Tokony hanao Fety isika Tim ato fa afak i Penguin !
1. xxx (
21/04/2009 18:15)
Vaovao tena mahafinaritra sy lehibe izay tsy azo eritreretina sady mahafaly tokoa dia ny fahenoanay fa afaka tao amin'ny Capsat i Penguin fa tsy voatana intsony !! ny tsy fantatra fotsiny dia ny hoe nampisotroandry lerony PIPI ve lery sa nalefany amzao , iEssera aza moa de nahasahy nilaza fa mety nampihinandry Le capsat reo K... mihitsy izy any fa tsy misangy hono ry zalahy ireo ! i Penguin koa moa efa noraràna tsy hiogahoga teny Ambohitsirohitra teny fa nanao ihany ! oe hanao Maritiora koa hono lery ! kay tsy maty fa de nisotro ditsaka fotsiny zany !
ka ny hadalany anie ry molota no nitapitapy teny Ambohitsirohitra teny e, efa hita fa mbola mafanafana ny tany de mbola nandrangitra teny foana lery de vita matavy teny