Tu va savoir qui je suis à partir d'aujourdh'ui

1. Noue ( 30/04/2009 10:51)
http://www.youtube.com/watch?v=LNovzDewmZk&feature=channel_page
répondu par euh le 01/05/2009 20:16
2. diamondra27 ( 30/04/2009 11:02)
ry Noue koa tena tsss za mba efa liana ery hoe: iza marina aza ty Noue ty

Noue: fa tsy io ve zany 4x4 fotsy malaza be fa mpitifitr'olona izany e! de zao ndray misambotra olona no atao

3. essera ( 30/04/2009 11:10)
diamondra27:

ry Noue koa tena tsss za mba efa liana ery hoe: iza marina aza ty Noue ty
Noue: fa tsy io ve zany 4x4 fotsy malaza be fa mpitifitr'olona izany e! de zao ndray misambotra olona no atao

Mitifitra amina pà fa tsy misy cible oatran'lé teo Ambojatovo ve ?

Noue, il n'est pas nécessaire de menacer tout le monde.
4. Mio21 ( 30/04/2009 11:14)
Nanatena be koa ny tenanay hoe mba nanahaka an'endrika dada ary ve ity Noue ity? :-D :-D
5. diamondra27 ( 30/04/2009 11:15)
essera: de tsy haiko r'ise fa zao oe 4x4 fotsifotsy ozy ny témoins

fa le miaramil anie efa niteny tao am le video topmada oe tsy olona hono no notifiriny ary tsy nisy an'zany

de zahaya an-tany lavitra aloha de mijery video fotsiny sisa fa le info tena tsy hay mitsy ze marina sy tsy marina am le izy
ny journaliste koa ndraindray araka ny maha journaliste azy de manao ireny titre manintona olona ireny mba hahatonga ny olona hiresaka le situation


jereo fotsiny le resaka grippe porcine ty zao , efa nisy hatrizay le izy fa zao vao atao malaza , resaka politika doly zany amiko
6. diamondra27 ( 30/04/2009 11:17)
Mio21:

Nanatena be koa ny tenanay hoe mba nanahaka an'endrika dada ary ve ity Noue ity? :-D :-D



za ndray mba nanatena ahita sary na video an'i Noue mbola minono amin'i Neny
7. xxx ( 30/04/2009 11:18)
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: va au diable
8. essera ( 30/04/2009 11:24)
Zay mihitsy koa ny nataon'ny olona hoe le nitifitra teo Ambohijatovo misy civile d manao tenue militaire, fa ny nahagaga ahy ry se ny tsy nijanonany niaraka tamin'ny namany teo Ambohijatovo ??? 8O 8O
9. Oay ( 30/04/2009 11:26)
Mio21:

Nanatena be koa ny tenanay hoe mba nanahaka an'endrika dada ary ve ity Noue ity? :-D :-D



Noue, Tu VAS savoir à partir de demain qui il est vraiement Charles!
Charles d ilay mpametaka afisy nahazo toerana!

Aiza ve ka raha mba nieritreritra ranamana iny efa fantatra fa hisy mpaka sary d mbola noraisina @ vozon'akanjony ihany i dadabe Manandafy! nefa efa aty antokontany, efa hita anefa fa olon-dehibe efa tsy afaka ny hitsoaka intsony!

Tandremo wa tratran'ity fanatisme ity fa ataondry zalahy mpanao ilay sale boulot é! mpametaka afisy sy mpanao arrestation! d te hatao hoe mafy be!
10. diamondra27 ( 30/04/2009 11:32)
Oay : ka i PM aza invité hipetraka teo akaikiny

le izy koa tokony asiana temps mort kely fa tena lasa habibina ny mahazo ny malagasy , tena marina e!
Rehefa entimpo izay ny olona indraindray tena mahavita zavatra tsy tokony ho vita mihintsy , fa ireo ange raha hotsaraina ka raha te-hiala maina dia mody manao hoe malade mentale tahaka ny am film ireny e!
jereo aza ty olona saika hamono an'i chirac , de avy eo lazaina fa malade mentale de votsitra ho azy

