Mila fahendrena sy fananana fanahy hendry ny miaina !!
1. KALACK
(
25/04/2009 16:31)
Rehefa hita fa mbola mafanafan aloha ny ankilany ary tsy mbola te hokorotanina sy rangitina aloha izao de tokony mba hialana aloha ny fanoherana bontolo ! indrindra indrindra ka olona vao nahazo fahefana no eo de mba tokony hipetraka ampahendrena aloha mampangatsiaka kokoa ny ankilany !! ny antony manko de olona vao nahazo fahefana ny tgv ka mailo be ny ho sao ho rava fahefana tsy maintsy hanao moyen hitazona izany hatram farany !! ka ny fahendrena hoy aho mba tsy hisian faty olona be loatra sy ny zavatra simba be loatra de ny miandry ny fifidianana na ny andro ho tonitony aloha vao mba mihetsika
répondu par andrywui le 25/04/2009 20:58
2. diamondra27
(
25/04/2009 16:46)
de ho arovany tsara tahaka ny disk platine-ny ve io seza notadiaviny hoy ianao
lafo vidy be izy izany.
lazao zandrikely hhoe toerana ifandimbiasana io an!dia asaivo arovany tsara ny derierany fa voaboty ny vahoaka eo izy an!
lafo vidy be izy izany.
lazao zandrikely hhoe toerana ifandimbiasana io an!dia asaivo arovany tsara ny derierany fa voaboty ny vahoaka eo izy an!
3. halloween
(
25/04/2009 16:55)
de mbola ho ady sy fifamonoana foana koa zany no ho hiafaran'izany hevitry diams zany ! tsaratsra mba samy mipetraka aloha fa tsy hoe vao teo no nanongana d andao koa mba hanongana e ! de lasa fifamonoana ny farany ! mila mampandefitra kely ny hambopony ny tim rah tiany hilamm ny tanan aloha
4. Noue
(
25/04/2009 19:31)
ka fahefana azo t@ tsy rariny io kooo ! zay anie no mahatonga ny fisian'ny égalistes ee !
5. piste
(
25/04/2009 20:31)
Ka maninona ianao raha mba mirotsaka any fa tsy faly mampirisika eto @ forum fotsiny.
Mahagaga fa amporisihinareo ny olona hiady @ miaramila nefa hery tsy mitovy be izao, dia avy faly ery ianareo mandefa sarin'izay maty, mba hampisentoana olona ka hanome tsiny ny ankilany. Mba misaina re fa aza lalaovina ny ain'ny olona.

6. andrywui
(
25/04/2009 20:58)
zay ny an'i Noue fa bedin'i piste tsara zay !!
sarotra tenenina kou ! efa hoe mba mandefera kely alou
sarotra tenenina kou ! efa hoe mba mandefera kely alou