Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
vive tgv
1. bazylou
( 26/04/2009 21:40)
tgv aloha izao no prezda, ny ambiny mimenomenona no asany :-D :-D :-D :-D
Répondre
répondu par
andrywui
le
27/04/2009 07:41
2. tovolahy007
( 26/04/2009 21:57)
Nga tsy hoe: TSY PREZIDA ZANY IZY FA MITONDRA HO ANY @ TETEZAMITA FOTSINY???
Mba lalina ko zany an, hay nihaiky ihany hoe efa tena te ho prezida lery. hohoho.
Prezidany KAPOSATY IO.
Répondre
3. andrywui
( 27/04/2009 07:41)
tgv aloha izao no prezda, ny ambiny mimenomenona no asany
sady mimenomenona no mpanongam-panjakana mijoro ara dalana !!! sady tia rà mandriaka = TIM zay
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544