Enga anie ka mba hisy farany ity ady ady ity fa tsss
11. xxx ( 30/04/2009 11:47)
Tena noheveriko fa i hery aza no io rahonan'iNoue io ,
-gaga manko aho oe fa natondrahery inona tany ndray ary ny zanak'olona no mingosongoso be oe ataoko mahalala ahy ianao manomboka androany
12. namanabe ( 30/04/2009 11:53)
LAZAO ANAY IZAY NAHAZO AN'I NOUE TAO VOADONA MAFY TANY NG0 KA MIDRADRA BE HIGAGANA jereo eto e ! katsaka tsaramaso voanjobory

NIAnjera TAMIN'NY FANJEHANA OLONA TAO AN ! dia sousoum be

aza manambe
13. Oay ( 30/04/2009 11:53)
diamondra27:

Oay : ka i PM aza invité hipetraka teo akaikiny

le izy koa tokony asiana temps mort kely fa tena lasa habibina ny mahazo ny malagasy , tena marina e!
Rehefa entimpo izay ny olona indraindray tena mahavita zavatra tsy tokony ho vita mihintsy , fa ireo ange raha hotsaraina ka raha te-hiala maina dia mody manao hoe malade mentale tahaka ny am film ireny e!
jereo aza ty olona saika hamono an'i chirac , de avy eo lazaina fa malade mentale de votsitra ho azy

Enga anie ka mba hisy farany ity ady ady ity fa tsss



diamondra27 a, za tsy nahita an'izany hoe nasainy nipetraka teo akaikiny izany i Manandafy fa ny hitako d i Charles mandray an'i Manandafy @ vozon'akanjony d hitako hoe déplacer ilay geste satria olona efa hita fa tsy misy hery hanoherana ve d mbola atao an'ireny.

Amin'ny fanaovana politika d manaiky za fa efa nivonona ny @ ireny i Manandafy ary raha fony izy mbola tanora mino za fa tsy nampiontsona anazy ireny fa efa lehibe izy,

Za aloha tena tsoriko fa malahelo an'i Manandafy za @ mahaolombelona tena tsy voafehiko ilay alaheloko aleo tsorina fa i Oay d mpiodana Sareraka sy MFM é!
Fa izy koa anie tokony efa hijanona mampianatra ny boy kely é! jereo i Rabetsitonta, za moa d manontany tena hoe efa niverintsaina ary ve wa i Manandafy satria raha ny fandinihako ny fomba fanaovan'i Manandafy politika d tsy olona toa an'i Ravalomanana no tokony hotohanany!

Fa mbola averiko fa i Manandafy anie no niteny hoe:"NY jadona d miteraka mpanongampanjakana" io teny io d nety nilaza fa mpanao jadona i Ravalomanana!
Mbola i Manandafy ihany koa no niteny fa izy d mitaky ny fanovana ny lalampifidianana.

Raha fitinina d mirevy Manandafy i Oay fa kosa tsy maintsy ravana aloha ny jadona saika napetrak'i Ravalomanana!


14. xxx ( 30/04/2009 11:55)
rehefa mihazakazaka ka tsy mahazo izay enjehina anie dia lasa kondranakely mihintsy ray olona e! izao menace izao no lasa tsianjery
15. xxx ( 30/04/2009 11:57)
nianjera marina ny mpanejika
16. Noue ( 30/04/2009 12:03)
tsy azoko mahintsiny ianareo sasany mpamaly dinika fa maninona kay raha mba ny dinika no valiana eee????
17. andrywui ( 30/04/2009 12:07)
Noue :* laingany kambo zan
18. ni81 ( 30/04/2009 12:10)
:lol: :lol: :lol: :lol:
19. andrywui ( 30/04/2009 12:29)
Mba asio komantera kely kosa letsy ry Noue ref mandef video elah fa aza atao sec be otran'io kosa e! mba ahitana ze hevitr'elah aminio anie !!!
20. xxx ( 30/04/2009 12:32)
tsy mbaniheveriko fa jamba ara-panahy ty diamondra ty, zany firesany zany ato dia tena tssss, tsy nampoiziko enao ranambavy hoe potraka toy izao no fomba fijerinao ny zavamisy ,ry essera sy ry oay moa dia systematiquement resa-toaka efa tsy mahagaga fa enao ry diamondra de mahavariana ihany tsy mahagaga raha ny tokan-tranonao no savoritaka toy izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431