manao izany foana . :-P
25. lolmiam ( 25/05/2009 12:45)
samy manana ny heviny zany e,ny ahy zao de ilaina le mampirafy e,na ny lahy na ny vavy,tsy tokony hisy fotsiny ny hoe ny vhv tsy mahazo mampirafy fahoana mintsy !
ilaina be io ry reto a!fa kosa ra tinao ny vadinao sy ny tokantranonao dia atao par silence,de otran izay koa no tokony handraisantsika azy na hoan lahy na ny vavy,matoa tsy lazaina anao le vady ao antrano fa mbola hafenina anao dia satria enao ihany no tiany ,fa mba te hanala azy izy,de anjaran ny le manao sipa no mandanjalanja ny oe hatreto ny barrage tsy azo hanoarana
26. xxx ( 26/05/2009 12:21)
xxx:

Ny lhl ve sady efa hitady vola no mbola hanangana trano sy gabone hampiadana ny fianan'ny vhv sns... dia izay mahandro hanina avy dia mbola hifanjanana @ lhl!!! aoka marina fa tsy mety mazava @ ny vhv ilay zava-bita ny lhl fa ny sitra-pony ihany no tiany ho atao. Na ny soutien anaovanao io aza dia lhl no namorona an'io ka aoka hisaina.


Tsy nareo irery no mitady vola azafady !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064