APPEL AU « LEADERSHIP MILITAIRE »

1. Noue ( 30/04/2009 08:18)
[size=90]Les forces armées sont aujourd’hui complètement déshonorées.

La population n’a plus confiance en eux.

La hiérarchie est bafouée.

La population est terrorisée et prise pour cible.

La population est devenue l’ennemi des militaires, des gendarmes et des policiers.

Le pays est en voie de perdition.

C’est dans les moments difficiles qu’on reconnaît les vrais leaders et les personnes efficaces.

RESTAURER VOTRE HONNEUR, SAUVEZ NOTRE PAYS

VOUS LES OFFICIERS SUPERIEURS RESPECTUEUX DE LA LOI,

PRENNEZ LE COMMANDEMENT !
[/size]
répondu par ravonjison le 01/05/2009 08:36
2. Noue ( 30/04/2009 08:20)

[size=100]Vous étes des Manamboninahitra.

Pouvoir donner un ordre se mérite.

Les honneurs se méritent.
[/size]
3. xxx ( 30/04/2009 08:22)
Mandehana i noue milahatra eny ambohijatovo , fa tsy henon'ny tgv izany
nefa moa horiatan'ny capsat eny indray koa ka hanahirana ny vahoaka tsy hanampy fa hitazana fotsiny

any amin'izay msy tombotsoa ihany ny fon'ny population e !
4. Noue ( 30/04/2009 08:26)
Ambohijatovo nolazaina fa kianjan'ny democratie aza efa tsy azo aleha kooo ! zay ilay oe democratie à la hat eee :^) :^) :^) :^) :^)
5. manelatra ( 30/04/2009 08:28)
izany an ! o ranoue ny tenanao aloha dinihina fa aza mihaingahainga tahaka an'io
ny fijerinao tsy ho fijerin'ny hafa, ny analyse ataonao tsy voatery ho eken'ny hafa, ny marina aminao tsy marina amin'ny hafa .

Takatrao ve izany ?
6. AndriambyII ( 30/04/2009 08:39)
C' est le bordel total quoi !! A bas les salopards et les piques assiettes !!A bas sans aménagement !
7. ravalotgv ( 30/04/2009 08:43)
nga mbola misy manamboninahitra eto madagasikara

manam bolo sy ahitra sisa fohana fa efa lasan ny vatany sy ny caporaly sy ny colonely ny fahefana

sniff
tchrouff

efa nofohan dry zalahy no volon ahitra

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. namanabe ( 30/04/2009 08:47)
ranoue a ! ny voninahitra mety azo amin'ny fomba maro , na amin'ny ara-dlàna na tsia , hitler nomemboninahitra , ny papa koa ny mpitondra fivavahana , ny lehiben'ny jomaka sns dia ianao io aiza ho aiza ?? mora ny miteny fa ny manana ny analyse mitombina sarotra ny hahazoana azy .

9. xxx ( 30/04/2009 08:50)
ravalotgv aza be fo fa sao dé miala eo indray ny orgnen'ny fo ! sniiff tchrouff tanteraka amin'izay dia ny volon'ahitra , tsy hisy intsony fa ngazana ny tany
10. Oay ( 30/04/2009 08:51)
Ka ry noue anie ilay mpametaka afisy entina handrangitana ny olona hiady é!

Efa tsy ampy intsony angaha ny fiantsoana vonjy any @ SADC!

Mba ianaro wa ny fanaon'i:

_Ranjeva Marcel: minisitra nanomboka t@ voalohany ka hatramin'ny farany fa mainn izy mipetraka @ maha olondehibe anazy.

_Charles Rabemananjara: praiminisitra fa jereo fa mipetraka!

_Rabetsitonta: sénateur notendren'i Ravalomanana, jereo anefa fa mitaky ny hamelana ny HAT hanao ny asany izy sy ny atokony!

Tadidio ry Noue fa i Oay d tsy nankasitraka ny nitondran'i TGV ny olona teny Ambotsirohitra satria nitondra olona hovonoina ny fanaovany an'izany ka za mino ary mahatoky fa tsy maintsy handray ny valiny @ izany izy indray andro any! noho izany d mahazo mahatoky ny mpampirisika ny olona handeha hovonoina fa tsy maintsy ahazo ny valiny indray andro any, ka eto aho d mitarika ny sain'i noue manao hoe tsarovy ny tenin'i Oay rehefa mandray ny valin'izao fampirisihana ny vahoaka hifamono izao ianareo mba hiarovana seza!
11. Mio21 ( 30/04/2009 09:54)
VOUS LES OFFICIERS SUPERIEURS RESPECTUEUX DE LA LOI,

PRENNEZ LE COMMANDEMENT
!

