Manahoana aky izy ao ? tonga soa any hono !!

21. xxx ( 21/04/2009 08:33)
marina aky ny an-dry tokony mbà hampianarina mahalàla fomba kely io ravalotgv

bisous be fa handeha hanao shopping aloha dia hitondrako ny matavy indry

midikidimpoana mihitsy i ravalotgv

lazao azy aky hoe répétition n'ny théatre nasaina ataontsika roa ireo fa tsy tantara tena marina akory :*
22. vazahangita ( 21/04/2009 08:35)
IZAO VAO FANTATRA MAZAVA HOE IZA I RAVALOTGV
23. xxx ( 21/04/2009 08:38)
Izay fa dia mirary fahasalamana feno sy mirary soa ho an-dry , aza mihafahafa raha misy manahirana , aza manahy aminy fa tsy politikamw...oudy no ataonay ato

bisous
24. xxx ( 21/04/2009 08:45)
Teneno izy hoe hendry be anie izy iny dia ho lasa hendry tokoa fa rehefa haparitakindry hoe jiolahimboto be iny kapaina tsy hita fery dia hananararaotra
ny galyfantsy hilalao aminy , samy misy andraikitry ny mpitondra vokoa io e !

aza kivy anefa fa nampanatena fiovana ny filoha vaovao andry :idea:
25. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:53)
Ka tsary te hiditra @'le resaka fa toa manao sarin'ady koa nareo zany an!! Efa ela anie no kopy @'ity sarin'adinareo lava ity ny tenanay fa mba mody snob de maka sisiny e. Sa combat seule de tonga @'le fitenena hoe "ASIAKO MAFY NY TENAKO MBA HO MANGANA"
26. xxx ( 21/04/2009 09:36)
Tsy misy zavatra azon'i tsy afo eo sao dia hotongavan'ny capsat any indray vao higàgàn'ny manodidina eo
27. xxx ( 21/04/2009 09:48)
dé ho mangana eo i tsiafo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078