hiala

1. gasyjean ( 30/04/2009 20:54)
Ahoana kay ny fomba hialana tsy ho namana intsony ato amin'ny serasera.org fa tena simba ilay site web.tsy atokisana intsony.
répondu par tess le 01/05/2009 10:24
2. SerzaKomanda ( 30/04/2009 21:02)
draatatatata
3. xxx ( 30/04/2009 23:08)
Fangaha tsy komando ntsony ndray elah klé,zay serzan kely io ve no hampiala an-dragahy
4. iartistika ( 01/05/2009 06:30)
aza makato fotsiny de samy vita eh! fomba inona ndray no tadiavinle ranamana? hanaovana pot d'adieu ve ise? :@ :miam: :@
5. ni81 ( 01/05/2009 07:03)
Ahoana kay ny fomba hialana tsy ho namana intsony ato amin'ny serasera.org fa tena simba ilay site web.tsy atokisana intsony.
aza mamaly ireo zavatra tsy tianao fotsiny dia vita e! Tsy tadidinao angaha ilay hoe: les chiens aboient...? ka dia aza kivy fa izay ilay fiainana e! :) dia ampy.
6. fahamarinana ( 01/05/2009 08:11)
:arrow: tsy ny rehetra no manadary ry gasyjean an ! fa fidio ny dinika hidirana !Dia maro ny namana mahafinaritra ato ihany koa !! Tsiky dia ampy !! :D (l)
7. xxx ( 01/05/2009 08:53)
Tsy magnadary manakory ry fahamarinana, raha vao resaka politika dia hita aby gne hamolagne olo atoa. Eny fa na dia Ing. mpiandraikitra aza.
8. ni81 ( 01/05/2009 09:22)
Eny fa na dia Ing. mpiandraikitra aza.
Hehe, samy manana izay tiany io kou! Ananantsika rehetra ny safidy e! na i ra8, na ra9, na TGV na RER, na métro na Tramway. :lol: :lol: :lol: aleo klou himeme
9. fahamarinana ( 01/05/2009 10:20)
:arrow: xxx6 :ka eto indrindra isika jiaby !tsy mpanao resa-politika aby tsia ato arô ! Marina tsara be ny volagnin'ny ni81 ,resaka hafa ndray iny !!(l)
10. tess ( 01/05/2009 10:24)
ASAINA fafain'i hery mitsy ny pseudo nao raha tia hiala haingana be de mety.... :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2764