Kefa hoe tsy mety zany direktoara militera zany dia mbola io hevitry dada io ihany no asesiky Noue zanany faravavy.
12. xxx ( 30/04/2009 10:12)
zao less tolona vo tena izy à. hatr'zay ny madinika no natao maty tetsy sy teroa. zao ny "deba" no voa. aiza no mbola ahazo é.
adalan'ny ra8 tsy nisambotra an'i tgv sy ny namany.
zao dadabe minana. aiza zao ra8??? le constand iny ko mbola ho avy ny anjarany, le alain andremiseza.

noporofoin'ny miaramila, fa jolamboto araky ny nolazain'i manadafy ny atoandro ry zareo. nahazo ny anjarany izy zay. zany no oé "tonga dé action", fa tsy otran'ny anareo magro reo.

naninn oé pastera?? valio oé zé mahay!!
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. Noue ( 30/04/2009 10:58)
ity aza ho anareo zay tsy mahazo resaka

[size=60]APPEL AU « LEADERSHIP MILITAIRE »
Les forces armées sont aujourd’hui complètement déshonorées.

La population n’a plus confiance en eux.

La hiérarchie est bafouée.

La population est terrorisée et prise pour cible.

La population est devenue l’ennemi des militaires, des gendarmes et des policiers.

Le pays est en voie de perdition.

C’est dans les moments difficiles qu’on reconnaît les vrais leaders et les personnes efficaces.

RESTAURER VOTRE HONNEUR, SAUVEZ NOTRE PAYS

VOUS LES OFFICIERS SUPERIEURS RESPECTUEUX DE LA LOI,

PRENNEZ LE COMMANDEMENT !

La décision 03-HCC du 23 avril 2009, rendue par la Haute Cours Constitutionnelle a confirmé le caractère illégal de tous les actes perpétrés dans le cadre de cette soi-disant transition. Les arrestations, les réquisitions, les jugements, etc, sont tous effectués dans un cadre illégal.

Sur le terrain, les forces de l’ordre disent exécuter des ordres. Or ces ordres viennent des personnes qui ont usurpé le pouvoir, le choix du peuple, de donner des ordres et des personnes qui ont usurpé les fonctions officielles. Ils exécutent des ordres donnés arbitrairement qui plus est par des incompétents notoires.

Pour les gendarmes dont la devise est Tanindrazana sy Lalàna. Cette devise a –t– elle encore un sens aujourd’hui ? La réponse est NON ! La loi - Lalàna - est complètement bafouée, La HCC vient de le dire et le pays - Tanindrazana - est en perdition.

Pour les militaires et policiers, cagoulés et armés jusqu’aux dents, qui disent protéger la population et leurs biens : c’est la population qu’ils prennent pour cible actuellement.

Vous étes des Manamboninahitra.

Pouvoir donner un ordre se mérite.

Les honneurs se méritent.

MERCI DE DIFFUSER LE MESSAGE

Cécilien Ratiarison

Expert en communication

Expert en Leadership

Expert en gouvernance locale
[/size]

http://www.topmada.com/2009/04/appel-au-%c2%ab-leadership-militaire-%c2%bb/


14. Oay ( 30/04/2009 11:40)
La faute à Ravalomanana selon la HCC
mardi 28 avril 2009, par Rakotoarilala Ninaivo



« Le Président de la République ayant transféré les pleins pouvoirs à un Directoire Militaire, contrairement aux dispositions constitutionnelles, les mesures prévues à l’article 52, alinéa 3 de la constitution ne peuvent plus étre mises en Å“uvre ». Telle a été la réponse de la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) dans une décision n° 03-HCC/D2 du jeudi 23 avril 2009.

« Ainsi, le transfert des pleins pouvoirs du Président de la République Marc Ravalomanana à un organe non prévu par la Constitution s’oppose à l’application stricte des dispositions constitutionnelles et implique de fait l’entrée dans une période transitoire pour la gestion des affaires nationales ». Tel est le point de vue de la HCC traduit dans cette décision diffusée ce lundi 27 avril 2009.

