Santionany amin ny capsat
1. BeraMuc
(
23/04/2009 20:40)
jereo topmada
Vidéo d’une intervention musclée des militaires le 23 avril
jero koa youtube sy dailymotion

répondu par ravalotgv le 23/04/2009 21:34
5. Havantsika
(
23/04/2009 21:03)
Valin'ny resako ho an'ny BeraMuc ity tamin'ny loha-hevitra hafa
efa miha matotra ny resatsika sy ianao zany , tena marina ny voalazanao fa be ny tsy nety 25 ans taloha ary izay mihitsy no naneken'ny Malagasy ny 1er tour de vita. satria nanantena zava-baovao tokoa isika. Kanefa ny mety nanomboka tsara daholo ny olona fa ny fiafarany no hitsarana azy. Oh iza moa no mariazy tsy nanomboka tamin'ny je t'aime à l'infini, fa divorce sy ady saritaka no niafarany.
Zaho tsy mialona ny mpanankarena fa amiko ireny no tena mijaly aza sady tsy hahatondra na fanjaitra iray hiala eto an-tany akory, fa milaza ny zava-misy fotsiny. Ny tena harena sady tsy mety potika no mateza dia tsy matériel
Ny resaka fahatahorana an' Andriamanitra dia toetra miafina ao am-po aseho ami'ny fiainana an-davanandro sy fomba fiteny na fihetsika
Misaotra niresaka androany

6. BeraMuc
(
23/04/2009 21:22)
Havantsika >>
Ny hitako olona lehibe amin ny resaka ara-politika eto Madagasikara dia izao
a) Izay eo amin ny fitondrana ihany no harahan ny ankamaroan ny olona, tsy ny olon-tsotra ihany ha indrindra indrindra ny mapnao politika. Betska mihintsy ny olona fantatro tamin ny partie politique hafa taloha izay lasa TIM
b) Ny mety ho antony dia
ny zavatra niainana tamin ny 25 taona talohan ny 2002
ny tsy fisian ny traikefa, fijery na fampitana hevitra amin ny vahoaka matotra amin ny raharaham-pirenena sy ny fampandrosoana
ny ankamaroan ny vahoaka tsy zatra mahita na mihaino olona hafa ankoatran ny eo amin ny fitondrana
d) Io ilay hoe "tena mbola tanora ny democratie" eto Madagasikara
e) Na iza na iza no hitondra, tena hilain ny firenena mihintsy ny fisian ny opposition. Izay tsy resaka fanaratsiana gratuit no asany fa fitsekerana ny tsy mety sy ny antony izany ary indrindra indridra filazana ny mety kokoa amin ny fihainam-pirenena. Amin ny fifanajana amin ny samy maha-olona, ny lalam-panorenana sy ny lalana mifehy

7. ifiona
(
23/04/2009 21:23)
toa tsy mahita lien aho ka dia averiko eto ilay izy
http://www.youtube.com/watch?v=tyQX9t4ptKc
ity koa misy hafa
http://www.flickr.com/photos/avylavitra/3469199224/in/photostream/