TONGA IANY DADA MARINA

1. xxx ( 27/04/2009 08:48)
Mba milaminà @zay ry zareo fa efa tonga i Dada.
répondu par pikatti le 29/04/2009 00:29
2. andrywai ( 27/04/2009 09:00)
dadan'ny tgvendrana atao hoe Pierrot no tonga ary efa nivadika papa satria hafa ny Dadanay.
3. locl ( 27/04/2009 09:02)
hihi, nga nivadika Pierrot ndray andrywi dia lasa ahoe "pierrotwi" ndray zany zao ny pseudo là
4. andrywui ( 27/04/2009 09:24)
andrywai


jereo anie zao fosika fanaonareo TIM e !!zao ve no hitondrana firenena sy hanaovana oe miverena dadanay mihogahoga eny ambohijatovo nefa jereo ty atao !! mbola vao modely voalo ato amin forum de io sahady !!! ppppfffff!!!
5. xxx ( 27/04/2009 10:23)
andryween :-P :-P :-P :-P :-P
6. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:53)

Zay hifanosehanareo ao fa I DADA RAVALOMANANA TSY MAINTSY HO TONGA

7. andrywui ( 27/04/2009 13:50)
hoy tsyafoi :

Zay hifanosehanareo ao fa I DADA RAVALOMANANA TSY MAINTSY HO TONGA


ampidiro ary izy oa fa zahay koa anie mba mendy te ahita ny fihaviany ee !!

miandry ery Soanierana ambony ery zahay ref tonga izy ! atao batemy kely eny fa be loatra zay ratsy vitany izay !!!

tongava dadan'ny sasany ah tongava e
8. pikatti ( 29/04/2009 00:29)
ampio lesy ny ps ry andrywui fa efa tsy ampy ny tgvENDRANA ato a,afa-baraka ny dadan'elah @ tony ps bobaka be tony é :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1087