Pour la Liberté et le Respect des Droits de l’homme, NDAO !!

1. Noue ( 03/05/2009 13:03)
[size=80]Le collectif GTT « Gasy Tia Tanindrazana » organise à Paris le samedi 09 mai une grande marche « Pour la Liberté et le Respect des Droits de l’homme contre le kidnapping du Premier ministre et la violence bestiale de militaires mutins. Progarmme : 13h30, rassemblement place de la République puis départ à 15h jusqu’à la place de la Bastille où il y aura un podium d’animation jusqu’à 19h [/size]

[URL=http://img208.imageshack.us/my.php?image=rajoelinahatdemocratie.gif][IMG]http://img208.imageshack.us/img208/291/rajoelinahatdemocratie.gif[/IMG][/URL]

[size=80]NDAO DAHOLO HO ANY EE! NA DIA NY FANAJANA NY DROIT DE L'HOMME FOTSINY AZA ![/size]
répondu par ravalotgv le 03/05/2009 15:13
2. Mio21 ( 03/05/2009 13:11)
NDAO!

Ela be mihitsy aho ry Noue tsy naheno an'io intsony. Efa tsy mino ny Minoa fotsiny ihany tsony ny pokona dia miova teny baiko ndray a!

Misy sosy miditra ve @izany ry Noue? Ny aty @tanàna mantsy ifaninanan'ny andaniny 2 mihitsy izao ny fizarana sosy.
3. Noue ( 03/05/2009 13:23)
hélas fa tsy azo vidiana vola ny liberté sy ny respect des droits de l'homme, mais bon ! afaka mijery na mandeha any ankafa i Mio21 raha misy manao an'zany ka te ahazo saosy :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 03/05/2009 13:55)
Izahay dia mazoto foana ny manatrika izao fivoriana rehetra mikasika an'i Madagasikara,indrindra fa ny fanamelohana izao fanjakana jadona izao ,
misaotra Noue
5. Mio21 ( 03/05/2009 14:42)
Mazotoa ry Noue a ! Lavitra be ilay Paris sady tsy fantatra hoe bus firy no mande any raha miala eto Behoririka. Aleonay ilay ambohijatovo ihany e. :-D
6. ravalotgv ( 03/05/2009 15:13)
Mio21:

Mazotoa ry Noue a ! Lavitra be ilay Paris sady tsy fantatra hoe bus firy no mande any raha miala eto Behoririka. Aleonay ilay ambohijatovo ihany e. :-D


ka namidy le force one rha tsy zany nareo niala maraina de tong hariva
sniff
tcrouff
ary hita ihany ve ny clé de contacte le avion
snifff
tcrouff


:@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05