Tu va savoir qui je suis à partir d'aujourdh'ui

21. xxx ( 30/04/2009 12:38)
xxx19 mba mivoaha tao aminio xxx io raha hiteny olona ianao fa tsy manao fiadin'ny sarimbavy eo e , mody manao hoe ranabavy ianao nefa vehivavy ianao ary fantatr'olona, iza le manao an'io tssssio ?
tssss, tsy nampoiziko enao ranambavy hoe potraka toy izao no fomba fijerinao ny zavamisy ,ry essera sy ry oay moa dia systematiquement resa-toaka efa tsy mahagaga fa enao ry diamondra


22. Oay ( 30/04/2009 12:38)
xxx:

tsy mbaniheveriko fa jamba ara-panahy ty diamondra ty, zany firesany zany ato dia tena tssss, tsy nampoiziko enao ranambavy hoe potraka toy izao no fomba fijerinao ny zavamisy ,ry essera sy ry oay moa dia systematiquement resa-toaka efa tsy mahagaga fa enao ry diamondra de mahavariana ihany tsy mahagaga raha ny tokan-tranonao no savoritaka toy izao



XXX a! resa-toaka ny anay fa mba asio resaka kosa ary ny an'i paingotra, diso ilay paingotra fa penguin no tiako lazaina, mba resaka inn?
23. andrywui ( 30/04/2009 12:54)
Ny an'i penguin ve ?? resa-daisoa (resaka laisoa ) fotsiny no haininy eto
24. xxx ( 30/04/2009 12:57)
Tsisy resa daisoa zany eto fa ny anelah no laisoa no ao an-doha fa mba olombelona ihany dia misainà torak'izany
25. essera ( 30/04/2009 13:00)
paingotra penguin letié.

hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
26. xxx ( 30/04/2009 13:05)
diso enao ry essera zany refa olona tsy misaina ,dinika alefa ary resa fanagadrana olona sy didy jadona io dia tsy haharitra eto intsony
27. AndriambyII ( 30/04/2009 13:10)
Ilay miaramila no nitehy hoe ataoko MAHALALA AHY IALAHY ANDROANY ?
avereno henoina tsara ny reportage ry marenindrenina rehetra .
28. Noue ( 30/04/2009 13:11)
andrywui:

Mba asio komantera kely kosa letsy ry Noue ref mandef video elah fa aza atao sec be otran'io kosa e! mba ahitana ze hevitr'elah aminio anie !!!
ka ilay izy lesy wiwi io lohateny io anie no tena hitako oe mazana tao eee! didy jadona sy habibiana tsisy fanajana olondehibe, araky nolazain'i Oay oe efa hitany zao fa efa antitra be io tsy afaka mitsaoka, ary efa hitany zao oe misy maka sary sy mi-filme ve lesy dia mbola atao fanahiniana ihany ny misintona olona tahakizao ????


29. xxx ( 30/04/2009 13:21)
Inona koa ary ty matahotra andrywui ty ry Noue efa mazava tsara ny filazanao le hevitra fa olona tsy manan-tsaina ve no mbola hanazavanao an'zany tsy ho lany fotoana fotsiny eo ianao,
avelao izy mba hampiasa ny lohany
30. Noue ( 30/04/2009 13:26)
fa matahotra ahoana zany ee ??? manazava aho dia zay kooo !!
"AndriambyII":
MAHALALA AHY IALAHY ANDROANY ?
mbola santionany fotsiny aza io nolazainy io fa raha niheno hatramy farany ianao dia :^) :^) :^)
31. euh ( 30/04/2009 14:22)
tsy mbaniheveriko fa jamba ara-panahy ty diamondra ty, zany firesany zany ato dia tena tssss, tsy nampoiziko enao ranambavy hoe potraka toy izao no fomba fijerinao ny zavamisy ,ry essera sy ry oay moa dia systematiquement resa-toaka efa tsy mahagaga fa enao ry diamondra de mahavariana ihany tsy mahagaga raha ny tokan-tranonao no savoritaka toy izao
:�)

hahaha, iza indray moa ity manenjika an'i diams ity e ? hahaha
iray ihany :-D :-D :-D :-D
mba esory amin'izay ity lolompona rafotsibe ity fa mahabekibo
32. xxx ( 30/04/2009 14:42)
Resaka politika leity ny eto fa tsy koba akory a, ary tsy mamaly ny dinika ianao fa tsy izany no sujet eto akory,fahabibiana sy fandrahonana ny fomba toy izao ataon'ny tgvendrana izao fa aza avadika kely ny resaka azafady
33. AndriambyII ( 30/04/2009 15:13)
Ka nypolitika koû loû de resaka ^doû tandroka ihany rehefa tena polina an ! dé izay tsy tafa dé tsy tafa zany.Mkisaka miala bàla sisa !! :p
34. Noue ( 30/04/2009 16:35)
mivadibadika lasa politikan'tsy hay intsony ilay sujet eee ! :(
35. diamondra27 ( 30/04/2009 16:48)
xxx:

tsy mbaniheveriko fa jamba ara-panahy ty diamondra ty, zany firesany zany ato dia tena tssss, tsy nampoiziko enao ranambavy hoe potraka toy izao no fomba fijerinao ny zavamisy ,ry essera sy ry oay moa dia systematiquement resa-toaka efa tsy mahagaga fa enao ry diamondra de mahavariana ihany tsy mahagaga raha ny tokan-tranonao no savoritaka toy izao


_______________________________

mivoaha marina raha sahy rehefa miteny ohatran'izao e!
f'angah koa hono i xxx miara-mipetraka amiko no mahita ny tokantranoko e!

36. xxx ( 30/04/2009 20:15)
Zay dia mbola mamaly resaka ihany vao maika manamarina ny voalazan'olona,tsy haiko zay any an-tonkatranonao any fa resaka politika no lazao eto é,ary io miaramilakeliloha io no tokony atao masaka,
37. fijo ( 30/04/2009 20:30)
ny olana dia tsy misy sahy manamasaka azy
38. euh ( 01/05/2009 20:16)
Noue:

mivadibadika lasa politikan'tsy hay intsony ilay sujet eee ! :(



zany an :�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0964