Mbola ao daholo ve?
1. hery
(
03/05/2009 10:06)
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika.
Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsisy very asa? Mbola tsisy very seza?
Aza manahy fa 2 volana sisa ny fiaretana... aorian'izay dia hiroso amin'ny ady sarotra isika.
Mahereza daholo

répondu par Oay le 04/05/2009 15:20
2. endrika01
(
03/05/2009 10:11)
Aza mampitahotra mou e,
inona njay le ady sarotra e,FIFIDIANANA VE?
raikitra ny ROMBO refa misy ny hala-bato e,ary tsy maintsy fantatra foana we iza no lany eo.Tonga de fantatra we iza no lany,hi hi hi
tonga de 70%

4. Noue
(
03/05/2009 10:36)
hery:tsy maintsy miafara @ tena korontana oa io ee! na ady sarotra, nefa mino aho fa tsy (ady) au sens propre fa ady tena ady
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika.
Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsisy very asa? Mbola tsisy very seza?
Aza manahy fa 2 volana sisa ny fiaretana... aorian'izay dia hiroso amin'ny ady sarotra isika.
Mahereza daholo
Marina zany ee! Mahereza daholo fa kely sisa ee
6. Noue
(
03/05/2009 12:45)
ny ady au sens propre dia ny ady ee! ady mifamono, mifampitifitra, mifamely maharatra sns; fa ny ady lazaiko eto dia oe ady ankoatran'ireo, ho mafy ny ady satria ny tanjona dia tsy maintsy miala teo ny mpanao coup d'état
7. diamondra27
(
03/05/2009 13:21)
mbola ato daholo sefo o!
ity hoe ny bilan hitako teny ho eny tao am sobika.com
BILAN DE LA HAT EN 42 JOURS DE POUVOIR
Posté le: Dim Mai 03, 2009 14:22
--------------------------------------------------------------------------------
BILAN DE LA HAT PENDANT 42 JOURS AU POUVOIR:
70 morts - 200 personnes arrétées - 4 parlementaires arrétés - 01 premier ministre arrété - 3 ministres arrétés - 2 journalistes tués - 1 journaliste étranger arrété - 950 entreprises fermées - 160 députés élus démocratiquement suspendus- 80 membres du sénat suspendus - 3 stations radio fermées - 02 stations de télévisions fermées - 20 000 personnes bombardées par des grenades lacrymogènes - 01 pasteur violé - 80 femmes et filles torturées et violés - disparition la liberté fondamentale d’expression ni en public ni en privé - disparition de l’armée malgache - création d’une armée terroriste - disparition du fihavanana - dégradation de l’ariary - utilisations de denier pubic à des fins personnelles estimée à 500 milliards d’ariary- accumulation des ordures dans les grandes villes - retour à la communisme - x armes distribués à des civiles pour . des civiles - 350000 de riz volés à une société privé - 120 véhicules volés par les militaires pour usage privé et repression

8. Noue
(
03/05/2009 13:28)
ireo fotsiny ve??? :^) :^) :^) :^) lava ny listes fa jerevo eto ny santionany
http://observers.france24.com/fr/content/20090430-madagascar-crise-est-elle-vraiment-terminee-rajoelina-ravalomanana-arrestation-manandafy

9. ravalotgv
(
03/05/2009 13:48)
tena mande be lery zany an reo rehtra reo ve vitan i lery daholo tena mety ho resy i ra8 raha izao o mitohy tea tgv marina lery
mbola tsy voakitika aloha ny sniff sy tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff

10. xxx
(
03/05/2009 14:01)
Fangaha moa izy ity vitan'ny manisa fotsiny sy mametaka afisy ,tokony ho melohinao ny zavatra toy izany ry diamondra sa mbola tsy sahy fa matahotra an'i andrywui ha ha ha,matahotra ve sao tsy tian'ny bandy
Non au contraire ny maha izy anao no tena hitiavan'olona anao