La nécessité de la continuité de l’Etat, en vue de remédier dans l’immédiat à un vide institutionnel, appelle la mise en place des structures étatiques provisoires selon la HCC. Cette dernière affirme vouloir prendre en compte les réalités politiques suivantes. Le transfert unilatéral par le président de la République de l’exercice des pouvoirs qui lui sont dévolus par la Constitution, situation qui engendre de fait la vacance de la Présidence de la République.
Article 52
Dans des circonstances normales, au sens de l’article 52, alinéa 1er, de la Constitution, en cas de vacance de la Présidence de la République et avant de procéder à l’élection d’un nouveau président de la République, les fonctions de Chef de l’Etat sont provisoirement exercées par le Président du Sénat ou à défaut par le Gouvernement collégialement aux termes de l’article 52, alinéa 3, de la Constitution.

L’entrée dans une période de transition comporte comme effet le changement organique et formel de l’organisation de l’Etat. Néanmoins demeurent intangibles les principes fondamentaux de la République tel que celui de la séparation des pouvoirs ainsi que l’intégrité du territoire national, la forme républicaine de l’Etat et les valeurs culturelles propres à la nation.
15. Noue ( 30/04/2009 12:06)
ary izaho foana anie ho ho hanin'i Oay isaky ny mamoaka hevitra nalaiko tetsy sy teroa nefa jereo ity ataonao eee???? :^) :^) :^) :^)
16. andrywui ( 30/04/2009 12:22)
ha! ha! qha! ha ! raha izaho elah letsy ry Noue raisiko namana i Oay toy izay atao fahavalo fa midona amin mur foana eo ane lets elah ry Noue raha i Oay no atao adva eo e! kozy e !!manaova aranzmà aminy otran'i Yuka sy Ifiona !!
17. Oay ( 30/04/2009 12:23)
Noue:

ary izaho foana anie ho ho hanin'i Oay isaky ny mamoaka hevitra nalaiko tetsy sy teroa nefa jereo ity ataonao eee???? :^) :^) :^) :^)



Noue za tsy mihinana an'i Noue izany fa ny tiako lazaina an'i Noue d izao:
_Diniho @ saina tsy miangatra ny zava-misy!
_nefa moa raha mahita tombotsoa @ izao zava-misy izao sy @ izay nataon'i Ravalomanana i Noue ka miaro ny tombotsoa an'i Noue i Noue d tsy omeko tsiny fa mi-comprendre an'i Noue i Oay.

Momba ny vaovao nalaina tetsy sy teroa d tsy maintsy atao izany satria tsy afaka ny hamorona raha tsy hoe te handainga angaha!

Ny tsy ekeko @ ataon'i noue d ilay fitaterana ny commentaire n'olona avy ao @ Top Mada ohatra, fa raha mitondra vaovao avy @ gazety na source d'information hafa i Noue d tsy miady hevitra za satria fantatro tsara fa tsy maintsy mi- se documenter rehefa manana compte à rendre na hanao thèse!
18. andrywui ( 30/04/2009 12:26)
Petsa i Noue ato zany klé !

mba tsisy resaka affiche androany zan !!
19. xxx ( 30/04/2009 13:04)
Ny dinika leisy asiana resaka raha manan-tsaina elah , tsy resaka olona mpiforum , olona zazkely no mpiresaka toy izany
20. Noue ( 30/04/2009 13:33)
Oay:
_nefa moa raha mahita tombotsoa @ izao zava-misy izao sy @ izay nataon'i Ravalomanana i Noue ka miaro ny tombotsoa an'i Noue i Noue d tsy omeko tsiny fa mi-comprendre an'i Noue i Oay.
ka izay mahintsiny no tsy azoko fa ny anareo anie raha vao misy mandefa dinika dia tsy mba iny dinika iny no valiana fa avadikareo zavatra hafa foana ilay izy eee!!! aiza ve ka efa hasiako jereo eto ny dinika, midika inona zany ???? midika fa nalaina avy tao nefa tsy mba io no valianareo fa avadikareo zavatra hafa foana !!
na dia io lazainao io aza dia efa nivadika sahady satria sujet nalaiko tao @ topmada mba ZARAIKO eto ka inona no hidiran'tombotsoako @ Ravalomanana @ zany ???


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.036