vahaolana amin'ity politika ity
1. sitlo
(
30/04/2009 00:07)
Rehefa nandinika aho dia ny famonoana an'i TGV ihany no vahaolana. Ny sandan'ny zavatra rehetra nataony ve tsy tokony efa mahaefa ny ainy?
répondu par milamm le 30/04/2009 23:51
4. Oay
(
30/04/2009 04:21)
Tsy mazava tsara izay voasoratr'ilay sitlo fa matimaty!
Asa na mila hafanaina angamba ilay sitlo nanoratana fa mitapitapy ilay izy!
Asa na mila hafanaina angamba ilay sitlo nanoratana fa mitapitapy ilay izy!
5. sitlo
(
30/04/2009 04:32)
Tsy tiako ny manambany olona, fa ianareo ireto tena zara raha misaina. Izay ps avy. Raha nataoko hoe Oay ve izao ny ps-ko dia ahoana?
:�)
:�)
6. Oay
(
30/04/2009 04:50)
sitlo:
Tsy tiako ny manambany olona, fa ianareo ireto tena zara raha misaina. Izay ps avy. Raha nataoko hoe Oay ve izao ny ps-ko dia ahoana?
:�)
Tsy misy olana mihintsy na anambany enao na ahoana fa matoa mandeha eto d mahatanty an'izany, ny tenako manokana moa d efa nilaza fa afaka manao bevava izay tehanao an'izany eto fa ny tena tsara d mba mifanao fotoana raha azo atao d mba mifanazava kely é!
Momba ilay nosoratanao d asa raha d mahatsiaro tena ho mafy be ianao ka d miantso ny famonoana olona eto d izay no mahatonga ana niteny hoe tsy mazava ilay nosorontana fa otrany mitapitapy ilay sitlo satria afaka mijery ny archives eto ianao fa tsy nisy olona teto niantso famonoana olona sy fandorana tranon'olona fa ny mpomba ny TIM no nanao izany!
Tadidio fa na ireo foza orana tsy nahita fianarana aza tsy nanao an'izao fanentanana ny hadoroana ny tranon'olona toa ny nataon'ny TIM izao @ alalan'ny Radio Mada ohatra!
7. sitlo
(
30/04/2009 04:58)
Izaho aloha tsy hifanditra amin'izay fatina internaute any fa aza manatena hifanao fotoana amiko izany. Ampiakaro kely ny fomba firesaka amin'ny sisa. Izao lasa mitovy saranga amin-dry wiwi.
8. Oay
(
30/04/2009 05:22)
sitlo:
Izaho aloha tsy hifanditra amin'izay fatina internaute any fa aza manatena hifanao fotoana amiko izany. Ampiakaro kely ny fomba firesaka amin'ny sisa. Izao lasa mitovy saranga amin-dry wiwi.
Za aloha mbola tsy nihevitra fa ambony na ambany noho i wiwi araka ny voalazanao fa ny fantatro d matoa tonga eto d zaza sahala!
Ka izao isika afaka miresaka fa aza manentana ny olona hifamono satria asan-devoly izany!
Afaka miteny ianao raha toa ka efa nahita an'i Oay nanentana ny olona ny hifamono!
Mbola averiko fa mampalahelo ny zava-misy eto @ tanana, ny mpanofatranonay izao lazaiko anao fa tsy mahaloa hofatrano satria tsy afaka manao ny asany, noho izany d mila filaminana izahay!
Fa raha vitanareo wa ny tonga d mandripaka an'ireo HAT sy CAPSAT ireo d tonga d ataovy, fa rehefa tsy mahavita d mbola averiko fa tsy fidiny ny mandefitra fa tsy maintsy atao rehefa tonga @ ilay hoe :"Atody tsy miady amambato ary ny tanapolo tsy maharesy olona mitanabasy"!
Mbola averiko indray fa raha ny mpitarika no maty (Na TGV io na TIM an!) tsy hivakiako loha satria matoa izy mitarika eo d misy tombotsoa ho azy ny ataony fa ny mampalahelo ana d ilay vahoaka mihinana ny ... no matimaty foana!
