vaovao farany androany

1. ravalotgv ( 04/05/2009 09:02)
tsy misy fa samy mitady fa tsy misy ny biziny lasan ny capsat daholo
tsy mande ny clic internet

sniff
tcrouff



:@ :@ :@ :@ :@
répondu par ravalotgv le 04/05/2009 17:34
2. penguin ( 04/05/2009 09:36)
salopard mitapy sy politikana tgvendrana no malaza. capsat mbola ho avy ny anjarany.
3. Mirananirina ( 04/05/2009 10:19)
8O 8O 8O
4. xxx ( 04/05/2009 11:44)
mirediredy eto indray rapeng rehefa voadona tany ho any
5. xxx ( 04/05/2009 11:59)
ndàna leity elah manao hatsikana aty ambadika atsy ry andrywui a,ao anie no tena taranjanao é
6. ravalotgv ( 04/05/2009 17:34)
ZAO NO TENA ATAO HOE POLITIKA

TOY IZAO ANIE NO FITONDRA AMIZAO EEE

ZIP ZAP ZIP

UI EUHH NON EUUH UI EUHHH NONS

EUUUHH SNIFF EUHHH TCROUFF

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
BORIBORIY NY DISKA FA TANDREMO MIODINA EO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0656