Tsy misy scanner mahazaka iny lohabe'ny Manandafy iny

1. kidoropamba ( 04/05/2009 11:18)
Nogadraina zahay dia tsy hita Manandafy mba niaro. Io ary izy izao mitaky scanner izany satria nidona t@ rindrina ny lohany. Tsss! avelao maty any fa tsy misy mandraharaha an'i manandafy eo e.

Tokony misaotra izy fa nalefa any Mantasoa fa tsy tany Tsiafahy.

Mbola mitaky scanner izany indray hono ilay adala lahy iny.
Boroseo tsara ny lohany ao ra miaramila ka ataovy hitan'ny havany eo.
répondu par ravalotgv le 04/05/2009 16:19
2. SerzaKomanda ( 04/05/2009 11:21)
nankaiza ny basiko teo nankaiza ny basiko teo
3. xxx ( 04/05/2009 11:28)
Elah rkido no efa nampinanan'ny CAPSAT tany klé,zaran'elah aza mbola velona,mbola taraika ao @ vodin'ny kidoro lesy le basy

:-D :-D :-D
4. andrywui ( 04/05/2009 11:33)
slt les kidoro !! hay elah ao ?? ary tonga de mihinana ze mifanena amlah ao zany a !! hitako no mitsoatsoaka tsisy hita ato ry zalah Tim
5. xxx ( 04/05/2009 11:39)
aleo elah aloha no ampinana ry andrywui , io fa omeo koa io klé,zany kidoro zany efa maty ila lesy a,aza miantehitra @ hazo boboka
Ny foiben'ny tgv aza efa mampiomana ^ zay fa hiala ry zalahy fa tsy zakany
6. andrywui ( 04/05/2009 11:42)
Tsy misy tgv miala zan eo papa fa mandra maty io a ! ary ref resy zahay de miala moramora fa tsy mjannn eo zan : !!! TAPITRA
7. xxx ( 04/05/2009 11:43)
EFA FOANA TSY MISY INTSONY NY POUVOIR N'IREO MANAO DIDYJADONA IZAY FOTSINY, NY AMBINY MBOLA HAVESATRA BE
8. xxx ( 04/05/2009 11:50)
Zay elah fakokely ty ndray ve no mahalala zay lazain'ny foibe ry andrywui fa mba mieritrereta
9. Mirananirina ( 04/05/2009 13:09)
Tsss! avelao maty any fa tsy misy mandraharaha an'i manandafy

hay ianao mbola velona a :( :(
10. ravalotgv ( 04/05/2009 16:19)
fa le scanner ve tsy internet no tian i ndafy lazaina eee avelao kosa izy hi surf mba haneo ny heviny
fa aza darohana tsony ny lohany fa misy manafina eo ny basy

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073