Mbola ao daholo ve?

21. Oay ( 04/05/2009 14:40)
xxx:


Tsy zany ny resaka eto zao ry oay a, hazavao reo fanontaniana ireo raha misy valiny ianao , mbola ao @ plasiny daholo ve sa nikorosy ny fianan-draMalagasy é???



XXX a! maneran-tany ny krizy ka tsy maintsy hiatraika hatraty Madagasikara io!

D zao tsy d misy fanazavana fa jereo ny fiakaran'ny isan'ny tsy an'asa any @ be kintana, sy any eoropa any, d jereo ny orin'asa mikantona any @ azia any!

Ny resaka eto indray d ity ny lohahevitra :"Mbola ao daholo ve?" d valiny na mandeha aza ny vavak'isankariva any italia any mirary ady mafy @ fiainana ho anay aty Madagasikara d i Oay tsy miala eto na ady mafy io na inn io satria na mafy aza io ady d mitohy ny fiainana noho izany na inn kiatra na inn kidona d TSY MIJANONA NY RESAKA RAHA TSY TAFAPETRAKA NY REPOBLIKA VAOVAO SATRIA AMIZAY VAO RAVA ILAY JADONA SAIKA NAPETRAKA noho izany na efa nametraka fangatahana mpitsoamponena arapolitika aza i Ravalomanana any @ misy anazy any d tsy maintsy mitohy ny fitakiana hametrahana Repoblika vaovao!


22. xxx ( 04/05/2009 14:53)
Marivo tototra zany resakareo izany ry zalahy a,ialahy ve lesy ry oay dia milaza fa tsy eto foana ny mpisera koa hanontaniana,
araho sy vakio hatrany @ farany ny fanontaniana,izay ianao vao mamaly ,
tsy oay irery no eto akory handrodana ny ity fanjakana jadona ity
Tsy resaka crises maneran-tany no lazaina eo fa mino aho fa ny eto amintsika,ary efa tsy eo daholo ny mpiasa isan-karazany ,ny sasany moa voatery satria "orinasa tsy manomé tombontsoa ny gasy no nakatona ;tiko sns"
ny sasany nahiditra am-ponja an-keriny tsotra izao fotsiny zao, ny sasany voatifitifitra hoatran'ny bitro
Bref ,mapalahelo fa mila ravana ty fanjakana ara'basy ty nama a
23. Oay ( 04/05/2009 15:20)
xxx:


Bref ,mapalahelo fa mila ravana ty fanjakana ara'basy ty nama a




Aoka mba hijery lavitra fa tsy hanao hoe " Tsy mahita hafa tsy ny amabnin'ny orina" d mba manana aterineto ihany elah ry XXX ka mba mijerijereva lavidavitra!

D efa nilaza anie i Oay fa raha mafy be i Ravalomanana d ASAIVO MODY MIARAKA AMIN'NY MIARAMILA SADC é! D VONOY ANY DAHOLO NY HAT SY NY CAPSAT é!

Fa rehefa tsy mahavita an'izay d aleo manorimponena any @ izay misy anazy any fa tsy manao ASAN-DEVOLY MAMPIADY NY SAMY MALAGASY SY MANANKORONTANA NY FIRENENA SATRIA MANAO RONONO AN-TAVY MANDRANGITRA VAHOAKA MILAZA FA HO AVY @ ASABOTSY EFA SABOTSY FIRY IZAY KLé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3131