Miandry an'i TGV zahay eto NY eh

1. klitika ( 28/04/2009 20:24)
Nga zahay Zina.

Tongava soa eh
répondu par rakaroka le 29/04/2009 12:08
2. ravalotgv ( 28/04/2009 20:31)
entina ny inona lety ny gripankisoa ve

sniff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. fijo ( 28/04/2009 21:30)
tsy sahy mankany io.ef amikorontana ny lohakeliny izao ko
4. rakaroka ( 29/04/2009 12:08)
Eo tsy hisy milaza indray hoe ny amerikana no mitondra ny gasy sns ...voavidy e,sns . Rahefa mifandray @ aty ivelany mantsy dia 'zay foana lé fotom-pisaina-drizareo any ho any !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5787