Ny vahoaka no mendrika hajaina satria avo fa ts ny mpitondra
1. penguin
(
27/04/2009 10:55)
Rehefa mitomany haka fahefana ry tgvendrana dia milaza fa ny vahoaka no tompon'ny fahefana ary hajaina. Rehefa azony kosa izay endrika fahefana hisalorany dia mibitaka ry zareo ary milaza fa MILA HAJAINA ny mpitondra. Fa hanaja ny mpitondra ahoana moa ny vahoaka raha ny FAHAFAHANY milaza ny ao an-tsainy aza SAKANANA.
Niarahaba tena ny tgvendrana ary nilaza fa azo ny fahafahana nefa dia eny amin'ny KIANJAN'NY DEMOKRASIA NO MISAKANA SY MANAPOAKA BASY SY FANDANTSAHAN-DRANOMASO VAHOAKA.
TSY MAINTSY ESORINAY NY TGVENDRANA.

répondu par penguin le 28/04/2009 06:20
2. tsoraka
(
27/04/2009 11:09)
Miasa ho an'ny vahoaka ny mpitondra fa tsy mpanjaka akory. Ny mahagaga dia ireo milaza ny vahoaka ho nametraka azy indray no manindry ny vahoaka hanaja sy handohalika amin'ny tgvendrana tsy mahavita inoninona afatsy ny ampamoaka; ny fanirahana olona hifanenjika sy hiady ary ny handrisika miaramila hamono olona.
4. tsiafoi1
(
27/04/2009 11:37)
Hay fantatry ny HAT tsara ihany izany ka naninona no tsy nampihariny. Président Ravalomanana no FILOHA; de tokony ho najainy ny fitondrana nisy fa tsy novingavingainy.
"Mpamosavy milevina amoron-dalana io rikahy, mahatantesa valin-kitsaka"
5. andrywui
(
27/04/2009 13:28)
hoy tsyafoi
tsy nisy naka ny Fitondrany zany mihitsy anie teo ry tsyaf fa ny dadanareo no sarimbavy kely toa anareo de vao nodonina kely de ny fitondrana no natsipitsipy teny amin tany e !!!
---zay voasoratra fa mpitondra ry Penguin de hajao a!! efa voatendrin'Andriamanitra io fa ampionony ny fo de amboary ny saina !! raha tsy voatendry io tsy nataony tonga teo !!
--raha tena hendry ny TIM de mpetraha aloh fa efa bebe ihany zay TIM vita ketsa zay !! sa ve mbola ampiana ihany ?? de ho viry no ho vita ketsa vao ho fay sy hipetraka ??? hany ry penguin kely ???
Hay fantatry ny HAT tsara ihany izany ka naninona no tsy nampihariny. Président Ravalomanana no FILOHA; de tokony ho najainy ny fitondrana nisy fa tsy novingavingainy.
tsy nisy naka ny Fitondrany zany mihitsy anie teo ry tsyaf fa ny dadanareo no sarimbavy kely toa anareo de vao nodonina kely de ny fitondrana no natsipitsipy teny amin tany e !!!
---zay voasoratra fa mpitondra ry Penguin de hajao a!! efa voatendrin'Andriamanitra io fa ampionony ny fo de amboary ny saina !! raha tsy voatendry io tsy nataony tonga teo !!
--raha tena hendry ny TIM de mpetraha aloh fa efa bebe ihany zay TIM vita ketsa zay !! sa ve mbola ampiana ihany ?? de ho viry no ho vita ketsa vao ho fay sy hipetraka ??? hany ry penguin kely ???
6. penguin
(
27/04/2009 13:56)
Iza no nanoratra an'elah ho mpitondra ? Mpitondra sandoka no fahalalan'ny be sy ny maro an'elah ary io mbola mitady hanamarin-tena sy fanampiana etsy sy eroa io. Ny taim-bavan'ny VIVA irak'elah milaza fa tsisy dikany izany SADC izany ary izay mainty hoditra manambady maro vé hisy dikany nefa ny Ministra Hasina indray no nilaza fa hiantsoroka ny fitondrana ny SADC. Sao efa mitapy marina ary tsy mahagaga fa tgvendrana.
7. andrywui
(
27/04/2009 14:02)
moramora alou penguin fa efa mafana ny andro toi somary matavitavy zay ihany moa sady diabeta ka aleo malam tsara toi !!
--Ze mpitondra napetrak 'Andriamanitra eo de hajaina izy ary omena voninahitra ry penguin !!!! azo ve ??
--Ny fanampiana ry Penguin a! d ravalo aza fony izy mbola teo taloha de iny no tena be fangataka erakizao firenena rehetra zao ,, sady arahandranomaso mihitsy aza !! tsy any ny olana ! fa izao ;rah tafiditra ve ny vary sy ny PPN rehetra nafarana sy hanampiana'ny firenena maro an 'i M/car de hanaiky ve penguin sy ny TIM amzay fotoana zay fa tena Fanjakana marina aradalana lé mijoro

8. Mirananirina
(
27/04/2009 15:30)
--Ze mpitondra napetrak 'Andriamanitra eo de hajaina izy ary omena voninahitra
Gravy indray izany marina,Andriamanitra izy hono no nametraka azy teo 8O ,tsy aleoko indray manome voninahitra ny demony :lol:
9. penguin
(
28/04/2009 06:20)
i andry tgvendrana no nanao ranomaso sady niteny an-telefonina fa hoe nitifitra ny mpiambina an'Ambohitsirohitra. Amin'izao tsy nitomany intsony tgvendrana fa nihomehy satria ny mpiaro ny fitondrana ara-dàlana no misy latsa-drà. Ny herisetra tsisy resaka avy amin'Andriamanitra fa ny fanamarinana ny ratsy atao no hilazana fa voasoratra sy napetrak'Andriamanitra. Mpanjera fanjakana TSY MAINTSY MIALA ary ny vahoaka no manala azy amin'izao koa.