APPEL AU « LEADERSHIP MILITAIRE »

21. Oay ( 30/04/2009 14:14)
[quote=Noue

na dia io lazainao io aza dia efa nivadika sahady satria sujet nalaiko tao @ topmada mba ZARAIKO eto ka inona no hidiran'tombotsoako @ Ravalomanana @ zany ???

[/quote]

Noue a! ianao nilaza fa mihinana anao i Oay, d namaly i Oay hoe tsy mihinana anao izany i Oay.

Jereo ao ambony ao fa niteny i Noue hoe araka ny nolazain'i Oay, satria i Oay d mijery @ maso tsy miangatra ka rahovina vao mba afaka hiteny i Oay hoe araka ny nolazain'i Noue, ny tiako lazaina d hoe rahoviana i Noue vao hanaiky ohatra fa i Oay anie tsy mankahala an'i Ravalomanana fa ilay JADONA SAIKA APETRANY TETO NO TOHERIN'i OAY!

Afaka mijery tsy miangatra ny olona iray satria:

_Tsy misy tombotsoa arovany fa fanohanana ny marina ny mahatonga anazy hiteny!

Ka izao manontany an'i Noue za ka valio raha azonao atao:

_Manana tombotsoa manokana @ izao fifamonoan'ny samy Malagasy izao ve i Noue?

>>>Raha ENY ny valiny d tsy misy fika azo atao satria miaro ny tombotsoanao ianao!

>>>Raha TSIA kosa d maninn ary no mandrangitra ny olona hifamono kanefa efa fantatra fa asan'ny devoly ny fampiadiana olona!

D omeo ahy ny andro sy ny lien raha efa nahita i NOue fa i Oay d nikiakiaka sy nanao antso avo teto ny hihetsehan'ny vahoaka na ny hihetsehan'ny miaramila satria izany fiantsona vahoaka hiady, sy ny miaramila hiady izany d tsy mety satria asan-devoly!

Jereo misy tsy faly anie rehefa maneho ny alahelony an'i Manandafy i Oay fa @ mahaolombelona d asehoko izany sady za tsy misy manome vola ana na hoe misy seza arovana ka hoe efa hita izao fa tsy mety ny ataon'i Charles d handeha hiaro anazy i Oay.

Noho izany isika izay tsy mahita tombotsoa manokana @ izao ady lahy eto @ tanana izao d manainga antsika i Oay mba hijery @ maso tsy miangatra ka hiteny ny tsy mety!

Mbola averiko anefa aloha fa tsy mijanona isika raha tsy tafiditra any @ repoblika vaovao satria na i Manadafy aza d nilaza fa nisy fanjakana jadona teto Madagasikara ka tsy maintsy narodana izany fanjakana jadona izany!




22. xxx ( 30/04/2009 14:59)
aza ampinanan'elah ry oay i Noue a, eo de tsy menanatra akory mamelively ozy andrywui zay de mody manamarin-tena fotsiny eo,tsy maharesy an'i Noue elah raha hevitra fa aza manao besandry fotsiny eo ,fa aty mbola mahery raha hanao elah
23. Noue ( 30/04/2009 16:34)
"Oay":

_Manana tombotsoa manokana @ izao fifamonoan'ny samy Malagasy izao ve i Noue?
mbola tsy azon'i Oay mahintsiny ny zavatra tiako lazaina eee!! raha mba mahita sujet ve Oay dia mba mizara dia midika inona zany ?? avy ve dia midika zany oe misy tombontsoa ho an'i Oay no nanaovan'i oay iny sujet iny ????
24. Oay ( 30/04/2009 17:11)
Noue:


mbola tsy azon'i Oay mahintsiny ny zavatra tiako lazaina eee!! raha mba mahita sujet ve Oay dia mba mizara dia midika inona zany ?? avy ve dia midika zany oe misy tombontsoa ho an'i Oay no nanaovan'i oay iny sujet iny ????



Za aloha raha mahita sujet d zaraiko eto ilay izy satria mahazo tombotsoa @ izany za é! NY TOMBOTSOA AZOKO VE, HIDITRA @ REPOBLIKA VAOVAO I MADAGASIKARA KA D RAVA NY JADONA SAIKA HAPETRAK'i RAVALOMANANA.

D izay ilay tombotsoa ry Noue a! fa rehefa milamina io d tsy misy antony tokony handehanako eto hametraka lohahevitra sy hitafatafa @ olona eto satria @ izay EFA RAVA ILAY JADONA!

Fa izao an! mbola averiko fa rehefa mitsangana ny repoblika vaovao ka mbola lany i Ravalomanana d manaiky ny safidimbahoaka i Oay!

Mbola averiko fa i Manandafy aza wa niteny fa nisy jadona izay niteraka mpanongampanjakana teto, ka ny fandravana iny jadona iny no hany mba tombotsoa an'i Oay é! Gaigy be mantsy raha mbola nijanona teo i Ravalomanana satria tsy maintsy nanova constitution izy mba ahafahany milatsaka fanintelony d farany lasa mpanjaka izy klé!

i Oay kosa aloha d tsoriny fa tsy olona otran'i Ravalomanana no ekeny atao mpanjaka klé, fa raha sanatria misy tehamerina an'izany fitondrana mpanjaka izany d mba taranak'Andriana no aleo hiverina eo klé!

Fa tsy mety intsony izany resaka mpanjaka izany @ zao tany efa mazava be izao fa fihemorana izany ary mitondra jadona izany ka tsy maintsy arodana!


25. fijo ( 30/04/2009 20:45)
ef ahiaraha mahalala fa tsy aradalana le fakan afanjakana,ka aza miziriziry,fa rah ambola misy toa izoa foana,tsy hiala io fomba ratsy io mihintsy izany isika.
26. ravonjison ( 01/05/2009 08:36)
Averiko ilay efa voalazan' i IFIONA:
Efa hita tsy ara-dalána ilay fakana fanjakana, ary hita fa ratsy ny vokany ( herisetra sns...), dia mbola miziriziry foana.
Tsy ekena mihitsy ny zavatra toy izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.136