11. mihitsy
(
04/05/2009 05:43)
hery:
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika.
Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsisy very asa? Mbola tsisy very seza?
Aza manahy fa 2 volana sisa ny fiaretana... aorian'izay dia hiroso amin'ny ady sarotra isika.
Mahereza daholo
nareo mpomba andra8 ihany no mampisy ny korontana am zao fotoana zao, maninona raha avela hiaina tsara zahay e, nareo anie any andafy any miaina milamina de zahay aty mada no korontaninareo e, andraso ny fifidianana de omano tsara dieny sao mba hotafita ihany le ra8 na be loatra aza ny ratsy vitany!
12. ravatorano
(
04/05/2009 05:45)
tena mbola ato tokoa ary mbola mijoro hatrany hiatrika izay ho avy eo e !
ny asa aloha hatramin'izao dia mbola mikatroka eto fa tsy mbola tena fantatra marina izay momba azy sy hiafarany fa dia eny andalana mifoka sigara ouz ny fitenenana izay nefa tsy hahritra ity fa efa ny cv no aketrika sy aparitaka amin'izao raha ahita koa satria be ny orinasa mikatona dikany betsaka koa izany ny advà amin'ny fitadiavana izany ary io raha tsy mahalala olona tsy ho tafa mihitsy ! sento tokana sisa aloha amizao :wink: !
ilay hoe raha misy fifidianana sy ny valiny dia hitarika ady tena dy ary koa korontana.Fa ahona moa no tsy maintsy misy an'izay e !
Io izany dia miankina bebe kokoa amin'ny olom-pirenena tsirairay fa reefa eken'ny besinimaro ny vokatra eo ataoko fa tsy hisy mihitsy izay.
Tokony izay hampangaharahara an'io no hikelezana aina fa tsy izay hampisy korontana eto indray satria iankinanan'ny filaminana sy fadriampahalemana eto gasikara ny fahavitan'ny fifidianana ary raha izaho manokana dia efa leo tanteraka an'ity korontana ity !

13. Mio21
(
04/05/2009 08:23)
ravatorano:Mitovy hevitra mihitsy tsika mitsam eto. Ny zava-misy h@ izao nefa dia tsy te-hieritreritra an'izany ny tarika Ra8, vahaolana farany ny azy io fa mbola te-hiketrika paik'ady @ izay mbola iverenany eo @ toerany ihany aloha izay tsy fantatra hoe h@ raoviana? ho tafa sa tsy ho tafa? Ny Capsat koa etsy andaniny tsy hanaiky mora an'izany.
... ilay hoe raha misy fifidianana sy ny valiny dia hitarika ady tena dy ary koa korontana.Fa ahona moa no tsy maintsy misy an'izay e !
Io izany dia miankina bebe kokoa amin'ny olom-pirenena tsirairay fa reefa eken'ny besinimaro ny vokatra eo ataoko fa tsy hisy mihitsy izay.
Tokony izay hampangaharahara an'io no hikelezana aina fa tsy izay hampisy korontana eto indray satria iankinanan'ny filaminana sy fadriampahalemana eto gasikara ny fahavitan'ny fifidianana ary raha izaho manokana dia efa leo tanteraka an'ity korontana ity !
Mandrapahatonga @ ilay vahaolana farany aloha dia samia isika madinika mihinana ny apangony, asio siramamy dia revena manja fa aleo anjaran-drizalah samy ngeza ny ifamono sy ifanagadra.
14. reeves
(
04/05/2009 08:45)
Mihen-danja tsy mijanona ny Ariary amin`izao ary izany dia vokatry korontana politika nateraky ny Coup d`Etat . Na tiana na tsy tiana , hiaka-bidy ny zavatra rehetra atsy aoriana kely ary anisan`izany ny Lasantsy izay fantatsika fa Produit strategique clé tsy maintsy aloa en devises izay efa mihamanify . I Bemolanga mbola tsy izao aloha no ho tonga . Ny dikan`izany , ilay vidim-piainana NATAO DRIDRANGILO teny amin`ny 13 Mai aloha dia hiakatra be ary asa izay ho REACTION n`ireo olona amin`ny Faritra iva rehefa tonga izay fotoana izay satria , ho an`izy ireo dia mbola ho mafimafy kokoa ny vesatry ny fahantrana . Angamba ho fitsinjovana izany no tsy mbola hasahian`ny Commune mandroaka ireo Mpivarotra gaboraraka tsy ara-dalana mameno ny araben`Analakely sady tsy mandoa hetra . L`anarchie totale ! Ady ekonomika sy sosialy zany no tena fijeriko an`ilay izy .
15. Oay
(
04/05/2009 09:41)
ravatorano:
tena mbola ato tokoa ary mbola mijoro hatrany hiatrika izay ho avy eo e !
ilay hoe raha misy fifidianana sy ny valiny dia hitarika ady tena dy ary koa korontana.Fa ahona moa no tsy maintsy misy an'izay e !
Ny litanie ny lehiben'ny TIM any italia any moa izany d ny hoe "TSY MAINTSY MIADY (na ahoana ny hendrik'ilay ady na ahoana an!) NY ETO MADAGASIKARA AMIN'IZAY RAVA NY HAT FA TSY TAFITA ILAY TELO VOLANA"
Ka izao ASAN'NY DEVOLY NY FIRARIANA ADY ka Tsy handresy na hoviana na rahovina!
ravatorano:
Io izany dia miankina bebe kokoa amin'ny olom-pirenena tsirairay fa reefa eken'ny besinimaro ny vokatra eo ataoko fa tsy hisy mihitsy izay.
Mazava ihany koa izao fa ny mpitsoamponena no maniry ny hisiany ady mafy @ fiainana eto Madagasikara satria tsy hisy fihatraikany any @ izay tany hitsohahany any ilay izy, fa raha eto Madagasikara izy no mipetraka d ataoko fa raha tsy hoe anisan'ireo manontany ny ory d tsy haniry izany ady izany intsony satria efa tena mafy ny fiainana ho an'ny vahoaka madinika!
ravatorano:
Tokony izay hampangaharahara an'io no hikelezana aina fa tsy izay hampisy korontana eto indray satria iankinanan'ny filaminana sy fadriampahalemana eto gasikara ny fahavitan'ny fifidianana ary raha izaho manokana dia efa leo tanteraka an'ity korontana ity !
D raha hiteny ra-hery hoe ka lojika ilay izy d izao :"VAVAKA NO ATAOVY MBA HOMORA NY FIAINANA ETO MADAGASIKARA fa TSy NY FIVAZAVAZANA FA HO MAFY NY ADY satria na olona ataoko hoe tsy mba manaraka vaovao aza d mahalala fa ça va étre difficile la sortie de crise,satria aoka hofatatr'isika fa misy CRISE FINANCIERE sy ECONOMIQUE erak'izao tontolo izao ary tsy maintsy tonga aty amintsika ihany koa io.
16. benasy
(
04/05/2009 10:11)
Iza amintsika no hijoro ka hitonona ahalàla izay hiseho ankoatry ny androany ?
Avelao izy ho eo amin'ny toerany... hohita eo ihany izay vokany !
Hatrizao aloha toa metimety ratsy eo ihany ny fandehany.... !
Izay maniry hisian'ny ady dia avelao izy hiady any amin'izay misy azy any... Isika eto ihany fa miandry...
Eo kosa aloha raha misy mibirioka kely dia veloma lava e !!! Raha tahiny kosa mahomby dia any @ fifidianana isika manampatra ny hatezerana sy alahelo .... ! Raha hanafatra ihany : mpanaramaso fifidianana vahiny afarana fa aza miaramila....!

