tsy tokony hatahotra an'o pierrot sy ratsiraka isika
1. zoam
(
27/04/2009 11:13)
izay pierrot ve no mba hatahorana ry ireto an,lery iny aza maharary voan'ny cancert manao terapie any france ,izany anie no maha sola ny volon'iny e,i ratsiraka indray efa mipipy ankilaotra,au moins ka hoe manao kilaoty fa toa hoe misikina sisa .Mampalahelo ry ireto an
tohizo ny lalantsika
tohizo ny lalantsika
répondu par pikatti le 29/04/2009 00:21
3. andrywui
(
27/04/2009 13:23)
.Mampalahelo ry ireto an
tohizo ny lalantsika
tohizana ho aiza ?? ho any anaty tany no tianao sa ao anaty fasana ? fa hainay tsara daholo ze revenao??
4. xxx
(
27/04/2009 13:39)
ka hoe i pierrot no hitondra ny baolina atsy ho atsy nefa i mon ami pierrot tsy en forme fa lasa saholin contre king fu avoko :-D :-D :-D
5. xxx
(
27/04/2009 13:58)
Izahay tsy matahotra fa i Andry sy Roindefo no matahotra azy
Izany no hoe te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony ! Pendina ery hoe amnistie e, grâcier -na ny exilés e , avy eo vao andraso kely aloha, aza mody aloha fa mi perturber ... il faut savoir ce que l'on veut !!!!

7. pikatti
(
29/04/2009 00:21)
andrywui=halloween elah ndray zao no goahina fa efa vita matavy daholo ry zalahy reo é :-D :-D :-D