9. essera
(
30/04/2009 05:42)
Io ange ra-Oay no tsy fantatry ny sasany ny resaka fanentanana amin'ny ratsy io (radio Mada). Raha mahatsiaro ny pro-ra8 fa tena maro an'isa be izy dia tsy misy mihitsy antony tokony tsy hahalany azy amin'ny FIFIDIANANA ho avy.
Baininy koa moa ary am sisiny manome version abobo (produit laitier efa nahazatra io). Mbola hivoaka tsara eo mantsy ny marina fa efa nanipinipy teny ihany i Hasina. I Hanta A. iry zao no tena azo lazaina ilay ao am foza orana mendimendy tsara mihitsy.
Baininy koa moa ary am sisiny manome version abobo (produit laitier efa nahazatra io). Mbola hivoaka tsara eo mantsy ny marina fa efa nanipinipy teny ihany i Hasina. I Hanta A. iry zao no tena azo lazaina ilay ao am foza orana mendimendy tsara mihitsy.
10. xxx
(
30/04/2009 07:37)
Diso be ny hevitra essera , ny fanjakana mampihorohoro ny vahoaka ao aminy dia rodana foana ,n'aiza n'aiza zany , ny fotoana no hitsara an'zany, ary efa hita etsy sy eroa zany tsy fankasitrahana ataon'ireo tgvendrana ireo
11. xxx
(
30/04/2009 08:08)
I BESANDRY NO HANALA NY AIN'NY STILO , IO RY ZALAHY A ! ENY DADATOA INDRETO IZAHAY CAPSATY HO ALAINAY NY AINY
12. majakely
(
30/04/2009 08:13)
Tsy azo vakiana ny hevitrireto olona ireto fa ts ymahasoa mihitsy!!! I wiwi sy essera satri izy roa ireo no tena gravy raha hanao resam-boto sy tsahotsaho !!!¨tsy avotra ireo ka aza mba manaraka an'io ry Oay!!eo de romotra ,eo de romotra hohohohohoooooooo!!Méme pas peur!!!
13. tafondro
(
30/04/2009 08:59)
Misy fitenenana manao hoe raha mbola misy fanenjehan' olona miseho dia mazava ho azy fa ny any aoriana foana no manao izany ,tsy tokony hampifararemotra velively akory ,ny raharaham- pirenena tsy maintsy mandroso na hanosotra maloto aza ireo mpanohariana .Ary tadidio fa tsy misy ny teny ratsy fa ny saina lomorina mandray sy mitsara izany no kely fandinika sy maivana raha ny marina .La véracité des choses est autre que les interpretations drainer par elle . :oops:
14. fijo
(
30/04/2009 21:05)
le mamono azy tsy mety satria mil atsaraina ny olona to aireny ahalalan aizay tena nisy sy nanohana azy tao
15. milamm
(
30/04/2009 23:51)
i Andry TGV nge dia mpiasa fotsiny fa le atidoha i ratsy iraka no mila amboarina sy pierrot sy tantely ,raha ny matin'ireo dia tsy ho voaisa intsony ka mila taperina androny ,aiza koa tsy zaza tsy antitra tsy tanora tsy manatsiny fa aringandry ta....y ireo ny zanak'Imerina ho lany tamingana,mety mahitsiny le famonoana azy ireo ,misy fiteny tena malagasy ary finoana ary izy io no tena marina izay milaza hoe valy fingika fingaka ary ho avy ny tonon'andro tsy mahalehilahy an'ireo fa tsy mafy noho ny frantsay nadritra ny 65 taona nampahory ny malagasy akory ireo ,Andriamanitra tsy andriny hafa ry akama isany andrinay eto ihany ihany ary samia ela velona fa malagasy tsy apoizina ihany no anamboatra azy ireo dia hilamina ihany i Gasikara malala efa be ihany izay 34 taona majanahany sosialisma izay,ampy izay