17. andrywui
(
04/05/2009 11:37)
Hery !! aza hadino le afaka 2volana sy 4andro an !! efa nifanarahana sy hitampoko , hitampirenena teto zay a!! sao mitaditady lalana hialana eo ndray toi !! ZAO RAY VAHOAKA NO TENIN'IHERY a!!!afaka 3volana hoy izy de hirodana io fitondrana io ary sahy manao defi amzay sahy aho hoy lery fa tsy maintsy mirava sy mirodana io,ary hiady antrano reo TGV reo !!! tadidiko zay ary 2volana sy 4andro sisa!! mazava zay zany ny resaka e ! miandry isika !
18. xxx
(
04/05/2009 11:57)
Oay:
D raha hiteny ra-hery hoe ka lojika ilay izy d izao :"VAVAKA NO ATAOVY MBA HOMORA NY FIAINANA ETO MADAGASIKARA fa TSy NY FIVAZAVAZANA FA HO MAFY NY ADY satria na olona ataoko hoe tsy mba manaraka vaovao aza d mahalala fa ça va étre difficile la sortie de crise,satria aoka hofatatr'isika fa misy CRISE FINANCIERE sy ECONOMIQUE erak'izao tontolo izao ary tsy maintsy tonga aty amintsika ihany koa io.
Vavaka hahavita inona ? vavaka angaha magie ? Ny crise eo, ny hakoandranan'ny politiciens gasy mbola manampy trotraka ka inona no andrandraina eo e
19. Oay
(
04/05/2009 12:11)
xxx:
Vavaka hahavita inona ? vavaka angaha magie ? Ny crise eo, ny hakoandranan'ny politiciens gasy mbola manampy trotraka ka inona no andrandraina eo e
HO AN'i Oay D NY VAVAKA AFAKA MANAO MAGIE satria efa voaporofo izany araka ny nanehoan'Andriamanitra ny heriny t@ izao tontolo izao.
D jereo fa hisy magie hitranga @ fiainan'i XXX fa aza gaga!
20. xxx
(
04/05/2009 12:19)
Tsy zany ny resaka eto zao ry oay a, hazavao reo fanontaniana ireo raha misy valiny ianao , mbola ao @ plasiny daholo ve sa nikorosy ny fianan-draMalagasy é???