omeo fahalalahana ny mpiasan'ny TIKO

1. fanou14 ( 22/04/2009 06:53)
mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny raha tsy zany tsy mahazo tambi-karama , tsy aleo ve ny orin'asa no ahodina dia mba atao @ tena ara - dalana @ zay , mandoa ny haba tseranana , omeo ny volan'ny fournisseur sns dia mba milamina ny tanana , tsy very ny asa ,
répondu par essera le 22/04/2009 09:18
2. soanja ( 22/04/2009 07:46)
fanou14:

mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny raha tsy zany tsy mahazo tambi-karama , tsy aleo ve ny orin'asa no ahodina dia mba atao @ tena ara - dalana @ zay , mandoa ny haba tseranana , omeo ny volan'ny fournisseur sns dia mba milamina ny tanana , tsy very ny asa ,



Izay tokoa mantsy ilay olana satria betsaka ny tsy mankasitraka ny hiodinan'ny fiainana amin'izao. Io no misy amiko dia izay misy eo atao izay hampisakafoana ny vahoaka raha tena miahy ny vahoaka rehetra tokoa isika.
Zay volam-bazaha any tsy mbola fantatra na omen-dry zareo na tsia. Sady anaovany tsifoifoy.


3. essera ( 22/04/2009 09:18)
Efa ela aho no naheno an'io resaka io fa fantatra ihany moa izy izao. Fa ngah reo mety hanaiky an'izany e.

Mampalahelo ange fa ilay ambo-po koa tsy afaka mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0784