Manahoana aky izy ao ? tonga soa any hono !!

1. vazahangita ( 21/04/2009 07:47)
Vao henoko hoe lasa any izy dia niantso an'i pasitera aho !
miakatra kely foana ny tosidràhanko vao henoko hoe lasa any izy !

surtout izaho vao nivoaka ny hopitaly izao ! aza manody!i dada8 efa ho avy frantsa ity anefa lasa sadasada manoloana ny olana ato an-toerana
répondu par xxx le 21/04/2009 09:48
2. xxx ( 21/04/2009 07:49)
ndry koa !! efa herinandro izay izy no tonga aza manahy e! tsy manao politikaw..oudy akory izay ka !
ndry mbà mamorina eritreridratsy ry tgv to tsy miady amin'ny politikany izany
3. xxx ( 21/04/2009 07:51)
vao tonga izy dia nanapaka ahidratsin'ny zaridaina , nikosoka trano t@

borosicoco , nanasa vilia sns e ! idada8 nilaza fa hitondra vatomamy ho azy

ndry kosa e ! so dia izany no atao hoe fialonana
4. vazahangita ( 21/04/2009 07:56)
ka efa be ihany izay politika nànakanana azy tsy ho ambohibao izay fa toa ankitifitifitra be any retsy ny capsaty toa tsy voafen'ny dada8 intsony ka matahotra aho , hihintsana ato daholo indray ny volokeliko efa tahitahiana ity :oops:

hiantso an'i ANDRYBLACK aloha hanampy ahy hikosoka borosy coco fa vizabizana kely e !
5. xxx ( 21/04/2009 07:57)
IO FIALONANA IO RAVAZAHANGITA HATSAHARO FA MANIMBA ZAVATRA BETSAKA
6. ravalotgv ( 21/04/2009 07:58)
lasa vatomandry leizy sa lasa vatovy

sniff
tchroufff

sao de vaoniny

:@ :-@ :@ :@ :@ :@
7. vazahangita ( 21/04/2009 08:06)
fa ny tsy tiako dia niantso ahy tay anie dada8 e ! dia nataony fitaovana hampandroso ny projet-any izany dia tsy fatatro intsony fa tao navadiky ny VOICI
gasy dolidoly ny resaka

sanganehana aho retsy fa dia atao ahoana e ! ny vonin'ilay borosy coco izao najanony aty sao dia ilaindry ?
8. xxx ( 21/04/2009 08:08)
Tsy ilaiko retsy izay voniny any a! efa nividy aspirateur moderne misy borosy coco zà fa merci bcp
9. xxx ( 21/04/2009 08:08)
Miakatra ny Alzheimer le aza a !!!!
10. xxx ( 21/04/2009 08:09)
Tsy alzheimer no nahazo an'i vazahangitanay fa fibrom niampy depression , iza io manely resaka hafa io :lol:
11. vazahangita ( 21/04/2009 08:12)
mbà loza aky ny gasy a! mamadidresaka tsy tratran'ny alzheimer izany zà , mbola tsy 70 ans aho akory a!
12. vazahangita ( 21/04/2009 08:13)
Taiza koa no nisy frantsayngitavolo e ?
13. xxx ( 21/04/2009 08:14)
aza miraharaha fa volongita izao no lamaody
14. hihihihihi ( 21/04/2009 08:16)
IZAO RESAKA TSY MANJARY IZAO FOANA NY AN NY VAZAHANGITA AIZA NO TSY HAHAZO VAHANA I LE8 HAMPIADIANAMPIHAVANA
15. vazahangita ( 21/04/2009 08:18)
ohatra fotsiny ilay hoe mpihavana fa tsy misy mpihavana eto a ! sao misy hamadidresaka indray
16. vazahangita ( 21/04/2009 08:23)
blem be foana retsy izany fiainana izany , manao zavatra indry misy manenjika , tsy manao zavatra indry misy manenjika i ANDRYBLACK hono efa tonga soa koa

NY taona mandroso aleo hajanona amin'izay tia manenjika olona lava ity fa loza!!
raha tsy maharary toa izao tsy mahatsapa izany
17. xxx ( 21/04/2009 08:23)
Sao dia vache folle akia raha tsy alzheimer !!!
18. ravalotgv ( 21/04/2009 08:23)
hihihihihi:

IZAO RESAKA TSY MANJARY IZAO FOANA NY AN NY VAZAHANGITA AIZA NO TSY HAHAZO VAHANA I LE8 HAMPIADIANAMPIHAVANA

hihihihihihihi
ary to tezitra ra hihihihihhi



:^) :^) :^) :^) :^)
snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
19. vazahangita ( 21/04/2009 08:25)
vache folle mbola azoazo fa ny fibrom miampy depression sy ablation na uterus
sy ny hafa tsy ho lazaina a !

ary iza koa aky ireo miditra amin'ny tsy tokony hidirany ireo a !
20. vazahangita ( 21/04/2009 08:28)
Aza hampidirinao eto izay hihihi anao ravalotgv a ! dia ianao koa tsy nasaina hiditra amin'ny resakay , mahalàla fomba au moins

izay anie tsy hiady akory fa ianao no mitonatonana eo e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085